Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Session Jordanie 08

Messages recommandés

ato indray ary ny resaka momba an'io éé!!
Mbola vao ianarana daholo koa reo spéciale reo ho anah ry zalah!! study pôzin'lé ho sarotra kouh io farao ho hitanareo matetika manao session public ndray zany zao ny dikany lol!
Sinon za poinss raha am'zoma soir no asiana fihoanana kely bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nanomboka reco kely ihany za omaly afro
henjana be daholo lé ss klé, tsy mety nahavita spéciale mintsy fa piège be daholo à chaque tournant affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba nanandrana ilay NoikerII ko za fa in-10 namerina mbola tsy tonga hatramin'ny farany ihany drunken Mody mahitsihitsy izay fa hay mamitaka be mihitsy!! What a Face

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary eto za vao tonga saina hoe mifanindry indrindra amin'ny ouverture saison rally eto amintsika kay io an Idea
mbola miosombovoka avy nijery rally zany dia manao rally virtuelle ndray lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hay
bonne zany
tonga d mahay be daolo avy mjery rally no manao RBR
otran' lé avy mijery kung fu io e lol!lol!lol! tonga d jackie chan daolo zay mivoka ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:

tonga d mahay be daolo avy mjery rally no manao RBR


Raha mba vitan'zany lesy!!!!..tsy efa pilote enjana daholo ny teto @tanàna???mdrrr...

Za nanandrana an'ilay ES rehetra fa lé noiker 2 alony tena méchannnt bee ..tsy tiako e!!..sinon ilay ES @australie somary technique be daholo!!!ny tena masosotra dia ilay antsana be atsy ambadika!!! vao tsy mahay dia efa lasa manao pik nik kely any anaty lavaka alony!!!!lol!..( dia avieo maka assistance@ilay bandy manao short kely sexy iny!!!Very HappyVery Happy ).fa refa hita kosa ilay izy tena matsiiiiro annn!!!Very Happy..sinn lé gué maro² koa milay be ny lomano ao anatiny !!!!!!hihihihii:P

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba nanao reco kely ko zany zay omaly (His, Peno, Kgb) What a Face
Lavalava daholo tokoa ny lalana!! Be ny pik nik clown Tsy sasatra ny miasa marina ilay bandy miaraka @ lay short sexy.
Fa ny tena olanay telo mitsam dia mbola tsy afa-po mihitsy @ réglage manette sy ny comportement ny vam tsirairay avy!! Ireo no tena nandany ny alina lol!
Sinon, mbola tsy hitako hatramin'izao ny faran'ilay NoikerII lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

Sinon, mbola tsy hitako hatramin'izao ny faran'ilay NoikerII lol!


hihihi..Ataovy lesy ilay noiker1 dia hitan'lah ny faran'ilay noiker 2 @zay a!!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa saika hita alina (10km iny vita iny!!! lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kaiza kaiza daholo !
Efa tena maka avance mintsy ngé nareo zany am préparation ny rallye ny championnat du monde a ! !!
Tena mila mikotrana koa za fa tena mety ho depasser nareo am zay a !!!!
Milay zany fa tonga dia ataovy milay.
Za moa mijerijery am RSRBRlive eo iany dia ra mahita session tonga dia ataoko ra afaka aho.
Okay dia mazoto daholo é ! ! ! ! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ahona daholo ry enjana isany a!!... lol! ....(Penô no tena mechannnnt mintsy omaly ann Razz ..milay e!!)...otrany nahita reglage afa ndray za ry zalà!!tafalatsaka 3mn26za greenhils2 t@ ilay izy!!!!!!!....tsy aiko raha miasa @laisany....(reglage @volant io ka tsy aiko raha mety @ manety koa).tsy tadidiko daholo alony hoe ina no nokasiahako tao fa tena nanampy be ahy mintsy ilay reglage no-imprimen'i big iny ee!! tena milay iny!!!!....surement alony ilay reglage mbola ameliorable ka mba zarao iany izay amelioration hitanareo ee!!! Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Chance du debutant lesy reny fa tsy méchant zany a. eo ndray zao de ikotrana be eo Very Happy . Ry ramatoa zany moa de tsy manaiky mintsy fa tsy maintsy mihena 5sec hono am herinandro ny tps Very Happy Milay le pression ka. tsara asiana matetika ny otr'reny fa ambiance e. Milay daholo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kaiza daholo éé tonguetongue
mangingina tsika zany, fa nahoana?? Razz
variana mikotrana mafy daholo vé ry zala aa!! study
efa hitanao kosa angamba zay ny arrivée Noiker ra His an!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misy bandy ray zay koa any lesy ramatoa milalao @ manety sady vitesy auto.adva anla tsara mitsy lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary ialahy izany ramatoa adv eo amin'ilay transmission a! (boite auto!!) lol

ho avy amin'ny manaraka e!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

miandry any zany adva bobaka zany mintsy ééé cheersBasketball
ny ahy aloha zay no nahazatra ahy dia tsy miala aminy ééé lol!
misy mazoto vé zalahy raha manao session reco kely androany???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aona zany reco androany zany. mety mazoto a ra zao de zao. hihihi tsita fa zao vo mi-connecte e. Sa efa tara? bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rahalina asivo ry ramatoa fa partant za!! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok!! poinss lé ra-alina zany ry zalah atao 21h30 ny début ss dé 20h30 efa afaka miditra session.
Azafady raPeno fa tsy misy hita nareo t@ maly D tsy nanokatra session za fa nanao session niaraka t@ zé tao geek fa hafa ihany lé session hoe samy gasy aloha éé Basketball

