Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

MOD bang bang

Messages recommandés

Satri moa mety misy tsy nahita ity dia ataoko ato ihany ho an'ireo :

Bang bang manager ho an'ireo fiara kely feo (za manokana aloha dia tsy tia fiara kely feo lol! )
http://download.rallyesim.fr/Install_BangBang_Manager.exe

andramo ilay bang bang v1 dia ataovy à fond ny maneno (na casque) raha 5.1 maika loza affraid sensation garanti
lé fikan'soafahana mbola tsy hitako fa afaka azavainao vé lé manao feo otran'celica an'kamikaz?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny marina dia ataoko manuel ilay manipulation

1° ao @ audio.ini (dossier principale RBR) dia ataoko Bang=5.0 ary ny hafa toa ny gravel, suspension, turbo, valve hampidiniko mba hafahana mahare tsara any ilay BANG

2° Ao @ dossier audio>Cars>effects dia soloina ny Bang 1 fa atao any izay mi BANG indrindra raha tsy misy hafa dia ny mi telecharger ao @ BHmotorsport

dia rehefa manitsaka dia ataovy mijanona eo @ 8000 tr/mn fa dia manao ilay bang continue any Celica na hi 206 Faly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...