Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

SADY SONDAGE KELY NO ANNONCE KOA

Messages recommandés

misy olona vonona hanamboatra Playseat any. ny model an ilay ho atao dia toy ilay sary io ambany io. mazava hoazy fa dia artisanal moa izany ny bacquet ho ampiasaina. Ny prix no heritreretiny dia Ar 500 000. mety afaka milatsaka anefa io en fonction ny isan ny olona hanao. ny olona manao azy dia pro donc qualité et finition poince... ka raha toa ka misy interessé tompoko dia mba soraty eto ny anarana ahafahana mi finaliser azy. merci


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tena tsara ngamba raha misy modèle efa vita afaka jerevana dé mino aho fa mora koukou hoan'ny rehetra ny maka décision

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
H RAS a écrit:
Ny tena tsara ngamba raha misy modèle efa vita afaka jerevana dé mino aho fa mora koukou hoan'ny rehetra ny maka décision


+1 H RAS

Questions: ahoana mou zany baquet artisanal?

Réglable mandroso sy mienbotra lay izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Suis intéressé par le baquet fotsiny! Zay no faille hitako t@ leu PS-ko manko Wink Fa raha mora kou alou an!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka mety mila misy iray mi-sacr' ngamba zany an(maka tsy mahita échantillon) !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

voaray daholo ny remarques.
ilay bacquet artisanal dia ezahiny mafy ho toy ny am fiara rallye ireny, izany hoe armatures en metal dia capitonné en tissus (zaho aloha efa nahita ny nataony fa tsy masosotra mihintsy an) ny momba ny glissière avant arrière ngamba mino aho fa hisy satria izy koa ary efa miheritreritra ny hanao relage en hauteur ny saza sy ny volant, fa raha ny fazahoako azy c'est selon la demande de chacun. ny finition koa aloha aasuré-ko e.
ny momba ilay hoe mi sacr aloha efa nampoiziko iny What a Face donc tsimaintsy za no hi plonge voalohany donc minana coût somary henjana kely za fa tsy koi... fa mbola miandry $$ kely za vao afaka manomboka ny asa
PS: ny objectif nanaovako ilay izy eto manko dia mety mbola azo négocier-na ilay prix en fonction ny habetsaky ny hanao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy indray zany dia ilay bacquet fotsiny noho tiako hanontanina ??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Christophe B+ a écrit:
voaray daholo ny remarques.
ilay bacquet artisanal dia ezahiny mafy ho toy ny am fiara rallye ireny, izany hoe armatures en metal dia capitonné en tissus (zaho aloha efa nahita ny nataony fa tsy masosotra mihintsy an) ny momba ny glissière avant arrière ngamba mino aho fa hisy satria izy koa ary efa miheritreritra ny hanao relage en hauteur ny saza sy ny volant, fa raha ny fazahoako azy c'est selon la demande de chacun. ny finition koa aloha aasuré-ko e.
ny momba ilay hoe mi sacr aloha efa nampoiziko iny What a Face donc tsimaintsy za no hi plonge voalohany donc minana coût somary henjana kely za fa tsy koi... fa mbola miandry $$ kely za vao afaka manomboka ny asa
PS: ny objectif nanaovako ilay izy eto manko dia mety mbola azo négocier-na ilay prix en fonction ny habetsaky ny hanao.




Efa misy vaovao ve ny PS na ny bacquet? Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sao dia misy mahalala oe ra just lay vrai bacquet fotsiny tokn tokn eo am otrinn eo ny bon okaz QuestionQuestionscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ary le bacquet fotsiny oa toa tsy misy valiny e!
mety oahatrinona any io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...