Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Tool

A vendre : PC + ECRAN + G27 + PLAYSEAT

Messages recommandés

Salut daholo e,

Tsy aiko na eto ty annonce ty no tokony apetrako, fa membre vaovao moa ny tena ka d miala tsiny indrindra.

Sao mba mety misy olona intéressé ividy ireto zavatra ireto (tsy misaraka fa tonga d mandé mitambatra) :

- PC 2,4Ghz, 3Go RAM, 512 Mo Graphik, fanaovana RBR (fluide tsara tsy misy problème)
- Ecran plat 17"
- G27 mbola vaovao be (azo il y a 6mois sady zara fa niasa)
- Playseat complet miaraka @ frein à main

Très bon état daholo ireo zavatra voalaza eo ambony ireo

2 400 000 arirary à débattre.

Somary en urgence ihany ilay izy fa mila vola maimaika e.

Merci e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...