Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
ben13

Amidy PS3 +500Ghdd+ G25

Messages recommandés

Salisali daholo a,

Voa tonga dia nitondra voandalana (amidy ) e Very Happy ,


PS3 SLIM 120 G0 + Disk dur 500 GO efa feno jeux ( GT5, God of war 3, battlefield,sns eo aminy 40 eo eo ny isany ) = 4 500 000 FMG
Volant G25 = 3 000 000 FMG.

Marihina fa vaovao daholo ireo aaaa. (dia efa prix fixe)

handefaso sms za e : 0328550949

ok ok cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa voaraiko daholo ny appel rehetra ka, misaotra.

Aminy farany erinandro tonga aty Tana miaraka amin'ilay entana on'izay anao essaie.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ben a écrit:
Salisali daholo a,

Volant G25 = 3 000 000 FMG.

Marihina fa vaovao daholo ireo aaaa. (dia efa prix fixe)



Hay mbola mi-produire G25 ihany ny logitech 'zany IdeaIdea

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ben a écrit:
tapak'volant sisa tavela agamba Very Happy (bola misy vaovao ka)


euuu.. mety vaovao efa novidiana ela ngamba izany, fa tsy manamboatra G25 intsony ny logitech, raha misy simba aza ny g25 amin'izao, ka mbola garantie dia soloin dry zalah g27 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lasa ôtrin' ihany lay g25 tao ry ben?tô combat be izy tao fa tsy tafa an! duel déçu daholo ny akama nomena soupape le...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena miala tsiny fa lafoko 3.5 le izy e, aminy manaraka za bola hitondra ihany dia miezaka aminio prix io ihany,
tena DISO BE za nanao prix samihafa tato sy tany amin'ny moov, nieritreritra za fa tsy hisy hiantso kay nahazo appel be dia be.
Amin'ny manaraka e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...