Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
mik-mak

RBR to RSRBR08

Messages recommandés

Sali daolo!
Mba saika anontany lesy ry zalah fa otrany misy virus lay RSRBR08 757Mo ao @rallyesim iny d so d misy mahita liens afa mitsy lesy satria ny bandy vao2 @RBR d vo i-download ny mis a jour rehetra?
Suspect[img]

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy virus??? SuspectSuspect
any am'bigbang lesy mandalo maka an'lé izy a!! ao daolo ny mis à jour rehetra sady gratuit cheerscheers
mitondra clé mahazaka fotsiny ela dia zay.
sa tsy eto am'tanana vé ela??? scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa koa izany Mikkah miditra amin'ity taranja iray ity e! cheers

raha misy possibilité tonga d DD externe entina fa le flash 2Go indraindray manondrana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Tonga soa koa izany Mikkah miditra amin'ity taranja iray ity e! cheers

raha misy possibilité tonga d DD externe entina fa le flash 2Go indraindray manondrana


tsi² zany koa otrany mampimé....d raha tsy manana DD extern???...

Mikkah<< misy virus ahona lty??mahagaga zany. sinon ny site afa azo hi-telechargena azy otrany tsy misy afatsy rallyesim iany...sinon ny solution tsr indrindra raha eto am-tanàna elah dia mandalo ao @ net box ao ambatomitsangana ( ao @bigbang) dia toundé mahazo an'ny retraretra araka ny notenen'I Henitsoa....sady en plus raha mahay mi-negoce kely elah dia mety mahazo jus sy snack kely.... lol!RazzRazz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Twisted EvilTwisted Evil aiza aiza aiza zany misy sosisy sy jus sy snack zany lol!lol!lol!lol! !!!! tonga D partant am'zany foana an!!!!!! lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mer6 zalah @ lay fandraisana fa mlay e!
za eto @tanana iany k? ra flash 2go anak-2 v mety ampy satri ts manana DD externe tsik?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
mer6 zalah @ lay fandraisana fa mlay e!
za eto @tanana iany k? ra flash 2go anak-2 v mety ampy satri ts manana DD externe tsik?


Ary efa anao ny manche MRC sy ny WRC manaraka zany laisany???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
mahazo an'ny retraretra araka ny notenen'I Henitsoa....sady en plus raha mahay mi-negoce kely elah dia mety mahazo jus sy snack kely.... lol!RazzRazz



Ary za t@ naka install tao ts nomenlery anzany an scratchscratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka elah tsy nangataka zany ko !!!! lol! ..(raha mahay mi-negoce anie houa e!!!!mdrr) vakio tsr..hihihi Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay ary lé zara vilany zay lol!lol!lol!lol!
zay aza nandoa vola naka an'lé izy t@ zany kouh hihihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MAX a écrit:
Dodanen a écrit:
mahazo an'ny retraretra araka ny notenen'I Henitsoa....sady en plus raha mahay mi-negoce kely elah dia mety mahazo jus sy snack kely.... lol!RazzRazz



Ary za t@ naka install tao ts nomenlery anzany an scratchscratchscratchscratch


ka ela vo itako d fantako fa t..... bandy gasy am le tena izy ko
lol!lol!

ra hents aza mbola nando vola Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Ary efa anao ny manche MRC sy ny WRC manaraka zany laisany???


Tena aleo lou ampy kotrana tsara vo miditra any @ lay manche fa sarotra b sad mila mi-s'adapt tsara ko en +...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zany Mikkah " Hakkinen" zany anie toundé mahay e!!!!! CoolCool ..mananihany aho.... Ketreo ao ary lesy a!!!...fa n'empêche le manao live matetik koa no mampivotra be an!!! jereo zao Peno !!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
le manao live matetik koa no mampivotra be an!!! jereo zao Peno !!! cheers


Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad Le vilain PENO Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa MIKKAH! cheerscheers
nahazo akama SPECT ray ndray ny bandy é!!
Préparation saison 2009!!!
lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Tonga soa MIKKAH! cheerscheers
nahazo akama SPECT ray ndray ny bandy é!!
Préparation saison 2009!!!
lol!lol!lol!lol!


Inona ary ity spect ity fotsiny....tondé manao leitsy ary aza matahotra any ry zalahy fa ireoraha vao voky so6 dé midodo ambony volant ohatr@ ilay akama iray izay lol!lol!

ary ra Big leitsy manao fanavakavahana fa aiza leitsy misy mahazo so6 sy Nos rehefa maka ilay install nefa za de tonde nasain'ilery nanao connexion voa nahazo nivoaka tao ary tsy maintsy Forum Rallyesim no jerena sady ilay milona b scratchscratchlol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le manao live v tsy efa vita installation vô afk manao sa aona no fomba fanaovana azy?Misaotra mialoha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa Mikkah Hakinen zany fa mitombo iray ndray ny Finlandais ato e. Le fanaovana live matetika tena mampivoatra sady manala tahotra no tena marina, lasa zatra ela manao azy. Mahereza lesy amty sport malefaka ty an. lol!
le grady vilain angamba tsy aty amiko tsony fa efa nifindra any am Soafahana lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...