Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Trophée propuls

Messages recommandés

Efa tafaresaka any io ihany teto fa rahariva 19h45 hanao session public propuls hoan'izay mazoto studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tairo fa asioko ary éé!! ataovy à partir de 20h aty amintsika raha mety
Inona aby moa ny propuls ao??, volvo 242 sy BMW?? misy an'lé ford koa moa sa zay ihany??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
efa hataoko 19h45 aty @ tsika fa Fiara izany M3-Volvo-Porsche

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena aloha loatra é,19:00 aty zany,mbola anaty ambotaka,fa hiezaka ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mlay zany, fa aleo mba 21h aty amtsika ra mba mety fa nenay ny jiro ra ts @ 20h 30 any tsy mahazaka machine lol! Jirama tssssssssss lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Okay efa hita daholo ny doleances fa @ manaraka atao 21 h aty izany hoe 20h rallyesim ary hiezaka hanao matetika any io trophée io bombombomIdea

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

milay bé lé izy klé bouncebounce
ataovy matetika iny fa milay tokoa.
Ny 2 premières ss aloha tena mbola tsy aho mintsy fa raha vaop zatra kosa avy dé Twisted EvilTwisted Evil
ny tena mety zany dé trophée volvo 242 LE satria io ihany no tena manana physics ana propulss am'reo fa nadradramako teo daholo. Hafa mintsy lé mitolona an'lé volvo ééé kozy éé (matsiaro otran' davonjy zany mintsy lol!lol!lol!lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho aloha ilay M3 no tiako satria ny mitolona ilay Volvo @ volant henjana ary ny acceleration tsy azo atao fa tonga dia tête à queue foana studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

kay moa mbola tsis rbr ny machine nay fa vô avy nformatena lé scratch aleo @ manaraka zay tonga masika é, D iza no tena nanao B tao?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...