Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Session Argentine 08

Messages recommandés

Aleo ry zalà alefa ato daholo ny resaka momba ny session antsika @ tity arg ity fa manjary bordel be raha hifangaro atsy daholo a!!! saaa???... Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

MDR lol!
Brrrrrrrrrrrrrrrrrrr hihihihi!!! geek
zafady fa tsy aritro mintsy lé brrrrrrrr!! MDR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
MDR lol!
Brrrrrrrrrrrrrrrrrrr hihihihi!!! geek
zafady fa tsy aritro mintsy lé brrrrrrrr!! MDR


Atraty lesy io a!!za koa latsaka foana vao mahita an'iny

Brefff.....au fait plutôt pluie ngamba leiz fa mety tsy hisy brouillard...fa zany hoe assaa.... mieux vaut prevenir que guerrir hoy ny vaza zay !!!!!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa rahoviana no manainga Very Happy Izany hoe ao anaty orana tanteraka izany io rally io Rolling Eyes
Dia misy reco ve ry zalahy rariva?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Fa rahoviana no manainga Very Happy Izany hoe ao anaty orana tanteraka izany io rally io Rolling Eyes
Dia misy reco ve ry zalahy rariva?


Aiza kosa dia hoe ho anaty orana tanteraka e !!!!hihihi...ilay meteo alony sura fa ho imprevisible dc surement tsy maintsy misy journée pluvieuse io!!!!Evil or Very Mad..efa nisy bandy navôkan'ny orana manko hitako nimenomenona tao @ forum rallysim tao dc surement misy piste humide ny ES sasany.
Ny reco rahariva dia asakasaka isika iany ko !!!..raha misy mazoto dia lasa io ee!!!hihihi:lol!:...ahona zany ramatoa?? elah no mpanjakan'ny creation de session ato ko !!!!hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

okay ary éé cheers
mbola nidonginy rafotsy koa ny PC t@ omaly dia tsy afaka nilalao mihintsy. Crying or Very sad
rariva ary asiako session "reco gasy" éé lé spéciale du jour2 PM et 3 no atao avy orana sa ahona? Question ireo aloha no hitako hoe mety hisy orana aloha raha ny météo no jerena.
zay ary fa dia rariva am 22h vé mety??
Question ary roviana isika no manao an'lay session officielle?
Question ary ahoana koa zany plantage PC zany fa toa bobaka iany no tratran'ny PC mi-plante après départ ES. Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Okay izany e!! Membre zay zany rariva ko!!! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aza maika manao le mise à jour 1.0.8 fa reveo am le 1.0.7 alo an!!
otrany misy blem le farany io....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

RDV 22h (lera aty amintsika io) session public "reco gasy" izay mazoto éé bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
RDV 22h (lera aty amintsika io) session public "reco gasy" izay mazoto éé bouncebounce


Okay!!!Randrianadou alias Dodanen sera de la partie !!!!mdrrr:lol!:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nikatso ny SS7 Evil or Very Mad Ny SS1 à SS6 nety tsara na dia ny fatahorana aza no tena betsaka cherry

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

pfff...ny ahy retour au bureau ndray ny ss7 e !!!!!!Evil or Very MadEvil or Very Mad..tena mandreraka mintsy !!!..mety le MAJ farany ngamba no mampi-deconne an'ilay izy otran'io lééMad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa ahoana ny mi-basculer boite auto ry zalah fa toa tsy mety sa za no tena doudou?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena juste b amiko personnelement le 22:00 fa tsy koi fa am manaraka miezaka.misaotra ny rehetra na izany aza!milay é

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
miditra ao @ file elah d aveo setting d aveo ovao transmission automatik raha tia hitondra @boite auto...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mlay be éé cheers
efa hita aloha fa dia mbola mila kotrana henjana fa tataka be am'speciale sasany cherry
na dia izany aza mba nety ihany fa vao niditra avy orana tondéé affraid
am manarka ndray éé bounce
Sleep
Sleep

Sleep

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ampy zay ry zalà !!!hihihi...nafinaritra ny androany ariva na d teo aza ny bug samy afa!!!!..confirmeo iany lé jeudi aliny raha misy afaka laisany aa!!!..zay mazoto foana manko !!!Razz..maztou ee!!tsy anao ny SS roa farany aho fa vizana kléé...
Bonuit daholo:lol:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka ny ahy nge mbola tsy ao ilay MAJ farany e!! Evil or Very MadEvil or Very Mad Tsy mbola ao koa ilay conduite @ orana ny anay raha ny fijeriko azy!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa stylspheed sa iza iny scratch mangeha koa an!! lé S2000 mintsy koa no efa mandeha koa éé!!
rapitso zany dé kotrana sous la pluie fotsiny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Noconfusedconfused

Sleep
Ny tenanay to tena hianatra ho tonga amin'ny spé rehetra aloha de zay fa raha le diff tps de tena tsss; ^mety misy steup mila hay koa angamba e; fa gaga ihany za amin'ny inter sasany fa tena efa manomboka tsy araka intsony ny mijery ny lalana fa mbola misy ecart 10-20 sec ;

mba omeo setup moa e
pneu
amort
freins
differentiel
fotsiny anie

lol!What a FaceWhat a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mitovy ihany iska sy dadah am'lé setup fa za vao mianatra tsikelikely fa mbola tsy ao mihintsy Sad
raha ny focus 06 aloha dia toa efa mba azo atao izy amin'ny setup par défaut ka dia io aloha no ho entina amin'ty argentine ty fa tsy té hitsapatsapa.

