Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Njakus

Amortisseur fileté

Messages recommandés

Salut daholo,

Sao dia mba misy mahafantatra hoe misy toerana ahitana mpivarotra kit suspension fileté ve eto Antananarivo sa dia tsy maintsy manafatra foana.

Sinon aiza no mety ahitana mpivarotra compresseur de ressort?

Sa koa ve misy fika hicompressena ressort @ fomba malagasy? Shocked (Ny gasy manko mahita fika foana)

Tsy izany manko fa saika hanolo ressort aho de afaka soa amantsara saingy tsy vita intsony ny namerina azy. Sa ve mety raha serre cable no ampiasaina? Asa? Iza no mahita. Iny moramora kokoa kooooh

Misaotra e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
teny ambalavao za no nahita an le compresseur de ressort io. Sinon raha tsy mahita dia azo atao foana ny miaina amin'ny sangle na ceinture de sécurité afatotra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

asa ra miteniteny foana za na aona fa tam zay nanolo amortisseur d nanofa an le "presse ressorts" zay, betsaka iany no manana an io eto na le garage somary ts d lebe aza an ! Sa tsy misy idirany mints ?
lol!
satri moa partageons la passion le izy d mba mizara izay kely mba hay fotsiny :

-Raha ampidina hauteur de caisse indray ka oe atao ressort court d ts conseillé lotra ny mitazona an le même amortisseur fa rapida b d flingué le amortos.

-Moa ra hanafatra combiné fileté d tsara iany koa ny mafantatra fa d tena ts mateza eto amtsika mintsy koa reny, fa aleo aza mijery kit suspension ana daba classe sport de la même catégorie.

-Oatra : golf type 3 GL tiana ampidinina ambanimbany, dia ijerevana kit suspension ana GTi na VR6 (ressorts + amortisseurs), azahona eo am -2cm eo eo fotsiny, nefa efa hitany iany no sady ts d maninona am le pavé sy lavaka sy casseur an massay sns loool !
okay e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka le olana kely le fiara mitsu. De vao nosoloina ny jante de lasa midingina be lery. Ary zay mitsy aza no tiako rajha misy possibilité l filleté satria reglable. De am'zay refa tsy te hivaky loha de ampiakarina kely. Refa mankafy de ampidinina à la limite des casseurs.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny fanaon'ny bandy koa raha ohatra ka tena tsy mahita an'ilay ressort court dia manapaka spire 1. Oh, tamin'zay ny rabaissé 205GTI dia ressort na 405 diesel no nalaina, iny henjana kokoa dia nanapahana ny alavany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Njakus a écrit:
Tsy atahorana hisedéloger ve le izy raha tapahina?


Si si! tena mi saute mintsy io! za efa voa manko tamin'ny mk1 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za koa aloa tsy mi-conseiller an'le manapaka ressort e! efa nanao koa za fa sady lasa mitotona be no ts milay mits ny tenue de route an! aleo ihany mitady ressort court raha possible.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Si vous voulez couper un ressort, il faut savoir repérer où couper, mais pas n'importe où. Je l'ai déjà fait plusieurs fois aussi bien sur des mk1 que sur une 205. Je n'ai pas encore eu de pb. Mais il faut ensuite bien choisir l'amortisseur qui va avec.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...