Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Mc Crash

SETUP RBR

Messages recommandés

Mc Crash a écrit:
dia mananantena anareo andray anjara fa ho an'izay mbola tsy nahita tao @ rallyesim dia ireto aloha misy liens tsara vakiana ihany avant toute choses:
http://www.xbox-mag.net/les-mains-dans-le-cambouis__5775.html
http://www.xbox-mag.net/article5776.html flower


hihihihi..tena mivaky loha miketrika setup mintsy laisany ann!!!..hihih...Na afaka mi-telecharge setup vita hoa azy ao @ BHmotorsport anie laisany raha kamo hiketrika eee!!hiihi..zany hoe tsy mi-garantir za fa milay ilay ao an!!!hihih...

Fa n'empêche interessant iany ilay lien faha 2 an !!! mba miteny ny tokony atao !!!!hihi..mety tsr aminay madinika !!!!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
amiko aloa tsy tena lafatra lé bhmotorsport fa mila modifier-na kely foana, amiko aloha zay an! aprés tout dépend du pilotage sy ny caméra;exterieur,capot,etc....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Omeo izany lien zany ry zalahy mba ho dinihinay e!! pirat Sao misy mahasoa ko!! Very Happy
Ny ahy zao ny blem: mba manandrana mi-regler vam dia avy eo enregistrer-na ilay config. Vao redémarrer-na ny rsrbr rehefa avy eo dia tsy hita ao intsony ilay config vao avy no-sauvegarder-na Evil or Very Mad Asa inona indray no nitranga tao Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Omeo izany lien zany ry zalahy mba ho dinihinay e!! pirat Sao misy mahasoa ko!! Very Happy
Ny ahy zao ny blem: mba manandrana mi-regler vam dia avy eo enregistrer-na ilay config. Vao redémarrer-na ny rsrbr rehefa avy eo dia tsy hita ao intsony ilay config vao avy no-sauvegarder-na Evil or Very Mad Asa inona indray no nitranga tao Rolling Eyes


Tena sode misy afaka mamaly io tokoa fa saika mitovitovy amin'io ihany ny olana e

Manao sauve de misy anarana; de apetrany ary amin'ny fichier savegames ary le setup sauvé
Miisa telo 3 ihany anefa le ligne azo hanaovana sauvegarde de possible mihitsy le izy mifanindry , efa hita ihanay aloha le atokana anaty dossier hafa zay tsy ilaina de zay ilaina no ajanona ao de hitany

fa le Setup ilalaovana androany hita fa somary nahatsara zavatra raha tiana hilalaovana ny ampitso de jerena daholo le details ao anatiny fa de mitovy zao ; lalana le omaly natao ihany no atao ; de miova le izy tonga de tsy controlable intsony ;
maty misy zavatra tsy tokony atao ve?
ohatra tsy mahazo miovaova fidirana
na le manao live de manohy Original game indray avy e
tsy haiko e
Satria zany zao rehefa championnat ve afaka tonga de micharge setup sa mila manamboatra foana aloha de iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary raha mitady install par defaut ry zalah raha hanomboka d iza no alaina?
d inona ny config mahazaka an'ilay izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
His a écrit:
Omeo izany lien zany ry zalahy mba ho dinihinay e!! pirat Sao misy mahasoa ko!! Very Happy
Ny ahy zao ny blem: mba manandrana mi-regler vam dia avy eo enregistrer-na ilay config. Vao redémarrer-na ny rsrbr rehefa avy eo dia tsy hita ao intsony ilay config vao avy no-sauvegarder-na Evil or Very Mad Asa inona indray no nitranga tao Rolling Eyes


Tena sode misy afaka mamaly io tokoa fa saika mitovitovy amin'io ihany ny olana e

Manao sauve de misy anarana; de apetrany ary amin'ny fichier savegames ary le setup sauvé
Miisa telo 3 ihany anefa le ligne azo hanaovana sauvegarde de possible mihitsy le izy mifanindry , efa hita ihanay aloha le atokana anaty dossier hafa zay tsy ilaina de zay ilaina no ajanona ao de hitany

fa le Setup ilalaovana androany hita fa somary nahatsara zavatra raha tiana hilalaovana ny ampitso de jerena daholo le details ao anatiny fa de mitovy zao ; lalana le omaly natao ihany no atao ; de miova le izy tonga de tsy controlable intsony ;
maty misy zavatra tsy tokony atao ve?
ohatra tsy mahazo miovaova fidirana
na le manao live de manohy Original game indray avy e
tsy haiko e
Satria zany zao rehefa championnat ve afaka tonga de micharge setup sa mila manamboatra foana aloha de iny