Ny tanjona aloha amin'ty argentine ty dia ny hahavita ny rally é king fa raha mahavita dia mety ao amin'ny top 50 eo angamba! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay zany kotrana laisany zany an, ny tenanay mo d mkotrana seul fona a defaut de connexion a domicile
fa zao.... am le session officiel rovina laisany no anao, tsy alo mbo manao delegation miara mizotra lol!
ny ahy zao otran'ilay vendredi à 19h00 (zany hoe 21h00) aty no otrany eritreretiko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay setup kely nisy nanome teto iny zao ny ahy no narahako Cool Misy différence kely ihany ny comportement vam avy eo fa tsy dia hita hoe manao ahoana loatra par rapport @ setup original-n' ilay focus06.

Sinon, manao be mihitsy ilay 207 ka Very Happy

Ary nga tsy raikitra ilay fihaonana kely e!! clown

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le fihaonana ngamba tsy poinsss fa efa atomotro b
Tsy aiko alo ra dispo i dodanen e, fa za tsy tafa fa somary tsy manapotoana am ty fin de semaine ty.
Sinon ra apres ty Argentine ty afaka asina rencontre kely , handinihina ny ho avy sa...? ra herjo ko manko efa aty am tanana am zay, na de izarana experience amin'ny resaka setup fotsn aza ohatra lol!
amizay atao tsika masaka reo vzongo reo lol!
sinon mbola betsaka ny mpanao an io lalao io fa tsy re itsony: atsoina manokana i bibill sy poeticturbo Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za koa tsy tonga saina léé !!..hay efa alakamisy tsika zao !!! za mbonihevitra hoe alarobia !!!!!!Sad tena atomotra marina raha rahariva no atao olai fihonana fa aleo @ herinandro e!!saa....??ohatra hoe vendredi alina prochain iny dia tonga efa samy mandamina ny prog-ny daholo!!..tskoi fa any amiko malalaka afaka mivalapatra mintsy tsika mi-games!!!lol!lol! sy mizara traikefa...
Ka mety ve zay saa.???

Sinon ilay proposition an'i bigbang miara-mizotra koa ahona?? raikitra ve??mba manao combat ao tsika samy gasy ee!!mafinaritra koa zay !!!!hihihi..fa na radm alina zany na samedi alina lé minuit??:affraid:hihi..asakasak'tsika iany io.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Teneno fotsiny hoe raovina ilay miara mizotra dia efa manamboatra saina izahay lol!

Ilay fihaonana poince foana ho anay raha vao aoriana ny 18h Wink
Sinon, tonga mavitrika ny tenanay @ session rariva (misy tokoa moa Rolling Eyes )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ilay zoma aloha no mety amiko éé, na ilay @ sabotsy vao maraina @ 2h iny na ilay zoma alina @ 22h.
Ny rariva aloha dia kotrana avy orana ny ahy fa io no tena misy lesoka be.
Sinon mbola anao session public foana mba hijerena temps sy evolution. même place, même heure ke hier.
Tongava masiaka daholo. (miandry anao ry bigbang aa) tongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok ho ezahina lé raalina aza e, aza d tena atao avy orana daolo kosa lesy e kelikely iany lol!
a 22h00 aza (heure aty io)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha mba mety lesy d ataovy 21h45 ny heure an'ilay session a!!!!..dia ny depart première voiture no ataovy 22h!!!!..@zay mba afaka miditra aloha²!!!!izahay tsy manana ilimité manko vao tafiditra ao @ ilay live dia manapaka conection @zay tsy mandany !!!!!!!Embarassed....ka raha mety dia aleo hiditra mialoha izay afaka fa ny depart SS1 no 22h.....
Misaora mialoha ee!!!Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité bigy
zay ono ramatoa a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
OK, 21h30 dia efa misokatra ny session fa 22h vao manomboka ny ES1. midira ry zala ao amin'ny chat dia mba miresaka entre 2 spéciales éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

shhh....tena reveo milay ao ry zalà fa tena ratsy vintana foana aho aa!!!...Evil or Very MadEvil or Very Mad..tena ilay RSNetwork mintsy no mikorotana ato dc mila re-instalena depuis le debut izy rehetra..fa tsy tafifitra session mintsy za (sosokapa mintsy za zany lééEvil or Very Mad)....reveo milay ao ee!!!..aleo matory dien'mbola tsy nanopa erakin'ny trano !!!!!!!Twisted Evil...fa na dia zany tena soso-p.... eeeee!!!!!!!!!!!!!!Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mbola misy session argentine ndray zé mazoto zao ééé!! drunken
za ES 3 fotsiny no nataoko teo dia mbola hikotrana kely ndray aloha!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NoNoNo
tena avy nanao session tamin'lerony miady première place teo fa tena tataka be nefa efa manao farak'zay mety amin'zany NoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa mbola mila ezaka b ny tenanay sy mitady volant koa fa efa misy jeux ihany lé thurusmaster t@ androny Colin 2 Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mba omeo sppny pneus ideal marina rangah fa misy fotoana tena svony lé dry

