Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bibs11

Un malgache en championnat du monde Motocross Junior ce week

Messages recommandés

Salama daholo zalah a!

Sujet hafa kely ity ry zalah a! Ekena fa mbola variana @ Rallye Boina daholo ny kôfa sy ny kala.
Tiako hifampizarana @ lisany eto fotsiny fa nandeha soamantsara ny fanomanantenan'i Jao any ampita, ary vao avy nanao ny visite technique lery teo. Ary efa vonona hiatrika ny fifaninana @ alahady.

Après ny rallye zany dia mba manandrana ny niveau any ivelany ny moto e cheers


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mahafinaritra...

enganie itondra avo ny sainan'pirenen'tsika!

asio news eto fôna e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

un autre live à suivre cheerscheerscheers
nijerijery ihany a fa tsy mahita fa misy chaine manao direct v io na streaming am net

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

K'aiza daholo indray e

Ny vokatra moa dia toy izao: nanao manche qualif i Jao ny Asabotsy hariva dia il a terminé 19ème à 15 secondes du dernier qualifié (c'est-à dire le 18ème) NeutralNeutral .Nisy pool roa satria maro ireo mpandray anjara (tsy latsaky 60 teo ho eo) ka ny 18 isaky ny pool no mi-acceder direct @ manches
Nanao ny LCQ (last chance qualifying na manche de repêchage) lery avy eo dia tsy tafa ihany koa.
Ny commentaire an'ny dadany aloha dia hoe: tena avo dia avo ny niveau mondial, mbola mila mikotrana be mihitsy ny malagasy.
Experience tsara hoantsika ny natao satria nahitana hoe ahoana ny niveau antsika par rapport @ hafa.

Pour info, ity misy resultat kely:
1-Savatgy (USA) / 2- Seewer (SUISSE) / 3- Alldredge (USA)

Enga anie ka mba hitohy ny kotrana sy ny ezaka, dia izy telo lahy @ sary ireo indray no ho handray anjara any Bulgarie @ herintaona SmileSmileSmile ary enga anie ka hanao tsaratsara kokoa.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy kivy tsika fa mbola tanora rzalah ireo e, mbola manampotoana tsara izy ahatratrarany ny tanjony

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
avo dia avo tokoa ny niveau refa mivôka ivelan'ny tanàna.

ka dia bon courage, fa ny talenta tsy maintsy mitombo fôna e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...