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Taiza Ramatoa nanao session? za ko nanao tao de resin'i Lucky doza. tena unlucky mintsy a tao. Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

session "la cso débarque" raha tsy diso za -> leader de la session ndray za t@ io fa zany hoe nisy s2000 iray zay ndray nanao B tao. tro bé lé s2000 reny éé No

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary Peno zany manao B amin'lé subaru an!!! tsé tsé an cheers milay mihintsy anié zany temps anareo tao zany éé

lé session rariva zany am'10h aty amintsika no afaka miditra dé amin'ny 10h10 manomboka!!! Twisted EvilTwisted Evil
tongava daholo ééé session "reco rallygasy"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Anga lasa niemotra am 10 ndray. ande atory zany alou. Reny ve de nande?? Reglage manette ary am reny mbola tsisy tokontany. za ko nde iova focus fa tena diso choix mintsy, tsy mande mintsy nedala Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tssss Evil or Very Mad
Vao décompte départ dia ni-plante soamantsara!! Evil or Very MadNo
Tsy maintsy ho ré-installer-na complet ny afera Evil or Very Mad Sorena tampoka teo za le Evil or Very Mad

Za nefa mba saika amokovoko mafy ery Twisted Evillol!
radem manarina e!!

Sady toa tsisy hita daolo ankoatran'i
Peno?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

miala tsiny fa tena tany amin'ny ss6 vao tafiditra fa mbola sahirana kely Neutral
zany hoe nahafa po ihany ny ahy fa ny hitako aloha zany dia ny réglages par défaut ihany no metty amiko éé! tena tsy zatra hafa intsony za fa otran' tsy aggressif zany tsony lé vam raha vao mikitika an'lé réglages Rolling Eyes
ny hitako koa dia milay B tro lé ss lava bé reny drunken tena tiako loatra lol!
enfin ny fahitako an'ilay rallye iray io dia mila mi-assure B am'lé ss voalohany reo D any anatiny faraparan'ireny mizeaka amin'zay fa betsaka no ho latsaka ao am'reo voalohany ireo Twisted Evil
rapitso ndray ary éé!!
aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... Sad tongava rapitso manao session éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Henjana. tena mbola mila reco maromaro. vo maika koa nampian'ny problem ram: tsy mahazaka tsony le 256 kely efa ela no ela. tena iova focus ary ry zala a. radem ndray e. d mba tongava amzay ny hafa fa lasa zay foana no gisitra am gasy e. Very HappyWink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Henjana. tena mbola mila reco maromaro. vo maika koa nampian'ny problem ram: tsy mahazaka tsony le 256 kely efa ela no ela. tena iova focus ary ry zala a. radem ndray e. d mba tongava amzay ny hafa fa lasa zay foana no gisitra am gasy e. Very HappyWink


Tandremo fotsiny fa in'1 iany no afaka miova daba anaty saison iray ann!!! sô dia hanenina eo!!hihihi..ka eritrereto tsr.... Cool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:

aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... Sad tongava rapitso manao session éé


Tsss...zay tsisy nety any antrano ko !!! hihih..mila mividy carte wanadoo foana ka lasa lafo be ilay manao reco raha hividy carte isak'izay mihetsika!!! Embarassed ....aleo refa manakaiky iny ny manche tena izy dia zay vao mi-sacre manao iany ee!! en tout cas ny kotrana sôlô no atao zany mandra-pà SadSad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

1°)Za ko tsy manana connexion any atrano koa ka tsy afaka anao le reco en ligne raha tsy refa any am derniere semaine avant an le rallye any ngamba.
2°) ny PC ko tena lasa godraka le lol! tena tsy zakan'lery le izy e, schhh Evil or Very Mad ram:256, celeron 2 Ghz de mifona lery na za aza kamo be mijery an le sary, zatra tam le pc an dodanen koa a Rolling Eyes
ngamba tsy maintsy iangavy an dodanen iany ampindrana PC, une semaine avant le rallye, na ny reco aza zao tsy mande amzay laoniny mihitsy Twisted Evil
Tena mila mi-invest kely amty fanaovana kilalao mafinartitra ity ny tenanay kou... Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:

Tena mila mi-invest kely amty fanaovana kilalao mafinartitra ity ny tenanay kou... Razz