Sô dia diso "mode" laisany??raha vao diso mode manko laisany dia tsy hita ilay stup natao raha tsy copiéna ao @ ilay dossier ilaina. Ohatra hoa manado setup @ focus 06 mode gravel laisany dia rehefa sauvéna iny dia ao @ ilay dossier "savegame focus06 gravel"..ka raha ohatra ka mi-charge rsrbr laisnay ka tsy mode gravel no atao dia tsy hita iny setup mode gravel iny...azon'laisany??.na raha ohatra ka tena tsy voavaha an'ilaisany dia anotanio ao @ forum rallysim ao e!! ry lerony tena tena mahay mamaha an'io olona io ngamba..sady toundé misy mamaly foana ao...
Majtou e!!...

Ary nanao reco iany ngah laisany alina?? zay tsy afaka t@zany fa tsisy net eee!!!!hihii..@manaraka!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raalina mitsy vao anandrana 'ilay setup n'la a zao fa sahirana kely teo
merci tonton a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa azoko ihany iny resaka mode iny. Rolling Eyes
Rehefa no-copier-na tao @ WRC06 Gravel/focus06 ilay setup nomeny
Dodanen dia izao no niseho:
- Tsy tazana aloha ilay config any @ parametrage (ilay slot 3 nolazain'i
Dadah teo aloha izao vao fantatro. Fa mety misy hidirany @ ilay blem ihany)
- Rehefa mandeha ela ela ilay jeu dia mi-plante hatraminy PC iray manontolo mihitsy. No réinstaller-na ny pilote carte graphique, ilay manette... Tsy nisy vokany avokoa!! scratch
Mety ilay jeu iray manontolo mihitsy angamba no ho averina installer-na @zao Evil or Very Mad

Même manip no nataon'i
Peno tany aminy dia manome résultat hafa koa geek Fanina ihany zany za e!! drunken

[quote= Tsi2]Ary raha mitady install par defaut ry zalah raha hanomboka d iza no alaina?
d inona ny config mahazaka an'ilay izy?[/quote]

Miresaka manokana @ bigbang ingahy lol! Raha ny fahalalako azy dia:
- install RBR PC normale
- RSRBR08
- MAJ 1.0.5
- MAJ 1.0.7
??? MAJ 1.0.8 ExclamationQuestionRolling Eyes
Le tout fait 7Go, ny pc ilaina dia mila manana io espace dur io, carte graphique 128Mo, Ram 512Mo.

Fa io mety mi-plante ohatrin'ny any rehetra ihany an Razz Ny ahy zao PIV dual core 3Ghz, 2Go DDRam, Carte graphique Geforce 128Mo (FX5200) fa dia izao mi-plante izao ihany e geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa io lazain his io mitsy ka
ndraso hoe anandrana le setup raraiva d itako eo ra mdegany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy aloha tsy nisy blem ilay tany amin'i Dodanen : scratch
copiena ao amin'ny dossier focus 06 gravel dia avy eo renomena ho slot3 na 0 tsy tadidiko dia raha misy hafa efa misy anarana koa hoe slot3 na0 na1 na ??? dia hovaina arakark'zay ilay izy mba tsy hisin'ny conflit amin'ny setup. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka mety izay resaka slot0 - 1 - .... izay ngamba no tsy milamina raha izany ko Rolling Eyes Aleo fa ho asiana maso rariva!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
ny ahy aloha tsy nisy blem ilay tany amin'i Dodanen : scratch
copiena ao amin'ny dossier focus 06 gravel dia avy eo renomena ho slot3 na 0 tsy tadidiko dia raha misy hafa efa misy anarana koa hoe slot3 na0 na1 na ??? dia hovaina arakark'zay ilay izy mba tsy hisin'ny conflit amin'ny setup. Wink



Tena o zalahy an
Tondé de tondé de TONDE
paritazeo le passion e

Alefaso mail na mp le setup e (lolllll)

De arahana tsar araka io; mety samihafa koa zany ny setup mipetraka ao amin'ny WRC06_gravel sy ny focus06_gravel

Aza misy mandefa eo anie fa akatoko any ity site forum ity lollllllllllllllllllllllll
sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


