Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

Skin championnat RBR gasy

Messages recommandés

Reto mba misy sary ny vam-nay e (mandrevy lé lol! )
aza masika fa mbola tsy vita an Embarassed mbola misy fanitsiana ho atao kely: atao matavy² kely kokoa ilay soratra QUARTZ, ny anarana eny am vitre mbola tsy ao, bandeau Total eo am parebrise koa, ilay numero eo aloa koa mbola tsy mety izy zany, dia ilay combi ko ovaina gris sy rouge fa io mbola manga io ny stickers an'ny rally oatrehina moa dia apetaka miandalana eny



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
drunkendrunkendrunkendrunken
joli joli mintsy kah!!
ny ahy lesy mbola tsy ampy sary za klé! sady aty ampiasana ihany no afaka manao skin fa mbola tsy vô instalé ny photoshop any an-trano dia lasa manahirana bé manao azy fa tsy misy fotoana lol!lol!
milay bé ny an'la io an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto zalah ny mba sarin'ny vam-nay a!
mandra-pahay anay anle championnat gasy aloh d mba maka kely eto e!
(io no mba saika hanaovanay Championnat eto raha hay fa hatreto aloh d mbola EU no hilalaovana).
mba tina ho hay koa ilay manova loko fa lazainy fa type incorrect ilay fichier dds rehefa sokafana @ CS2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
mba tina ho hay koa ilay manova loko fa lazainy fa type incorrect ilay fichier dds rehefa sokafana @ CS2


Ilay CS2 V efa misy any ilay pluging mi-reconnaitre ny format DDS fa raha tsia dia manaova recherche "telecharger plugins dds" sur google dia installer-na @ photoshop

Ra big>> tena milay be ilay skin na hi sissi aza angamba raha mahita any io dia mety haverina lokona indray ilay sub lol!lol!lol!
Hi BOUM angamba dia faly sa ahoana bouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

iza moa ilay itondra Celica naita skin a de andramako ho lokoina mavo sy mena d anjarany ny mametaka soratra shell helix tongue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rolling EyesTwisted Evil somary sarotratrotra kokoa ny fandidiana ilay toyota shell helix, reto misy sombin'nkely fa ezahina ho atsaraina ra ho tafavoka pale




Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty ndray ary ny ahy ééé cheerscheers ny ao aorina no mbola tsy ahihtako sary dia tsy misy ninoninona fa katreo aloha ny vitako
intégration amin'RBR sisa


[imgimg]

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsétsééé
Milay be iz zany
omeo an le stickers rally jovenna io alo za e lol!
taiza ela no naka an io (sa t@ foto tena izy v?)
alefaso mailaka fotsn na mba omeo lien Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lé sticker JOVENNA nanako fichier tato ampiasana, lé miaraka am'lé hoe "RALLY JOVENNA" rectangle io noforonina tamin'ny illustrator, dé lé sticker rally jovenna eo amin'ny capot nalaikotamin'ny site rallygasy Embarassed
alefa ko mail aminao zao daholo reo aloha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ito ndrayary ny ahy éééé cheerscheers mbola tsy mety lé anarana tsy novaiko dé lé pare-soleil iny lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
affraidaffraidaffraidaffraidaffraidaffraidaffraidaffraid

Trop

henjana lisany

Milay be
Le hankook ve tsy efa bf-goodrich

flower


lé hankook tsy hitako tsara fa sary vue de loin no nanaovako azy!! donc tsy dé hitako tsara lé soratra lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
novaina ny anarana fa tsy nety kely ndray nefa



cheerscheers hihihihii! ENJANA! eo @ aileron misy soratra "Mitsubishi" (en noir). Efa tsy mila sary tsony izy ao an...! ary ny cockpit ahaona? tsy maintsy eo ihany zany noho anaovana? pirat

bigbang a écrit:
milay trop e

misy ho gaga eto refa ijery ity forum ty


Tena za aloha gaga total!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

apetaho ato koa ilay Toyota SHell Helix soafahana a!!! milay ko iny sady mangirana ery!!! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay vao vita tanteraka ny evo6 sicam galana point pacom lol!
ho proposeko ao amin'ny rallyesim ao aloha io fa izay mila afaka mandefa mp fa zaraina maimaimpoana lol!lol! zany hoe efa groupe A izy io aloha amin'ny RBR dia ny feony efa novaiko an'ilay mafy mafy koa fa maivana loatra lé foany teo lol!





Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

chapeau bas! ENJANA!!!!!

alien

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
What a Face
Shocked

Kirana a

Fanina mihitsy
Ahoan io nirina58; aleo io no entina amin'ny manche sisa , io ve hety ho simba lolllllll;
geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

T....be lesy lisany lé cheers
tsy maintsy mba anao koa zany zay ra izany koooo, na dé tsy mbola fantatra tsara aza oé in ny fiara entina scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay ko vao vita ny version final an'ny ahy (sauf les vitres otrany tokony ho teinténa kely)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena vita milay B ilay Skin any ialahy RAMATOA io aloha ny ho entiko @ MRC fa tiako B ilay setup t@ Alarobia iny fa ilay celica "mikapa hazo" loatra lol!lol!lol! angamba mamono maso ilay loko lol!lol!lol!scratch

andraso fa ataoko eto ilay skin toyota Helix fa aty Ivandry tsy misy azy fa @ manaraka eeee

Vita koa ny any ialahy ra Big ny ahy Sissy ilay fitaratra tsy azo atao mainty loatra fa sao lazain'olona hoe "fitaratrin'ny mpangalanbadin'olona"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay bé eh cheerscheerscheers
ny fiara efa vita skin MRC zany zao :
- Subaru Total Quartz Sissi by bigbang
- Toyota celica Shell Helix Mickael by soafahana
- Mitsu evo6 sicam galana point pacom Laza by ramatoa
- Peugeot 306 by soafahana

misy hafa vé mandédé any??
Ataovy ato lé skin Célica soafahana fa milay bé iny cheerscheers

En-cours ny ahy zao : Delta K-Mick-aZ (lé mavomavo bé iny lol! ) na ilay delta Joda-Freddy ilay mainty mainty taloha bé iny (raha mahita sary Wink fa manahy ihany za hoe tsy misy manana sarin'izay Sad )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mba alefaso mail aty lesy ilay skin fa tsy tonga tao anaty clé akory ilay Sub sissi sy Mitsu Laza Cool (milay an!!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary afaka manao skin imaginaire koa anie e
za zao anao celica orange mada (mitovy couleur am le an roi lion) fa sur une celica , zé bandy mila d omeko azy fotsn le izy
his> ndraso rariva tonga d alefako mail groupé ho an retraretra le an Sisi
ramatoa> za tsy mbola manana le evo6 ko fa mbo alefaso mail hoan' bandy ko
nirina58> so manana sarin'ilay mitsu tamin'ilay izy mbola jaune ho adaptéko amina evo8

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Na koa mba omeo an'le plugin am photoshop oe lesy ze manana fa tena zay koa otrany mba te anandrana fa tsy mety itan'le photoshop le izy kle.
Dia mba atoroy kely ny mode d'emploi fa tsita fa ny aty somary badraoudra zay e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsay tsaisss cheerscheers
milay lé MRC bé io cheerscheers
otran'voaloko mavo koa ny echappement anao zany scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Doré lesty ny afera a!! Very Happy Raha tsy zay tsy hoe: "Mivoaka d'or" l'ty a!! lol!
Milay ilay skin e!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Doré lesty ny afera a!! Very Happy Raha tsy zay tsy hoe: "Mivoaka d'or" l'ty a!! lol!
Milay ilay skin e!! cheers


lol!afrolol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mlay é cheers fa ra io nomiampy logo rallygasy kely..........tondé aoka fotsiny lol!

Io ve ratsi2 saxo T4 sa le kit Car? nitady saxo T4 za tao @ lé rbr8 fa tsy naita, ao @ rbr4 no efa naita za

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
joli e!!!
raikitra amzay ny skin perso azy an , an'iza ny manaraka e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
tsay tsaisss cheerscheers
milay lé MRC bé io cheerscheers
otran'voaloko mavo koa ny echappement anao zany scratch


Mba sady rally no tuning zany e!!!!!!!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote=Dodanen]
Mba sady rally no tuning zany e!!!!!!!!!! lol! lol![/quote]
Laughing tsy hoe sady rallye no tuning fa tsy hita mazava hoe taiza le echappement no nipetraka e!

[quote= KGB MAX] Io ve ratsi2 saxo T4 sa le kit Car? nitady saxo T4 za tao @ lé rbr8 fa tsy naita, ao @ rbr4 no efa naita za[/quote]
le ao aloh lazainy hoe Saxo kit car fa r'efa manao selection daba d SAXO T4 no lazainy ka d tsy haiko lôtra e!!

sô d misy manana logo sodirex aloh lisany na sarin'ilay saxo T4 louvel iny e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ireto misy sasan-tsasany nalaina t@ site rallygasy.tk fa vue de loin.
Mety ananan'ra his na peno ngamba nyoriginalan'io ??




Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity ndray ary ny lancia delta entina amin'ny championnat MRC au couleur de Madagascar Cool . Mbola en-cours de finition aloha io am'zao fa mbola tsy vita tsara bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty ndray ary izy vita tanteraka éé cheerscheers
vao nianarana lé effet peinture métallisé otran'celica an'i soafahana iny va otran'mivoka ihany an bouncebounce (fa lasa métallisé ambakan'ny chassis ambany Laughing )


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahay daoly lisany,tohizo zala fa mlay sady manana esprit gasy daoly.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bogins a écrit:
Mahay daoly lisany,tohizo zala fa mlay sady manana esprit gasy daoly.


Mba manaova @zay bogins fa aza famy mandokandoka eo fotsiny aa!!! lol!lol! ...ataovy "begin" @zay ity rbr ty e !!!! RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aleo alou mandoka refa mbola tsy manao fa hoavy eo ihany @ manaraka e;sady mbola tsy mahay no mbola tsy mlamina tsara le matos.Mazto daoly e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...