Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Saison F1 2012

Messages recommandés

thomas_radstrom a écrit:

Aleo ato aloha ary ny resaka F1 mandra-piandry rubrique ho azy !


ok raikitra izany thomas flowerflowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci amin'ilay fanokafana sujet e. Fa nilay iny GP australie iny a.
3 Champion du monde sur le podium, 4 aux 5 première places. Manao be ry zalah vaovao : Perez, Maldonado sns.
Efa antitra ve i Schumi sa? tsy nahatanty pression an'i vettel dia nanao sortie Very HappyVery HappyVery Happypalepale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
F1 2011 codemasters, réaliste (misy intégration ny KERS sy ny DRS) fa henjana be ny prise en mains

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raikitra indray izany ity amin'ny week end e!
GP Malaisie-Sepang : hafana ny andro sady mety hirotsaka ny orana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena beurk mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!!



naha cams koa !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena beurk mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!!



Soafikov : merci amin'ilay lien e! Sao dia mety le pression amin'ilay concurrent direct miaraka eo no mahatonga an'izay?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
td6patrol a écrit:
Soafikov a écrit:
tena raha mijery F1 aloha dia tiako fa ilay milalao sur circuit mihintsy noho tena beurk mahagaga fa tena manao 3 à 4 tours eo dia tena leo tanteraka fa raha tena tia ianareo dia ato http://www.ntfrance.org/ tena miodana daholo ry zalà !!!



Soafikov : merci amin'ilay lien e! Sao dia mety le pression amin'ilay concurrent direct miaraka eo no mahatonga an'izay?


non tena ilay circuit mihintsy noho tsy dia tena tiako

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hafinaritra ny grand prix de malaisie amin'ity fa miady tsara
essaie libre 1 tamin'ny maraina teo
hamilton - vettel - rosberg- msch - gros jeans - webber - raikkonnen duelduel
ferrari mbola tsy dans le coup indray 13 sy 15 éme pouletpouletpouletpoulet
ny eo ampovoany koa miady tsara williams - sauber - torro roso - force india poulet3poulet3poulet3poulet3

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hamilton - Schumacher -Button -rosberg - Ricciardo (Torro Rosso) -alonso (Ferrari) -Weber (Red Bull) -Vergne (Torrro Rosso)- Grosjean (Lotus) -Vettel (Red bull)

Mitohy hatrany ny combat Mercedes : Mercedes GP vs Mc Laren Mercedes.

thomas radstrom : manao ihany ilay Ferrai tamin'ny 2è essai libre, 6è i alonso. I Massa no tsy ne forme mihitsy (16è) hatramin'ny début de saison. Hatramin'ny herintaona mihitsy : en 2011, il est le premier pilote Ferrari à ne pas être monté sur le podium tout au long de la saison depuis ... 27 ans Very HappySad .

i raikkonen indray mbola mifampitady amin'ilay pneu Pirelli (15è).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha mahita solution amin'ilay resaka pneu mora midegradé i mercedes dia tena ho combat be mihintsy marina, ho hita eo aloha ny qualif rahampitso duelduelduel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
raha mahita solution amin'ilay resaka pneu mora midegradé i mercedes dia tena ho combat be mihintsy marina, ho hita eo aloha ny qualif rahampitso duelduelduel


nilay ilay GP Malaisie iny ka! Orambe sy hafanana tokoa.
Noheverina ho tsy en forme ny ferrari fa ny pilote favy dia nahazo victoire. Ilay boaikely mexicain sergio Perez (Sauber) koa nanao be mihitsy tsy nahita ahovoka mihitsy i Hamilton niady 2è place.
Fa mbola tsy nisy chance ihany ny mercedes aloha e nefa performant 2è meilleur temps au tour i Schumi.
maromaroa ny otry ireny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nilay mihitsy iny course F1 omaly iny, mbola hita hoe tsy ampy expérience i Perez fa mila mizatra kely study , nanisy pression be loatra izy lasa ni-rate virage no farany, fa enjana lé fiakarana isaky ny tour aloha na izany aza ééé!
Fa raha ohatra constant tsara ny condition météo omaly iny, tena zavatra mihitsy no hita teo raha ny temps réalisé no jerena bouncebounce .
Fa izay lé question de stratégie sns ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha ohatran'ireny foana ny GP dia tena mahafinaritra ny mijery azy suspens hatramin'ny farany.
izaho mahita fa raha tsy voadona i Vettel dia sur fa tratrany i hamilton izay mbola miconfirmé ny lazaiko tany aloha hoe rehefa en course i lery ohatran'ny tsy dans le coup mihintsy fa qualif ihany no mazana flowerflower flower: flowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
mba meo lien a thomas a Cool


Zah afaka mi enregistrer rehefa grand prix na wtcc raha ilain'i thomas radstrom sy Bingbang.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy mety msokatra aza le site Crying or Very sad

zao no lazainy

www.racingfor.me utilise un certificat de sécurité invalide.

Le certificat n'est pas sûr car aucune chaîne d'émetteurs de confiance n'est founie.

(Code d'erreur : sec_error_unknown_issuer)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
td6patrol a écrit:
Bigbang a écrit:
mba meo lien a thomas a Cool


Zah afaka mi enregistrer rehefa grand prix na wtcc raha ilain'i thomas radstrom sy Bingbang.



ary wrc??? tena ilaiko sauf le wtcc merciii a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
tsy mety msokatra aza le site Crying or Very sad

zao no lazainy

www.racingfor.me utilise un certificat de sécurité invalide.

Le certificat n'est pas sûr car aucune chaîne d'émetteurs de confiance n'est founie.

(Code d'erreur : sec_error_unknown_issuer)


Aty tsisy an'izany an, vao alina izao no ni-download F1

Insister-o foana io resaka certificat io fa tokony ho tafiditra ialahy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lasa indray izany ny gp chine e!
bigbang:: tsy nahazo wrc portugal aho fa tsy teto tanà fa amin'ny manaraka e EmbarassedEmbarassedEmbarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="td6patrol"]lasa indray izany ny gp chine e!

asiana pnonostic kely aza, ireto ny ahy ny 5 voalohany:
Vettel - hamilton - raikkonen - alonso - button afroafro
na koa
hamilton - vettel - button - webber - alonso sml2sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena milay le GP de Bahrein omaly an, tsy azoko kely tamin'i Raikkonen sy lotus fotsiny efa tena à la portée n tsara mitsy vettel talohan' le 3e arret au stand ! raha nanao tour 2 na 1 fotsiny tena tafavoaka aloha ihany fa bon iny izy iny. azo atao hoe tsara raha départ 11ème an!

zakou aloha mahita misy retenue kely ihany eo amin-dry zalah asa hoa matahotra loatra ny mety ho dégradation n-le pneu ve sa tsy haiko.


zany eo ihany fa ny tena nahakivy a koa de tsy resin'i United ndray i Everton (4-4) amin'izay mitarika 4-2 à 5min de la fin nefa io ny wolves ampinanin'i City: tsy maintsy miandry "classico" ko zany amty ko.....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ieu, leu United tsy naharesy anisan'ny nahakivy t@ iny we iny kleu!!!

Fa sinon, otrany mba tsara ity saison 2012 ty fa mba bobaka ny afaka miady voalohany fa tsy otrany hatramin'izay!! Ilay maharesy voalohany iny foana no mampihinana mandra-pahatapitry ny saison taloha Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
avy mijery rallye zany de maka aina kely de mijery gp catalunya e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...