Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Nandao antsika Herivaika

Messages recommandés

@ alahelo lehibe noho nahitana tao @gazety fa nandao antsika hi HERIVAIKA (tompon'circuit ACCT Ivato), Mandry ampiadanana dia mirary fiononana feno hon' klioba Acct sy ny fianakaviana iray manontolo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pale
Mirary fiononana @ fianakaviany sy ny klioba.
za tsy naheno feo mihitsy mikasika ny famangina sy ny fandehan'ny fandevenana (no tsy mba mividy gazety mihitsy)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fiononana feno ho an'i Fianankaviana sy ny akaiky azy ary ny ACCT!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamangy fahoriana ny fianakaviana tenako dia mamangy ny ACCT ihany koa .R.I.P.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RIP, mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny ACCT

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mirary fiononana ho an'ny fiankavina sy klioba ACCT , mandria ampiadanana Herivaika!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mirary fiononana ho an'ny olona akaiky azy rehetra izahay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...