Aza misy mandefa eo anie fa akatoko any ity site forum ity lollllllllllllllllllllllll


lol!lol! oka marina tonton aa!! jocolorjocolor
demandez et vous êtes servi hono geek alefa any aminao any ilay izy éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nena réinstall-ko de madeha tsara ndray zao fa le config tany @ Dodanen tadidiko fotsiny de naveriko manuel de cava e. cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:

De arahana tsar araka io; mety samihafa koa zany ny setup mipetraka ao amin'ny WRC06_gravel sy ny focus06_gravel

sunny


Aiza zalahy no misy izany focus06_gravel izany ry zalahy QuestionExclamation
tena ao @ lay savedgames tokoa ve alo no apetraka ilay config e scratch Sao za no tsy maharaka drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:


Aiza zalahy no misy izany focus06_gravel izany ry zalahy QuestionExclamation
tena ao @ lay savedgames tokoa ve alo no apetraka ilay config e scratch Sao za no tsy maharaka drunken [/color]


Ie tena ao lesy!!!hihihi..zany hoe raha tsy mety mintsy ny an'ialahy dia re-instaleo eee!!!hihi..aleo zao no mi-reinstale toy zay avt ny session officiele!!!hahaha lol!lol! ...d aza adino ny manao ny MAJ rehetra ap reinstalation Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Tena tsy mety hitanay mihitsy ry zalah le install a!!


Otrany tsy dia azoko loatra ilay fanotanian'i tsi² no marina!!!!!!!! Mad ...instalation RBR tsotra ilay izy sa instalation RSRBR??? De toute façon manko na RBR tsotra na RSRBR dia tsy maintsy mila an'ilay jeux d'origine foana tsi²!!! ka raha ilay jeux d'origine no ilain'i tsi² dia afaka ampidramina anie!! na koa 15.000 dia mahazo!!! Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

o ra Peno a le reglagen' le filtre manette mba kozio amiko kely eto fa tena adinoko stp Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka le izy kay no tsy azoko koh, neveriko hoe telecharger-na koa ny install ka y ve zany mbola mila mividy an'ilay jeu aloh zay vô mampiditra an'ilay patch e!!
ao fa hitady izay mivarotra an'ilay jeu zà e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za lesy manana le source an le jeux ra mila ela sady zaraiko fotsn santa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady ny mpivarotra sy ny misy an'i bigbang tsy dia mifanalavitra loatra lol!
Ilay courbe ireny tsisy lilolilona dia ny eo ambaniny: 9 - 9
Ny eo @ ilay misy immediat reny: 5 - 3

raha tsy diso za dia izay ilay izy Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Miresaka manokana @ bigbang ingahy lol! Raha ny fahalalako azy dia:
- install RBR PC normale
- RSRBR08
- MAJ 1.0.5
- MAJ 1.0.7
??? MAJ 1.0.8 Exclamation Question Rolling Eyes
Le tout fait 7Go, ny pc ilaina dia mila manana io espace dur io, carte graphique 128Mo, Ram 512Mo.


le RBR PC normale aloh izany efa azo fa le tohiny no mila mankany @ bigbang e!!!

fa aleo aloh fehezina kely le conduite vô miditra niveau hafa fa tena gidra be le izy (sady tsy misy volant fa clavier no miainga ato lol)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
@ izay indray: makany @ citic dia mividy manette Wink 75.000 fotsiny dia mahazo!! raha manan manette PS dia 50.000 Fmg ilay adaptateur USB Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Sady ny mpivarotra sy ny misy an'i bigbang tsy dia mifanalavitra loatra lol!
Ilay courbe ireny tsisy lilolilona dia ny eo ambaniny: 9 - 9
Ny eo @ ilay misy immediat reny: 5 - 3

raha tsy diso za dia izay ilay izy Rolling Eyes


Otrotr'zay le izy fa nena nisy novaiko kely farany teo de otsots'zao ndray ny fivokany:
- le courbe roa alou tsisy asiana mintsy
- le manaraka atao 9 na 10 tsy manin
- le manaraka 4 hahena 4 na 5
- le roa farany 3 de 5 (fa tsy 5 vo 3 ry His)

Andramo ndray alou io fa mety amiko alou e. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Tsi2"]

Citation :


fa aleo aloh fehezina kely le conduite vô miditra niveau hafa fa tena gidra be le izy (sady tsy misy volant fa clavier no miainga ato lol)


