Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Nankaiza ny cross kart

Messages recommandés

hetsiketseo rangahy ilay cross kart fa sensation milay b nge ilay "au ras du sol avec une direction directe " ary raha mahavita cross kart Rotax angamba mety tena varatra b

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za aza naheno hoe efa moteur henjana ndray hono zano ny cross kart kouh! zany vé azo lalaovina tsony lesy tsy efa affraidaffraid
sensation sensation party time B

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lay kart tery Imerintsiatosika aza ra-Hents efa zavatra be e!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa misy iray homanina any fa rehefa vonona dia hilalaovana fa miandry adva eeeeeeeeeeee cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers tatarao ato aary ny mombamomba anio ééé!! montage maison vé izany? cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa nanao teto fa hamboarina kely dia ho lalaovan...asa aloha raha hanao champ fa hanaovana gorisagorisa aloha lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ao daholo ihany ny cross car fa miandry manche ana slalom am ty saison ity fa hisy championnat .
ny cross car izao dia efa niala tam moteur 2cv fa efa mampiasa moteur 4cyl ex: 205 rallye, 206, honda civic 1.5 16s sns....
manao drift ndray zao no milay am lé izy lol fa miomana am tétaké

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ao daholo ihany ny cross car fa miandry manche ana slalom am ty saison ity fa hisy championnat .
ny cross car izao dia efa niala tam moteur 2cv fa efa mampiasa moteur 4cyl ex: 205 rallye, 206, honda civic 1.5 16s sns....
manao drift ndray zao no milay am lé izy lol fa miomana am téaké


Gidraka be zany kle affraidpale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
O ry ari vatanen,

Hevitra sendra nitsiry, ahoana raha asiana rallye Crosscar+quad rehefa tsy misy compete ihany? Mety ho azo atao ve raha atao 1 andro ihany? (oh:alahady)
Dia misy speciales 2 na 3 iverimberenana in-2 na in-3 ao anatin'ilay andro (atao systeme enduro: atao 1 boucle à parcourir in-3,avec tps impartis sns...).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsara ilay hevitra ka! fa mila organisation matotra tsara fa mandratra a! am SRK aloha efa misy manche champ cross car raha tsy diso aho.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ela vé io?? BasketballBasketballBasketball
tsé tsé an!!!!!
en courbe otran hikasoka amin'ny pneui avant zany ny tongotr'ela!!!
mety hahafinaritra lesy journée team sosisy sur cross car zany an cheerscheers
manofa quelque cross dia lasa zao lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ela vé io?? BasketballBasketballBasketball
tsé tsé an!!!!!
en courbe otran hikasoka amin'ny pneui avant zany ny tongotr'ela!!!
mety hahafinaritra lesy journée team sosisy sur cross car zany an cheerscheers
manofa quelque cross dia lasa zao lol!lol!


Tsy izaho io ka fa inona ary io cross kart io fa tena dangereux fa mivoaka daholo na tanana na tongotra

Vatanen>> misy sary VROUM VROUM tany Ivato v any @nareo eee ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hahaha io ny GO PRO tam izy nandeha a!
tsy manana sary vroom vroom aho fa tam reny mbola tsy nanana appareil numerique Embarassedlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Anontanio Freddy @ sary Vroom Vroom, any @ Mika RTA manontany sary video satria nanao couverture an'io hetsika io ny 13intense t@ izany!

Tsara ketrehina ilay rallye crosscar + quad! Raha mila fifanampiana dia kozio fa tsy quoi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...