Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Boobarak

Mitady toro-hevitra mombana accessoire vitsy²

Messages recommandés

Misy moteur sy caisse 106 xsi ana bandy akama mba te ho préparéna ka mila hevitra ny momba ny fomba hahitana:
1- Amort regler @ special gasy Bilstein na Konipiste na Viarouge, izany hoe combiné filté sy jambe de force sahaza ho'an le caisse.
2- Bacquet & harnais, compte tours, autocom, sns mikasika ny interieur
3- Innona no karazan'le tube fanaovana arceau de aiza no mety hahitana
4- Pneu terre, tokony ho firy eo ho eo ny dim /ref favorable ho an'le caisse de aiza no mety hahitana.
5- Auto bloquant QUAIFE na PTS compatible @ boite de type MA 24 canalures.
Toutes propositions sont envisageables,
Koa misoatra mialoha @ fanampiana. cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny momba ny tube hanaovana arceau angamba no afaka ambarako, any amin'ny Ets RMB ao ankerana no mividy, tube noir no ampiasaina fa tsy ilay galvanisé, ny momba ny specification sy confection an ilay arceau ngamba dia maka boky kely ao amin'ny fédé no mety. zay no mba fantako fa miandry ny sasany dray o!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny pneu Terre any @ Yachine elà afaka mi-commande de ra 106 zany /14 no mety fa ra /15 dia lasa mavesatra le daba angambany QuestionExclamation

Dia ny marque pneu PIRELLI izy zay raha tsy diso aho fa any Afrika lery no nahita fournisseur an'io no to sady mora % @ manafatra Steward
Ny vidiny to mora Question fa raha ny fitadidiko dia 750.000Fmg livré na mety mihoatra kelin'io .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boobarak a écrit:
Misy moteur sy caisse 106 xsi ana bandy akama mba te ho préparéna ka mila hevitra ny momba ny fomba hahitana:
1- Amort regler @ special gasy Bilstein na Konipiste na Viarouge, izany hoe combiné filté sy jambe de force sahaza ho'an le caisse.
2- Bacquet & harnais, compte tours, autocom, sns mikasika ny interieur
3- Innona no karazan'le tube fanaovana arceau de aiza no mety hahitana
4- Pneu terre, tokony ho firy eo ho eo ny dim /ref favorable ho an'le caisse de aiza no mety hahitana.
5- Auto bloquant QUAIFE na PTS compatible @ boite de type MA 24 canalures.
Toutes propositions sont envisageables,
Koa misoatra mialoha @ fanampiana. cheers


raha mila manafatra ramose dia andefaso MP fa azo dinihana santaafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za manana manuel de préparation 106s16 GrA (terre/asphalte) en pdf mety misy azo akana idée ian le izy ra mety @ la e .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali e!

Mahafinaritra zany projet zany fa dia mazotoa, ato misy lien fa hoan 'ny prépa moteur sao dia mbô ilaina ihany.
ato

Raha mba mety asina sary madinidinika sy na reportage kely mintsy dia tena vao maika milay!!!! Very HappyVery HappyVery Happy
Mba hianaran' ny aty aoriana e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pedal2droite a écrit:
za manana manuel de préparation 106s16 GrA (terre/asphalte) en pdf mety misy azo akana idée ian le izy ra mety @ la e .

zany zao tonga d otrn mety raha atao upload d asiana lien ana téléchargement libre eto am forum an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...