Aoka kosa lesy raha clavier léé!!!!!!! LaughingLaughing ...tena tsofiko rano elah tsi² aaa!!!! Razz ..bon couraj elahh!!!mdrrrr....fa raha za alony tsi² dia tonga dia maka an'ilya patch any @ bigbang ee:: dia daba gpeN no hikotranana mandra-pà fa reny maniable kokoa nohony tonga dia mandray WRC...ms bon... zay tian'lah iany io. Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy tafa mihitsy ilay Focus-ko ato scratch Midongy tsy mety velona ledala scratchlol!
Nandramana daholo ny fika rehetra omaly alina fa tsss, tsy niainga mihitsy!! Evil or Very Mad
no ré-installer-na ny RBR, ny carte graphique....: mi-plante foana Evil or Very Mad Vao miodina kely ilay jeu dia taraiky scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le FX5200 lesy otran tsy mazaka le izy tsony a, ny ahy ko mantsy io d aloko milamina fa nofa b

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
le FX5200 lesy otran tsy mazaka le izy tsony a, ny ahy ko mantsy io d aloko milamina fa nofa b


Azavao hoe ny tian'ny Mpanoratra hambara
Saode misy config minimum vaovao indray (Ram/processeur/ Graphique) ?
de le maj 1.08 ve? no mahatonga izany
Ka raha mijanona 1.07 ve mety haninona?


De iza ihany no hanome le setup e
Ny ahy aloha volant e; fa tena manapôka mihitsy ny manette an
Oh fotsiny ry Peno no mahita 05 47 amin'nyNewsbobsII
Efa safosafoina daholo ity hazo rehetra ity
Efa manisy frein à main
Efa miretrograde mihitsy mba hisintona kokoa le vam
Fa eee mbola tsy ho tratra mihitsy zany latsakin'ny 6' zany

De iza ihany no hanome setup e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:


De iza ihany no hanome setup e

Fa ina ny volant an'i dadah?? misy setup afa aty amiko aty fa tsy aiko raha mety alony e!!..andraso alefako refa malalaka iny za...radm ngamba....okay tonton aa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka ny ahy io ny carte grafik-ko taloa d otran'nandé tsara iany, d efa elaela tsy nilalao tam le izy d vao nreinstalléna d gaga aho fa lasa nofa b mihisatra b le izy, tsy aiko aloa fa mety le ana mitsy ko no efa ratsy:lol!:

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ho an'izay misalasala @ lé MAJ 1.0.8 dia ny ahy aloha mandeha tsara sous vista,ny PC tsy hoe enjana b ahoana fa norma fotsiny

Raha azoko tsara dia i Dadah ihany aloha izao no fantatro eto mapiasa volant(DFP sa G25??? sa momo...) ka raha é hanadrana Dadah dia alefako MP ny Setup . Izaho koa manko tsy tia manette(nefa io no tena ahavitana temps fa simulation moa no atao) dia zao ny volant vizana ka hiezaka ny ahazo avant Jordanie.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, momba ny resaka update 1.0.8:
normalement, mandé tsara lay izy, kanefa marina fa misy ny soucis madinika am PC ny sasany. Mais rien de grave. Dommage iany ra tsy instalenareo ny 1.0.8, satria efa obligatoire io, et en plus ao no misy ny 207 S2000 Very Happy

Mila sopapa koa nareo am setup. Misy lien ao am page RSRBRLive mi-expliquer any lay izy tena tsara. Fa bon, pour le moment, am io probleme io dia indisponible lay page.

Za perso aloha mampiasa Setup Manager. Ary tena hafapo mintsy.
Aleo expliqueko raim ary:

Setup Manager efa installer ao anaty RSRBR08. Donc lancer fotsiny.
Mais avant ça, mila jerena kely ny architcture ny RBR avant ça.
Donc dans le repertoire RBR, misy fichiers "SavedGames"
Dedans, misy fichiers kely be dia be avec le non des differents groupes de voitures. Ex: N4-S2000 ou WRC06, ou etc...
Rehefa micreer setup nareo, dia misafficher ao lay setup
voir image:

Les setups sont là dans le carré rouge. Reo setup reo azo copiena ao anty ny repertoire correspondant. Par exemple reo setup reo dia setup ny 207 gravel. azoko copiena dans N4-S2000-gravel. Mety atao dans tarmac, na snow, na normal.

