Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

:D

Messages recommandés

Christophe B+ a écrit:
Mandefa an inty annonce inty aho fa nisy nangalatra tao antanana ny
- jante OMP Mille Miglia 15" pour VW + Pneu Terre Pirelli 15" (01)
....................................

tsimaintsy amin ny domaine ny rallye ihany no hivarotan ireo mpangalatra azy ka mba mangataka an'ireo izay mahita na ivarotan'olona ireo entana ireo mba hilaza amiko na MP na eto na an-telephone!!
Misaotra zalahy amin'ny fiaraha miasa a!



Tena tsy milamina mihitsy eto @ tanàna fa ny anay koa nge very juste talohan'ny début de saison :

- Pneu terre 15" Pirelli Pzero ( 2 ) avec jante 205GTI 1.9 (2)

- Amorto BILSTEIN tarage terre gpe A

- Divers materiels d' assistance....


Tena marina fa tsy maintsy any rallye ihany ny ihafaran'ireny e

Crying or Very sadsml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kay leoaza a!!! tena bobaka mits ny mission tato ato fa mila mitandrina!!!!! palepale amzay le jante OMP masaka be mits leuleuhhhh!!!! Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Trop b fa efa sur commande zany. Am rallye manaraka tonga d manatrika visite technique mitsy d jerena daolo ny renault sy golf mandray départ rehetra, surtout hoe tsy mitovy ny jante amin'ilay daba.
Manomboka zao mahazo efitrano manokana mitsy ny Braid zany fa tsy matory eo an tokotany intsony lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Henjana kou zany lé!!! Je pensais pas hoe misy olona manana fisainana otrzany @ ty sport ty... Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Naisha a écrit:
Christophe B+ a écrit:





- Amorto BILSTEIN tarage terre gpe A



Crying or Very sadsml2


Tena otrn misy an'io zao ato am tsika ao ry Nahisha fa arrière fotsiny an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...