Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Mitady G25/G27

Messages recommandés

Tsy izaho no mitady fa bandy akama izay andeha hiasa sy hipetraka any @ sisiny.

Maika be fa @ herinandro ambony izy dia lasa donc raha tsy mahita avant an'izay dia
efa mety tsy possible tsony na koa tsisy "budget" tsony Very Happy

Na vaovao na bonne occ' mety daholo fa mba bon état fotsiny dia mba 3,5M fmg max raha G25,
dia 4,5M max raha G27 hono.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...