Misy Page misokatra aho. voir image

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SUITE:

Donc ny setup azo deplcena na copiena pour les mettre en sureté.
Ny fichargenazy dia tsotra. Dans la fenetre Setup-Manager a gauche, afficher ny repertoire de sauvegarde des différents setup. Donc clicena eo am lay repertoire, dia atao en surbrillance lay setup nofidiana. Puis clic sur la fleche droitedia mi-apparaitre ao am fenetre de droite ny setup. Une fois efa choisi lay setup sy nato lay clic. Dia afaka appliquena dans le jeu am zay par un clic sur le bouton vert "appliquer ces reglages dans..."
Normalement, mietsika kely ny curseur. Et pour verifier, afaka deplacena vers le bas lay curseur et normalement tokony ho hita tout en bas les setups.

Points importants ! ! ! ! ! ! : Ny procedure de lancement ny setup manager dia tsotra: d'abord, lancena RSRBRNetwork, zay vao lancena Setup manager. Dia refa ijanona, dia ny contraire no atao. Donc fermena setup manager, zay vao RSnetwork. Maintenant, tsy obligatoire io, fa conseil omeko.

En ce qui concerne les "slots":
ny setup dia misy slot anak'telo (3)
0slot0
0slot1
0slot2

ny "0" voalohany dia ny reference ny fiara: exemple focus06 entraine 6slot 0.1 ou 2

ny numlero apres le slot dia numero ny setup
0 ny farany ambony, 1 au milieu et 2 en bas

Azo renommena ny slot ex: 0slot1 azo hovaina 0slot2 ou 0 fa tadidio fa miova ny toerany refa i charger reglage dans le jeu.
De plus, azo hovaina koa ny anarany ex: 0slot1_fonce-terre azo ato 0slot1_traine-pluie
Pas de problème de ce soucis.
Maintenant, ndray² misy probleme refa ao anty jeu ka icharger reglage:
ex: manana setup focus betsaka nareo. Mety mifanindry lay izy ! !
Dans ce cas, aza mikropaka ! andramo. Ra tadidinareo ny emplacement ny lay setup, dia ataovy "supprimer" lay setup eo am emplacement. Normalement tokony ipotra lay setup vaotsindry eo ambany. Ra tsy mboila mety dia mety tsy charger zany lay setup. Donc verifier bien de charger vos setups ! ! ! ! avant de partir dans ine spéciale.

Enfin, afaka micreer dossier setup perso nareo dans le repertoire savedgames. Tsy misy risque atahorana. Za manokana manana dossier perso misy ny setup tena precieux.
Autre point: attention fa ny mod mety miova. Donc ra manao setup gravel nareo mety miasa am normal io. ex: za manan setup gravel ampiasaiko am australie mod normal. mais dans ce cas, ny setupko dia sady sauvegarder ao anaty dossier "gravel" sy "normmal".

Aza adino entre chaque spéciale miverifier fa ny bon setup no charger.

Voila voila, ra sendra tsy mazava dia mamela message na contacteo za am mail.
A@

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hay ve zay no fampiasa an'iny setup manager iny e!!!!! EmbarassedEmbarassed ...za efa atriny ela no nahita an'iny fa dia tsy norarahiko mintsy!!!! Razz ..alô andramana ndray..
Ary ofet ina no dikan'ilay otrany courbe eo @ lé interfacin'ilay setup manager tazako t@sary teo ambony io??? sa style fotsiny io??? Laughing
En tout cas merci beels ann!!

Dia aza dia mirifatra loatra fa mandehana mora² iany @jordanie @zay mety mba hiady aminay ee!!!hihiii...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hono hoà ry zalah, aôna no fomba hazaona daba hafa kay raha hanao an'ilay ecole de rallye? sa misy fomba azo hangalana daba hafa?

ary tsy maintsy le RBR08 ve vô afaka mampiasa an'ilay setup manager io sa aôna?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

