Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

slt

afaka iray volana eo izany dia hilalao vovoka isika, hirefodrefotra indray ny tafondro, sy "basy maro vava"...lé bang io!

resaka bang ihany , fa iza izany no mba top 3 am préparation sy set up boitier eto am tanàna.

misokatra ny sehatra duel de makafoka

posibl v ohatra oe mitovy daholo ny réglage ny vam rehetra nokitihin'i mr préparateur x, styl "copie coller" e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
makaray a écrit:

raha mitovy config ny moteur (compréssion, collecteur etc...) dia mety ny copier coller, fa raha RV samihafa ohatra dia tsy mitovy ny avance........ mais théoroquement chaque moteur à son caractère, donc une carto à chaque moteur

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

normalement aloha tsy mbola tena nisy nahavita teto amintsika , na dia efa misy manandrana aza, systéme copie coller ihany fa tsy tena mivoaka ilay set up , ny solution na manafatra préparateur, na alefa any ivelany ny calculateur miaraka amin'ny info vitsivitsy dia ry zareo no mi-optimiser ilay donné study flower 

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
na alefa any ivelany ny calculateur miaraka amin'ny info vitsivitsy dia ry zareo no mi-optimiser ilay donné study flower 

Raha izay dia velona fotsiny ny daba fa mais le reste tsy maintsy moteur en route ...
Ny tena blem ao am tanana ngeh tsy misy Banc fa lambda embarquée no anaovana azy, fa somary gymnastique ihany , d'ailleurs je suis très curieux de voir comment ils font pour l'avance ......

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...