Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Raddoo

Don Rallyesim

Messages recommandés

RiryMaster a écrit:
POUR RAPPEL

Rallyesim a besoin de dons:

* Des dons pour payer quoi ?

- Serveur du forum 120€/an (Hosteur : Infomaniak)

- Serveur du Live495€/an (Hosteur : Ikoula)

- Serveur TS65€/an (Hosteur : TSCAST)
_______
soit un total de :660€ / an minimum

A ce tarif là, sans vos dons, rallyesim n'existerait plus, alors continuez à nous aider !! prierclap

+1

Mila mihetsika ry zalah fa tena ilaina 'lay fanampiana.
Pour info, eo amin'ny 60 à 70 eo fotsiny ny membren'ny association (tsy misy anarana gasy :-|), izany hoe ny manao adidy nefa bobaka ihany ny mpilalao mavitrika ao.

Tsy omena tsiny izay tsy afaka manome fa raha afaka kosa dia aleo manome na 5eu ftsn az'ee.

zah manokana aloha nanome roapolo érao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa eo an-dalana hanatanterahana azy izahay izao fa efa vonona avokoa ireo Team tsi-1² hanao izay tsirambin'ny tanana no efa manao mobilisation be koa mba hazoto hitsidika ny forum rallyesim
cheersclapdanceVery HappyLaughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
any @ soaf moa no aloha? dia ôtrinona moa lty?

5 Euro minimum fa afaka manao plus n'io fa tsy ferana ka geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misy 50 euros disponibles ao afaka anaovana dons rallyesim ho an'izay vonona.
Mihoatra an'izay angamba aloha ny aloa raha mandoa daholo ny rehetra fa
izay tsy tratran'io dia @ manaraka indray.

Ny cours 13000fmg ihany Very Happy fa raha misy te hanao 15000 na 20000 tsy olana mihitsy lol!lol!

Dia miandry aho izany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:

ateriko any amin'ilahy refa avy eo ... 5 € moa?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto avy ny olona efa nanao dons :

5€ -> RIRY
5€ -> EMSICS
10€ -> PREZ
5 € -> THOMAS

TOTAL : 25 €

Efa lasa any ny dons ka dia miandry ny mises à jour ny statuts sisa

Dia mamporisika ny hafa mbola tsy nanao fa tsy hoe faly milalao RSRBR 2011 sy manapotika
vam fotsiny dé tsy mba mahatsiaro akory ireo olona be dia be fotsy volo nanao io zavatra io
, avy eo
mbola bé critique sy be wawawa bé rehefa pouletlol!lol!

Raha tsy diso aho dia fandraisana anjara amin'ny hebergement (serveur isan karazany) ny don fa tsy karama, tsy misy olona mandray karama ao amin'ny rallyesim fa manao asa maimaimpoana daholo (bénévolat), ankoatran'ito:

Citation :
Article 12 : Rémunération

Les frais et débours occasionnés pour l’accomplissement du mandat d’administrateur sont remboursés au vu des pièces justificatives. Le rapport financier présenté à l’Assemblée Générale Ordinaire doit faire mention des remboursements de frais de mission, de déplacement ou de représentation payés à des membres du Conseil d’Administration.

Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ireto avy ny olona efa nanao dons :

5€ -> RIRY
5€ -> EMSICS
10€ -> PREZ
5 € -> THOMAS

TOTAL : 25 €

Efa lasa any ny dons ka dia miandry ny mises à jour ny statuts sisa

Automatique le mise à journ'statut ao am forum, hany ka izay nandoa (en personne) ihany no lasa membre --> misy le kintana iray <--
Ny hitako ao amin'ny rubrique spécial membre association dia hoe "thomas_radstrom membre depuis 21/01/2011" ;-) Mila tenenina am dry zalah ngamba io!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa namaly ny rallyesim fa efa niova daholo ny statuts (dia efa membre de l'association
rallyesim koa) an'ireto olona ireto : riry, emsics, Soafikov dia moi-même évidemment.

Misy partie-ny forum lasa accessible koa, fa mandefa MP any aminareo i Aube.

prier pour le compte que t'as partagé pour nous tous prier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Oui, misy partie spéciale pour les membres. mais rien de secret, c'est juste que les membres doivent parfois prendre des décisions Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...