Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Vos meilleures sensations au volant

Messages recommandés

Efa niresaka pilotage ihany atsy ambadika atsy fa mba tantarao eto tokoa hoe ry zalah ny sensations an'lisany t@ lisany nilalao???

Tsy rallye an! fa le mba manandrakandrana reny!!!!

nenà aloh ny tena souvenir inoubliable-ko d le niaraka t@ Laza tao Mahazoarivo

le nentin' Laza sy Joda tany Lazaina t@ 505 sady mi-phone

Drift party t@ cox en plein pluie, no sady nampinana Mitsu an'i jaris tao Lazaina

reco Course de côte t@ 305 lol!lol!

reo aloh no hanombohana azy fa mbola bobaka fa an'lisany ndray zao..

Laza tsy mahazo mitantara rallye elà !

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy nanao reco niaraka tam laza sy marc nanao reco ampahimanga anjeva tao anaty POLO. rectif ana notes passage rapide no natao ka tena otsany tany anaty speciale mitsy affraidaffraid
mbola niaraka tam Läaz ihany tam mitsu teo am circuit MSA. Za maka an ilay pilote e! calme mais efficace.
Nanao Tônô tam cross car koa lol! nanitsakitsake be teo amina descente gauche 90 dia nanao trop corde tou dé disssssss dasssssssssss. nivoaka dia naverina tam laoniny ny daba dia lasa ndray! ( nanao casque sy ceinture an!)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tete à queue épingle ambohimahasoa (pour ceux qui connaissent !!) lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vol planné sur 50 m dans les rizieres d'Ambohimanambola!!! drunkendrunkendrunken

Sa ahoana ra Mikkah???? lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nilako an'ilay Lancia an'i Freddy taloh tao Ambatobe faly tsy nisy ôtr'izany!

nanao essai an'ilay Type 1 an'i Laza teo Ankorondrano manao 3ème pilotes ao ariana lol!

Nanao slalom teo Analakely t@ Nissan Pick-up d nifatratra teo @ ilay Poteau fiandrasana bus makany Itaosy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
Vol planné sur 50 m dans les rizieres d'Ambohimanambola!!! drunkendrunkendrunken

Sa ahoana ra Mikkah???? lol!lol!lol!

lol!lol!lol!lol!

D nanao spegany de nuit t@Pajero avaradoha-berlin bouncebounce
alohan'natsaka bek's, ntrav tsar teo epingle institut pasteur bouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny souvenir milay dia tamin'ny 206-ny Roi lion vao tonga, tena ohatran'ny omby nijery flôra, surtout ny tao anatin'ilay fiara ShockedShockedShocked sy ny bouton isan-karazany hoe avion angaha ity sa inona affraidaffraidaffraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nanao gorisagorisa avec une ZX tao Lazaina fa tena tenue de route affraid
n'est pas Boum sy Mikkah lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Nanao gorisagorisa avec une ZX tao Lazaina fa tena tenue de route affraid
n'est pas Boum sy Mikkah lol!lol!lol!

tena sensation mihitsy ra Soaf a!!!! cheerscheerscheers

Appel / Contre appel / pied Gauch!!!!! studystudystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nitondra an'ilay M3 an'i Jaytaxx teny @ ville dia manao gorisagorisa! tena dommage fa tsy nanana M3, fa mety efa vita drift i Andohalo Very Happy

Daba tiako be koa eo! aotr'an'ilay M3 an'i Eric Be E30 iny koa efa tena mythique koa an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nanao gorisagorisa eraky ny ville de majunga t@ 305 GTX. lasa feno ol eny am sisina arabe. andro al io an. tsy adinoko zay experience zay

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

appel contre appel "perfect" teo am épingle st michel amparibe

fa le pilo drunkendrunkendrunken be de aleo niala avy eo lol!lol!

