Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

reglage peripheriques Volant/Manette/clavier

Messages recommandés

Maninona ry zalah raha mba hifampizaraina eto koa ny reglagen'ny tsirairay @ ireo daba izay ho entiny?
mba hisy hianaranay tsy mahay sy hifanitsian'ireo efa henjana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za alony d'accord ee!!..fa zany hoe tiako ho marihana fotsiny fa ny reglage dia miankina @pilote tsiray²!!...ka mety hoe reglage mety amiko ohatra mety tsy mety @ tsi² !!!!!!za koa t@ voalohany tsy nahay nanao reglage zany !!!!! fa nisy an'ilay lien nomen'i Mc crash iny dia iny no no-imprimeko dia nampiasa surligneur mintsy za hanamarihako ny point goavana @ lé fanaovana reglage dia iny no narahako point par point dia nahita iany za!!... farany dia hay tsianjery iany ny dikan'ireo parametre rehetra!!.... Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Averiko eto ilay lien au cas ou tsy hitan'i Tsi².

http://www.xbox-mag.net/les-mains-dans-le-cambouis__5775.html

http://www.xbox-mag.net/article5776.html

Dia andramo @ireo alony dia raha tena tsy lasa dia omena reglage iany tsi² fa zany hoe je ne garantie rien!!!..afa iany manko ny reglage perso..surtt que tsi² manette??...dia alefako mail ilay izy fa lava loatra raha ho posteko eto ko !!!!! MadMad . lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
fa nisy an'ilay lien nomen'i Mc crash iny dia iny no no-imprimeko dia nampiasa surligneur mintsy za hanamarihako ny point goavana @ lé fanaovana reglage dia iny no narahako point par point dia nahita iany za!!... farany dia hay tsianjery iany ny dikan'ireo parametre rehetra!!.... Surprised


Efa natao an'iny mihitsy fa hatreto aloh mbola tsy mety mitovy mihitsy ny eritreritro sy ilay chiffre e!! Razz

sady en plus n'izay lasa zatra mampiasa clavier indray izao dia adino ilay manette.

fa merci aloh @ ilay lien rehetra fa hitohy hatrany ny fianarana e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
"Clavier" ShockedShocked Tsy laitra geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
"Clavier" ShockedShocked Tsy laitra geek


lol! henjana be aloh fa izay aloh zao no misy d zay no hianarana e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ShockedShocked )

Hanombohako azy :

Au fait Nirina58 ta trouvé ou est-ce qu'on règle l'angle mort ve @ lé volant??otrany nitady iany za manko fa tsy hitako mintsy!!..si ta trouvé mba azavao eto lesy zfd fa tena otrany ilaiko iany ilay izy a!!...mci papyyy aaa!!!!!!!!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ShockedShocked )


Ka ny clavier ngah moa lesy misy reglage atao firy fa dia mametraka fotsiny a!
fleche haut= accelerateur
fleche bas=frein
fleche gauche=gauche
fleche droite=droite

vitesse supérieure=Q
vitesse inférieure=S
frein pied gauche=D
frein à main=ESPACE

Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mandeana ela ra Tsi² am rencontre manaraka fa tena bandy komika ela a lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Dodanen a écrit:
Ato indray zany ny momba ny reglage ny volant sy ny manette ary ny clavier e!!! ( ho an'izay enjana milako clavier !!!! ShockedShocked )


Ka ny clavier ngah moa lesy misy reglage atao firy fa dia mametraka fotsiny a!
fleche haut= accelerateur
fleche bas=frein
fleche gauche=gauche
fleche droite=droite

vitesse supérieure=Q
vitesse inférieure=S
frein pied gauche=D
frein à main=ESPACE

Laughing


Mdrrrrrrrrrrr......tapa-tsinay za léé!! lol! ..tsr iany alony no nametraha an'io au cas ou misy tsy mahay mi-parametrer clavier !!! Razz

sinon miverina @ilay fanotaniako za au cas ou levona tato anaty HS tato ilay izy : iangaviana izay mahay mi-regler ny angle mort @ g25 mba hanazava azy eto ee!!!!! Laughing ....i beels na i nirina moa zany no tena kendreko @io satria zay no fantako fa manana G vintsssss
SurprisedSurprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
mandeana ela ra Tsi² am rencontre manaraka fa tena bandy komika ela a lol!lol!lol!


Ao fa ho avy zà sy ny clavier-ko e!!! lol!study

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty ary ahy manette éé

direction ---> nataoko ambony bé ny temps d'évolution vers braquage max à partir 50/heure dé stable tsara izy refa mandé mafy bé reny fa tsy mikipilapila



ny frein ndray pareil dia am'zay tsy mi-bloque avy atrany ny roues fa afaka doser tsara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tokony hanaovana capture d'ecran koa anie ny clavier an'i tsi² e!!!!!! RazzRazzRazzRazz ...na ilay clavier mintsy no alaina sary dia alefa eto !!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sao dia misy afaka manome ny reglage @ profiler sy @ RBR mba "au top" tsara le volant fa tsy mety mahita aho. Nandramako le tao @ Rallyesim fa tena tsy voa-nay lol. Misaotra o

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
heninkaja a écrit:
Sao dia misy afaka manome ny reglage @ profiler sy @ RBR mba "au top" tsara le volant fa tsy mety mahita aho. Nandramako le tao @ Rallyesim fa tena tsy voa-nay lol. Misaotra o