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha ny fahalalako azy dia mila ampiana kely ny pression pneu dia mitazona kokoa izy Wink

Sinon, tsy afaka nikotrana alina fa tena narary kely aho. Tsy maintsy naka repos raha te hilalao rahalina Laughing

Dia efa hamboary tsara ry Dodanen sao rehefa tena izy vao manondrana Neutral
Fa ilay blem moa mbola ilay miverina bureau tampoka iny sa...
Ny ahy koa manko nanao an'iny t@ ilay hulapai t@ afakomaly. Ka sao....

Sinon, tsy nazava kely amiko ilay hoe 21h30 no misokatra ilay session dia 22h vao manomboka ny SS1. Fa rehefa ohatrireny ve tsy maintsy miandry ilay heure de départ exacte?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay hoe misokatra a 21h30 amin'iny ianao d afaka miseconnecter am le session
Fa ny depart ny 1ere speciale no am 22h00

Zany hoe ra miditra a 21h30 zany d mbola miandry compte a rebours de 30minutes zay vo miatomoboka ny spéciale
De tsy maintsy miandry an iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia inona izany no tena avantage @ ilay 30mn mialoha Question

Rahoviana ilay miara-mirona sa @ firy no tokony hanontaniana? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra vao somary ratsy ny connexion de somary sahirana miditra am le session, ca te laisse le temps fotsiny zany oé mbola manana 30min la

le miara mizotra le session samedi soir à 22h zany hoe a minuit aty zany no eritreretiko

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:


Dia efa hamboary tsara ry Dodanen sao rehefa tena izy vao manondrana Neutral
Fa ilay blem moa mbola ilay miverina bureau tampoka iny sa...
Ny ahy koa manko nanao an'iny t@ ilay hulapai t@ afakomaly. Ka sao

Au fait ilay blm-ko tsy lé retour au bureau tsony ka..iny efa nilamina. Fa ilay za tsy tafiditra session mintsy!!..tsy reconnu mintsy hono ny login-ko d na dia login afa aza no ataoko ao d tsy mety mintsy ee!!!!...

Efa inscrit pr demain 22h (minuit aty @tsika) za ry zalà!!..io no horaire mety amiko. Fa raha tsy mety @laisany tskoi fa samy maka izay tandrify azy eee!!..hihi..
Ny ahy koa moa ty tsy hay na ho tafaka depart iany na ahona fa tena misy blm mintsy lé ordi...efa no-resinstaleko daholo fa d tsy mety ee!!..raha manam-potoana aho radm dia ketreana ndray sinon d bone chance laisany!!! ...za koa moa efa sosotay be iany io t@ lé izy tsy nande omaly..
Zay fa ho hita eo eee!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
NoNoNo
tena avy nanao session tamin'lerony miady première place teo fa tena tataka be nefa efa manao farak'zay mety amin'zany NoNo


Zao ry zalà no zvt remarkeko atr@nanaovako an'ity live ity a : Ny essentiel dia tsy ny fanaovana chrono milay fa NY HATONGAVANA à chak ES...Ny tena ideal dia tsy mi-abondone mintsy isakin'ny ES satria ilay pénalité tonga d maha kivy bee !!!!!!!....io zao no nahavoa an'i Herjo t@ mexique farany teo!!tokony ho tsr classement be lery fa niongotra in'2 raha tsy diso za dia tonga dia nihemotra be!!!!
Ka zay : Aleo mande normal d tonga tsr dia rehefa pro otran'ry beels zay vô manitsaka be!!!hihi lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
izaho ko efa inscrit amin'io session io
a minuit aty, ny depart 1ere speciale à minuit et 15 eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon raikitra zany fa radem koa ny ahy!! Vao vita ny engagement!! Very Happy

Sinon, misy akama hanampy tsika ato ho ato Wink Vao avy nividy ny hilaina lery androany (omaly!!!) dia hikotrana kely dia sur fa @ rallye manaraka efa akama tanteraka cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mikotrana mafy mintsy ry His zany fa efa @ray maraina ve rangah mbola ao iany !!!!!!lol!..milay ee!!
Ary iza ndray zany kil ho avy zany??tsr ho fantatra !!!!hihihii

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raikitra ny miara mizotra lé Very HappyVery HappyVery Happy
manatena fa tena hoe avy ao daolo kosa zany an n'est ce pas dodanen???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...