Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Iza no mahita (na mivarotra) G25 ?

Messages recommandés

Te hividy ny tenanay e !

Sao dia mba misy mampiditra ihany eto - mba tsy manafatra @ izay.

Si oui dia mba omeo prix e !

Ny tiako ilay sady Playst no PC

OKay daholo !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Io koa no hitako t@ net

tsy dia mahalala loatra moa ny tenanay dia mihevitra fa misy pc fotsiny na playst fotsiny, izy 2 etc Very Happy

289 euros izao no meilleur prix hitako t@ net.

Gidraka aloha ilay vidiny fa tsy koi raha tena produit de qualité ilay izy (mbô miafy kely Very Happy ) - sady izaho efa leo an'itony FAKO be amidy eto @ tanàna itony (au fait aza mba mividy volant @ karana indrindra fa
conforama fa marary fo fotsiny Evil or Very Mad )

Koboko koa ireo volant momo sy logitech amidy ao @ citic fa ny tena tadiaviko ilay sady ps no pc mihitsy.

Manana fatina volant be dia be aho ato - sao dia misy te hividy ? Very Happy

Okay daholo e !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny momo sady mety PC no mety PS ra tsy diso aho. Sinon, y a aussi les Logitech Driving Force Pro, EX et GT.
Sur le net y a des G25 a 179 euros sans frais de port. (voir Cdiscount, rueducommerce, etc...)
Mais c'est vrai qu'il vaut mieux claquer 3.000.000fmg et avoir un bon volant comme le G25. Za mahita ny exemple ny zokinay tam 2006, nividy volant Speedster et Panther le tout pour 2.000.000fmg nefa tena taolana be lay izy donc vola very maina. Sinon, ra mahita DFP dia conseil ameko dia vidio, na Driving Force GT koa.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...