Fa ina ny volant an'ngiah?miankina @ voant koa manko io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsétsééééé!!...nahazo mihintsy zany surcouf tao strasbg zany ann!! efa bobaka be ny bandy koboko nividy tao!!!mdrrrr.... lol! ..andraso omeko an'sé daholo ny parametre rehetra rariva fa mbola somary maika kely koa za io !!!!mdrrr lol! ..ampiarahako @ valin'ny question an'i Nary9...
A tte... Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miala tsiny alony raha zao vao namaly ry akama fa somary sahirana kely teo:

Bref...
1)Voalohany indrindra alony ny ahy dia no-decocheko ny pedale combiné. Raha activé io manko dia tsy afaka sady mi-accelere no mi-freine.( dc mila décochena io)

2)Ny angle de rotation io samy manana ny azy!!..za zao niainga t@ 349° dia rehefa nilalao niaraka t@ bandy dia hitako fa otrany efficase kokoa ry zalah milalao @ angle ambany² dia nampidiniko 220° ny ahy. ( @zay koa tsy dia manao sôsisy tsony lé fiara rehefa reception saut na mandalo terrain ratsy² fa mba mora controlena kokoa.

3)Manaraka izay dia ny reglage ny effet combiné: io dia mi-regler ny puissance general du retour de force. Ka raha té ho bokona be elah à la fin d'une speciale dia omeo valeur ambony² io..( otrany ny an''ry maximumatak tena valaka za vao nanodina ny volant an'ry zalah!!!!) sinon ampidino raha tia hitondra tslèèmmmm elah!!! lol! ...perso ny ahy 110% ny ahy

4)puissance effet de rebond ny ahy najanoko 100% iany

5)puissance effet amorti 105% ny ahy fa mbola afaka ampitombon'lah be raha tena té hi-tolona elah refa mandalo fotaka na gué na canivô.

6) ny centrage du rebond moa dia desactivé ( tsy coché zany)

7) ary ao @ RBR dia desactiveo daholo ny aide rehetra raha azo atao dia atao au max ny puissance du retour de force.

Bref...zay ny ahy alony fa tsy aiko ireo manana G25 afa raha misy hanintsy na hanampy.
Fa io koa lesy arakaraky ny feeling an'lah iany aa!!!..rehefa mikotrana ela² eo elah dia mahita hoazy ny reglage mety @lah.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:


2)Ny angle de rotation io samy manana ny azy!!..za zao niainga t@ 349° dia rehefa nilalao niaraka t@ bandy dia hitako fa otrany efficase kokoa ry zalah milalao @ angle ambany² dia nampidiniko 220° ny ahy.

Gaga ihany manko ao t'@ iny 349° iny!
Soa fianatra e lol!

> tsy cochéna ny pédales combinées @ zay afaka manao freinage "pied gauche".

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Iny ary le style clavier kely e!
https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU

[youtube]<object width="425" height="350"> <param name="movie" value="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU"> </param> <embed src="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU" type="application/x-shockwave-flash" width="425" height="350"> </embed> </object>[/youtube]

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Iny ary le style clavier kely e!
https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU

[youtube]<object width="425" height="350"> <param name="movie" value="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU"> </param> <embed src="https://www.youtube.com/v/W7P7tHy38jU" type="application/x-shockwave-flash" width="425" height="350"> </embed> </object>[/youtube]


Merci annnnnnnnnnnnnn cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao nahazo momo zà ato ry zalahy fa mba omeo fomba fi-régler-na ilay profiler izay ampiasainareo ! Very Happy

Ahoana no réglages mba mora entina (vao mianatra volant e )

Merci e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kay léaza affraid teo ary ra Tomasy efa nanomboka tsy azo tsony mitsy maika nahazo an'zany matos zany scratchscratchlol!

Mazotoa ra Tomasy an, ataovy mamay reo vozongo reo é

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daholo é!

'zà indray amin'izao dé manette no ampiasaiko, fa ny olana indray dia tsy mety sauvegarder mehitsy ilay réglages raha vao quitter-na ny jeu; Inona no vahaolana ry zalahy.

Sao mba misy patch vers. française fa ny ahy ny soratra teny anglisy beuuuh! drunkendrunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mila miditra ao @ Rallyesim kely klou elà ra Kosmis d any @ partie Add-ons no maka an'ireo rehetra ilain'là ireo a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Mila miditra ao @ Rallyesim kely klou elà ra Kosmis d any @ partie Add-ons no maka an'ireo rehetra ilain'là ireo a!!!


Efa hitako indray ny enregistrer-na paramétrage Manette farany é! EmbarassedEmbarassed

Tsito> dé inona no télécharger-ko ao leisy? misy lé resaka version Française vé ao? nijery ihany fa tsy hitako mihitsy mantsy!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy hitako izay asiana azy dai ataoko ato. aiza kay no afaka mi download lé Hshifter??? dia ahoana no atao mba hiovan notes, atao an ilay 1.2.3.4.5 iny fa lé ao lé droite facile sns reny. nandefa ilay pacenote manager tam 2010 za fa tsy misy inin tsony ao anatiny ao manko! merci e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut lisany!! aiza ry zalah ny config frein a main @ G27 a? zatra volant MOMO de novaina G27 de fann eh! merci

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vitesse 4ème no atao frein à main, dia asiana élastique ! Very Happy

Na mi-confectionner frein à main ivelany mihitsy dia associer-na @ bouton 1 @ ilay G27

Ny ahy joystick ireny no ampiasaiko dia miaraka configurer-na @ ilay G27 ao anaty RBR

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Merci t@ zalah ah! fa tsy ratsy kosa le fika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...