école de rally tsy maintsy subaru aloha kah!! Wink
ny rsrbr08 taloha D complet indrindra ka io zany no pack anakiray misy ny fiara sy ny mod ary fanampiny rehetra.
Izany hoe azo alaina tsirayray koa anefa ireo éléments izay hita ao anatin'ny rsrbr08 io . Ny lien de téléchargements no tsy hitako aloha momban'ilay setup manager fa jereo ao @ rallyesim ao fa mety ao angamba (mbola tsy mandeha anefa ny site @zao) flower
Zamampirisika any tsi2 andalo any @ bigbang maka an'lé RSRBR08 aloha fa adin'iray angamaba ny trajet anao mankany D azaohanao ny rehetra -> décupler par 10 ny hatsaran'lé RBR avy eo lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina mintsy zany. Une fois RSRBR08 installé, dia tena hafa mintsy ny vision ny RBR.
Pour Setup-manager, za mino fa azo ampiasaina io na tsy installer aza RSRBR08. Ny blem fotsiny dia mila tadiavina ny fichier installation. En plus, mety ho sahirana koa am lay gestion ny repertoire misy ny setup satria iny efa tonga dia integrer am RSRBR08.
Ra ny tsara aloha dia recupereo RSRBR08. Wink
Sady am zay tonga dia lafatra é!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci @ Bigbang aloh fa azo le RSRBR08 e!
d hanao install aloh zao d ho hita eo ny tohiny.

5mn aty aorina

vô tonga eo @ ity
c:\Programs files\SCI Games\Richard Burns Rally\Maps\CC2\track-43_N.lbs

dia lazaina fa
Une erreur est survenue lors de la copie d'un fichier : le fichier source est altéré

D atao aôna? ho abandonner ve sa ignorer-na?
le 07 manko nisy nanao ôtran'izay koa fa no ignorer-ko fotsiny d nitohy ny install ary nandeha le izy.

sa ve le copie no tsy namokatra? scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mety nisy données very tam'nanao an'lay copie.
Zay no mahatonga anio.
Andramo relancena lay install dia raha tena tsy mety dia mila manao copie vaovao ndray.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsi2 efa no installer-na ve aloha ny RBR orig alohany nanao ny Rsbr08 satria mety mitady ny Maps any ilay Rbr original izy izany. Ilay Rsbr any Bigbang mantsy vao ny installer-ko ny ahy vao t@ asabotsy fa mandeha tsara studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Tsi2 efa no installer-na ve aloha ny RBR orig alohany nanao ny Rsbr08 satria mety mitady ny Maps any ilay Rbr original izy izany. Ilay Rsbr any Bigbang mantsy vao ny installer-ko ny ahy vao t@ asabotsy fa mandeha tsara studystudystudy


Efa vita ny install an'ilay original ka,
fa nesorina dawl aloh ny CG sy ny pitsopitsony tato @ le matos d tsy nasina hafa tsy CG dia nataoko install direct avy @ ilay flash nandikana azy tany @ Bigbang dia mba tsy nitokona tsony lery raha tsy eo @ texture an'ilay Focus @ zao hamaliako izao.

dia recommencer fôna no atao aloh d hita eo indray ny tohiny.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
copieo anaty dur alo le fichier vao installéna an:
rsrbr08 alo, d le minstalle an io otrany mitokona zay izy am farany fa avelao eo fa mande iany io
zay vao mandé daolo le mise a jour: 1.0.5, 1.0.7, 1.0.8

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
copieo anaty dur alo le fichier vao installéna an:
rsrbr08 alo, d le minstalle an io otrany mitokona zay izy am farany fa avelao eo fa mande iany io
zay vao mandé daolo le mise a jour: 1.0.5, 1.0.7, 1.0.8


Tena efa ho 2h ah no niandry teto fa mbola tratran'ilay izy ihany r'efa tonga any @ ilay fiesta concept e! any hery ato d ignorer dawl fotsiny aloh z miainga rehetra

nitokona tanteraka mihitsy le izy d najanoko, kay lasa tsy nandeh hatramin'ilay original!!
ngamba le flash nasiako azy no tsy nilamina lety ry Bigbang a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Inona ny version windows ampiasainareo fa sao dia vista?
Raha vista dia aza ampandalovina progamfiles fa tonga dia atovy C direct

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny torohevitro dia manaova aloha desinstallation propre. Asio Ccleaner kely aloha anadiovana ny registre.
Zay vao installena RBR original. Tsy mila installena ny patch ny RBR fa efa intégrer ao anaty RSRBR08.
Vita ny installation ny RBR original, dia installena RSRBR08. Normalement, versd la fin, dia somary mitokona zay lery fa aza kitihana fa mandé foana ny install am iny.
Tsy dia hitako hoe inona no mety matonga ny problème. Tsy tokony ho soucis na avy ao am clé aza no installena RSRBR08, tokony mety foana.
Jereo marina aloha sao dia lay vista motraka bé no matonga any zany.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...