Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
rirymaster

Fifampiarahabana 2011

Messages recommandés

Antsoina ireo membre rehetra ho tonga @ fifampiarahabana + piknik 2011 @ Asabotsy 29-01-2011 izao eny Ambohimanga ao @ tranon'i Jannot manomboka @ 10h maraina
- Tsy mitondra kaly fa efa misy sakafo iraisana any
- Tsy mitondra fitaovana hinanan-kanina fa efa misy koa hono any
Fa
- Mitondra boisson sy zava-pisotro izay tiana hialana hetaheta ho anao
- Echange de cadeau (> à 5.000 Ar) par personne ,ra te ahazo dia mitondrà What a Face fa sinon de mijery flora enao Twisted Evil

Activité: Karaoké,boule,Cache-cache noir ou kapoaka.... Wink ,.............

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidaffraidaffraid Hay vé lay copilotiko ty efa ASACM ! ! ! ! ! ! ! ! affraidaffraidaffraid
Za zany sisa no tsy manana kilioba!!! Evil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
affraidaffraidaffraid Hay vé lay copilotiko ty efa ASACM ! ! ! ! ! ! ! ! affraidaffraidaffraid
Za zany sisa no tsy manana kilioba!!! Evil or Very Mad

Ndao hiaraka ho any aminay e cheers
On est une grande famille ngé sady tsy mialon-jafy e makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RiryMaster a écrit:
Antsoina ireo membre rehetra ho tonga @ fifampiarahabana + piknik 2011 @ Asabotsy 29-01-2011 izao eny Ambohimanga ao @ tranon'i Jannot manomboka @ 10h maraina
- Tsy mitondra kaly fa efa misy sakafo iraisana any
- Tsy mitondra fitaovana hinanan-kanina fa efa misy koa hono any
Fa
- Mitondra boisson sy zava-pisotro izay tiana hialana hetaheta ho anao
- Echange de cadeau (> à 5.000 Ar) par personne ,ra te ahazo dia mitondrà What a Face fa sinon de mijery flora enao Twisted Evil

Activité: Karaoké,boule,Cache-cache noir ou kapoaka.... Wink ,.............

Tsara be zany an!indrisy fa mbola en revision je Jet tsika dia tsy afaka manidina raha tsy efa vita zay!manaraka dray zany e!!!aza adino maka sary an!!! makafokaprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...