Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
gogobe

Restauration et préparation P205

Messages recommandés

Salama daholo!

Efa elaela tsy teto @ forum dia zao vô tafaverina indray ka mba saika haka idée na renseignement amintsika mpikambana satria nahita occasion tampoka izaho dia nividy P205 (3 portes) plus ou moins kité moteur 405 SR 1,9l.
Ny problème dia efa presque 3 ans ilay izy no tsy nahetsik'ilay tompony taloha fa oatra hoe ni-bloque ilay moteur fa vaky carter izy ary ritra tanteraka ny menaka ka efa nosoloiny ny segment sy coussinet dia no-rectifié-na ny vilbrequin nefa oatra mbola tsy normal mihitsy hono ilay moteur ka dia napetrany fotsiny tao ilay fiara.
Ny tiko hanontanina dia hoe misy spécialiste azo antonina ve ato tana mba hanao évaluation sy budget raha oatra ka manana eritreritra ny hi-restauré azy sy hi-préparé azy ho voiture de rallye dia aiza mety hahitana izay olona izay.
Misaotra indrindra!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...