Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Lasa i SIMBA! :(

Messages recommandés

Amin alahelo lehibe no ilazana antsika Fa nodimandry anikeo maraina i "Mahazo" Alias SIMBA, l'ancien co-équipier de Henintsolberg en Cross car sur AR2. Tao amin ny resaka Cross car no tena nahalalana azy, izy ilay pilote anisany nampalaza ilay fitenenana hoe sokatra. anisan 'ny membre fondateur ny ACCT izy ary nafana fo tokoa.
Ny toerana misy ny Razana sy fandevenana dia ho lazaina miandalana
R.I.P letsy a!

Photo Lors du Rallye Total 2008 quand il faisait l'animation a Anosizato

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia mirary fiononana hoa n'ny fianakaviany ny tenako manokana na dia tsy nahalala sy nifanerasera taminy aza ny tenanay Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia mankahery ny fianakaviana sy ireo namana rehetra nifanerasera taminy e indrindra ny ao amin'ny club ACCT

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Condoléances à l'ACCT;
Mahazo ou Lemaha était un copain avant d'être un voisin de quartier dans le temps.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny famangiana D atao ce midi miarak am'ACCT tsika, eo ambohidroa ambodimita eo @ lé misy billard eo no mifampiandry. 12h30 tonga eny ngamba efa norma. Rapitso marian no hiaal ao ny razana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fihononana ho an'ny fianakaviana sy ny ACCT!! prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tena moa tsy de nahafantatra an'i "Mahazo" Alias SIMBA fa de mirary fiononana ny fianakaviany ny Team Rond Point

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena @ alahelo lehibe tokoa ny nahenoina ny vao² io... Mirary fihononana feno hoan'fianakaviana sy hoan'ireo Niara niriariha niaraka t@ Mah .....
Dia hoan'ireo izay afaka dia androany @ 18h30 noho hamangy ny namana sy tapaka eto @ Forum koa ny fotoan dia any Ambohidroa Ambodimita ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toutes mes condoléances à sa famille et à ses proches
Requiescat in Pace

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

RIP letsy bandy akama a! Crying or Very sadSad
dia mirary fiononana wany fianakaviana!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

C'est toujours les meilleurs qui s'en vont en premier...
Miombo-kalahelo am fianakaviana sy ny ACTT ny tenenay. Rip letsy elà Simba. pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toutes nos condoléances pour la famille et le club ACCT
Le ROND POINT RACING TEAM

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSadSadSadNoNoNo RIP letsy bandy akama
bandy nilay lery leu, nilay mitsy, lery nanoro sy nanampy fôna teny amin'ny piste sy tao am garage. NoNoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...