Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Andry

Famangiana manjo : vadin'i Lolot

Messages recommandés

Maneho fiaraha-miory sy mitondra teny fampiononana @ fahalasanan'ny vadin'i Lolot (pilote 205, nisy fotoana niaraka tam Veroo). Mahereza letsy Lolot.

ANDERS

Mba hampitao amin'i Lolot ny fiarahako miory aminy sy ny fianakaviana. Enjana ny toy izao saingy kosa ho antsika kristianina dia mitraka hatrany miandry indray ny fihavian'ny Tompo. Koa ny herin'Andriamanitra anie hoe handrotsaka ny fanahiny mba hampionona sy hampitraka anao sy ny fianakavianao. Mahereza hatrany fa mbola lavitra ny lalantsika. Dia mahaiza mionona hono hoe. Na dia aty lavitra aty aza ny tenanay dia miara-mitondra aminareo ny fahoriana mihatra amin'izao fotoana izao. Hitondra am-bavaka ho azy koa izahay aty.
Salutations
José dit Jojo Be et sa famille (Yaoundé)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny Rallygasy dia mamangy @ fahoriana ary mirary fiononana feno!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toutes nos condoléances pour la famille
Le ROND POINT RACING TEAM

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

@ alahelo lehibe ny hahenoina an'izany vaovao mampalahelo izany koa dia @ anaran' so6 sy @ anaran'tenako dia mirary fiononana feno

Soafahana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamangy am fahoriana de mirary fiononana ho an'i Lolot sy ny fianakaviana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...