Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
emsics1

www.srk.mg est de retour

Messages recommandés

Misokatra (indray) izao ry zareo ny tranonkalan'ny Club SRK (Seran Racing Kart) azo tsidihina ao amin'ny www.srk.mg

Ahitana ny momba ny hetsika karakarain'ny club sy ny momba ireo mpikambana ao amin'ny sy ny maro hafa koa. Dia bonne visite ary e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary avy taiza ry zalahy ilay sub -n'i Yves toa milay ihany ilay izy Gr N sa Gr M sa Gr A QuestionQuestion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
ary avy taiza ry zalahy ilay sub -n'i Yves toa milay ihany ilay izy Gr N sa Gr M sa Gr A QuestionQuestion

teto ihany iny ka! M12 affraid fa mbola presque de série
(fa maninona ty no aty am SRK no mipetraka?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...