Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Raddoo

UPDATE 07 FOR RSRBR 2010

Messages recommandés

UPDATE 07 FOR RSRBR 2010

Nouveautés apportées par cet update :
- Mitsubishi Lancer WRC05 (par kazhol Design)
- C4 WRC 2010 (par Garyson. Réservée pour RSRBR)
- Modification de la 3D de la BMW M3 E30 par Flat-twin

Mazotoa daholo e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ahoana ny fahitan'ny be sy ny maro an'io fiara tsy nampoizina io?

Nanandrana 'za fa tena hafa mihintsy 'le izy, tsy mitovy amin'ny C4 2009, izay tsy dia tiako loatra Embarassed ... eny e, tsy ho an'ny bandy tsy mahafehy tsara le hafainganam-pandeha moa zany e, fa le 2010 na ny tableau de bord fotsiny aza dia efa tsy "map"-te hiala ao anatiny (logo citroên vao2 sns), le skin 2010 tonga dia cheerscheers
Réglage par défaut daholo no nanandramako fa tena mora entina, suspension indrindra2 milay noho ny focus...

Tsara ka.

NB: rahariva 18/10/2010 misy session public manala azy am 20h

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za vo mampiditra update 5 no miakatra dia misy fiara tsy hita bdb na efa avy mi installer le pack na fiara aza, nena izany ny update ho an'ny rsrbr2010 mijanona eo @ 4 angamba, aleo miandry ny rsrbr 2011 indray Rolling Eyes
sinon jereo ao @ WIP an'i rallyesim ao fa efa misy ilay spéciale vontovorona, matsiro be le izy ! dance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahery a écrit:

Tsy maintsy re-installer koa ny Update 3-4-5-6 rehefa hanao anlé 7 de averina alaina koa ilay All Pack izay vo milamina ny installation anlé Update 7 Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok, thx, aleo ho andramana aza izany mila miverina midownload le allpacks foana izany fa ra efa ancien download tsy tafa ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahery a écrit:
ok, thx, aleo ho andramana aza izany mila miverina midownload le allpacks foana izany fa ra efa ancien download tsy tafa ?

Raha vo misy Update mivoaka dia tsy maintsy averina alaina foana ilay ALL PACK satria misy modification foana ilay Pack voiture dia ny sur kokoa dia aleo tonga de le All Pack no alaina foana @zay tsy misy adino ny Vam rehetra rendeer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...