Hihihi..ao zany vao tonga @ilay fitenenana hoe na ny tena izy na ny simulation dia mandany vola mintsy lé rallye ty e!!!!! Very HappyVery Happy ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay koa nge tsis net any atrano dé ts poins fa aleo marina refa akaiky leizy vo manao.za ra Peno mety anandrana 207 S2000 bom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB focus a écrit:
zay koa nge tsis net any atrano dé ts poins fa aleo marina refa akaiky leizy vo manao.za ra Peno mety anandrana 207 S2000 bom


Mividiana koa moov e!!hihihi..d tapahana isaky ny debut de ES !!!!! lol!lol! ...au pire elah mandany 10.000fmg eo raha manao session iray!!!( raha tonga d tapahana foana aa!!!fa tsy avela konecT en continue eo!!!hihi..)
Ny ahy zao 6000fmg teo no laniko ta@ Argentine farany teo fa zany hoe tsr tadidina fa @ dernière SS dia tsy maintsy konecténa ny ordi rehefa manao spécial sinon tsy lasa ny tps!!!!!!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany ra Kgb a. miandry anla ny team henjana ato fa mi-s'invest kely ela mividy carte moov lol!
Aiza moa no hahitana le 207 S2000?
tena hitako be le difference entre focus sy le sub de mety tsy hanenenana ka. Hiova Focus a ry zala sunny .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raikitra fa tsy kivy zany. Efa makaleo mintsy ry zala reo lalana reo a. otrany hanao examen zany foana vo mahita an'reo Suspect

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka hafa ilay mifapitsapa temps kouh na dia efa hay aza ny lalana afro
sady hitany ihany ny valiny rehafa any anaty rally any lol!

midira ao a@ chatbox ao ry zalh dé ao no miresaka entre 2 spéciales rehefa avy eo éé!! clown

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy hoe hay le izy fa makaleo. mampangovitra foana vo mahita NewBobs. Fa tsika manao foana ka. Marina mintsy hoe hafa ihany ny misy azo ifampitsapana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ahona asiana fihonana ndray ve radm ariva ee??? Razz ..hijerevana hoe iza no nivôtra be tao ndray ( na dia efa fantatra aza fa ra-penô ne tena vilainn mintsy @zao!!!! Razz )mdrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

vilain mintsy io bandy io ra dodanen aaaa lol!lol!RazzRazz
raPeno zao mety tafiditra any anaty top 15 any am'zao bom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ramatoa zany ho top 5 mintsy an Wink . Fa tena asio alou le fihaonana fa tsara be e. za @io ny sery t@ farany teo mbola tsy afaka hihihihi!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kaiza kaiza ry zala ! ! !
Tena misy blem ry zala ny RSRBRLive am zao. Donc pour le moment tsy afaka mi creer session. Fa tokony ho résolu aingana lay izy.
En attendant, omano ny kotranareo. Ranzokinay Sylpheed efa miandry anareo am lay 207 S2000 lol!
Sinon, mila tena mampiditra points am ty jordanie ty fa tena sao dia laozany zala am championnat eo.
Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany.
Sur é.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:

Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany.
Sur é.


Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? lol! ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! Razz ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Beelabba a écrit:

Zavatra hafa koa ty: za mba té iorganiser championnat gasy, nefa nareo mety tsy ho afaka ilalao en ligne daholo. Ra misy bandy interessé dia teneno aho dia hita eo zay fandehany.
Sur é.


Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? lol! ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! Razz ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! cheerscheers


à 200% pour mihintsy éééé flower
zay foana lé kozy hoe aleo aloha hiakatra na hanao recrutement RBRiste anao en ligne dé am'zay misy misy tsika!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay ko zany OK tanteraka. Fa araka ny fijeriko azy, efa mitovy hevitra daholo ihany angamba hoe mbola mila manao recrutement kely isika lol!
Ilay concurent vigntaine, sue za fa tokony ho tratra ihany raha izao faharisihin"ny maro te hilalao izao. Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, milay zany fa aleo samy mi-etudier zay formule mety ho tena interessant dia atao en commun ny hevitra ny rehetra.
Ka samy manome ny opinion sur comment organiser ce championnat gasy.
Tsy maintsy etudier iany koa aloha ny cas ny ireo tsy manana internet. Fa aleo atao milamina.
Mino aho fa ny moderateurs ato afaka miketrika an'io kozy io. Dia avy eo tsika manao meeting kely ahafahana mijery ny possibilité ny rehetra. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara tokoa raha misy ny Champ gasy ary tena mazoto @ izany ny tenanay.
Ary toa misy Blem ny Rsbr Live efa hatr@ Jeudi fa tsy mety misokatra
Hita ao @ forum ny sasany milaza ny handeha eny an-dalana miaraka @ G25 hono ary hanao toa ireny manosika pneu eto @ tanana ireny hono lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...