Oo=w=oO ExclamationExclamation

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
vao t@ herinandro zà no tany manakara dia en chantier ny lalana après Irondro sur environ 40km. na gravier na lé terrassement tany milay b reny!!!!
a fond sur tout le parcours fa in fine 2 roues arrières à plat à cause de la glisse et des gravier (tsy mbola mahatakatra pneu terre sns tsinona)!!!!! zay vao mba nanao drift en 4ème et 5ème rapport zany fa taloha dia 3ème no ambony indrindra.

sinon efa nanandrana toyota GT4 sur circuit koa fa tena trop!!!! ohatran'ny manao RBR sur volant et vidéo project mihintsy!!!!! hihihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nitaingina Célica an Mamy Kely tsisy bride nanao essai tany Manakavaly dia aveo nidegobatao anaty casque no mbola record ko, ankoatrzay tsy ferana ny gorisagorisa eran tanàna isak ny avy miasa amin'ny alina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nitaingina 505 Turbo injec dia Yann le Jossec noho pilo fa tena... trop be!!! circuit Lohéac any an-dafy.drift en 4ème dia appel contre appel dia tafiditra en marche arrière teo @ ilay place de parking...

T'@ mbola tena kely teo dia nitaingina an'i R5 Gt turbo vaovao be an'i Haja Danielson noho mitondra, et je lui ai dit dans le temps, "on a glissé la?" parce que je ne connaissais pas la sensation. et il en rajouté une couche.

Et une des plusieurs fois où on était en reco avec Joda, cette fois là il m'a amené dans la R11 rouge de reco, c'était à foulpointe, il m'avait impressionné dans son approche et son sérieux... et un moment y'avait un "D13 ++ coupe dans buisson" y'avait la moitié de la voiture dans les feuillages où personne n'aurait jamais pensé le faire!!" C'est mon pilote préféré et je le respecte bcp pour ça!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy aloha hatreto dia ny migorisagorisa manomboka eo @ croisement Amborovy makany @ Zahamotel Majunga. Manao spegany kely mihitsy rehefa mody @ iny @ alina!! Wink
Fa indray mandeha nasosany, teo @ 50m tsy hatongavana @ ilay croisement Zahamotel - Grand Pavois, saika nihinana poteau. Efa teny anaty bozaka vao nijanona Laughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
y'avait un "D13 ++ coupe dans buisson" y'avait la moitié de la voiture dans les feuillages où personne n'aurait jamais pensé le faire!!" C'est mon pilote préféré et je le respecte bcp pour ça!

Il est bien doué pour ce genre de truc, une fois sur la speciale d'Imerikasinina, j'étais toujours en reco avec lui et Mamy Kely, après la longue descente épingle sur épingle il y a un saut aveugle où l'on ne vois qu'un mur de talus. Lors de la première speciale, j'ai fait la surprise à mon copilote qui n'était jamais en reco ac moi et qui lisait mes notes. Il a failli faire dans son pantalon lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy tete a queue teo Antaninarenina avy any @ BMOI hivily ho any Isoraka t@ 309 Very Happy

En fait tsy volontaire ilay izy fa maika hody t@ 10 alina dia nanitsaka be.

En plus koa hoe virage léger io dia sady ni-accélère ihany no ni-braque ... hay efa "hors limite" , ilay daba koa moa 309 ... Razz

Fa raha vam hafa tsara chassis mety ni-passe ihany.

Mahafinaritra fa ilay izy tampoka be fotsiny no nampatahotra.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny an-ahy indray sady tsy gorisagorisa no tsy tonneau fa tena nandeha milamina fa sensation be mihitsy fa Ferrari F40 ilay fiara nentiko tamin'izay. Tany Orléans France io. tena tsy nampoiziko mihitsy hoe ho ampitondrain'ilay vazaha ahy ilay daba, na dia fantratry ry zareo aza hoe tena mankafy daba be mihitsy aho (notanisako tamin-dry zalahy tsianjery ny caractéristiques an'ilay F40, ilaina ihany ny mamaky Auto journal LaughingLaughing . ''On va faire quelques tours ho'zy lery'' fa amin'ny départementale kely ireny ilay izy.

Fa tsy sahy nitondra nihoatra ny 80 km/h aho satria tena naka tsirony be no koa fofontongotra be ilay accélerateur fa angamba 7 km teo no nataoko fa ohatra ny nanidina izany aho nivaoaka avy tao. Sady ny kill koa izay miganena amin'ialahy tonga dia mandinika be daholo.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:
vao t@ herinandro zà no tany manakara dia en chantier ny lalana après Irondro sur environ 40km. na gravier na lé terrassement tany milay b reny!!!!
a fond sur tout le parcours fa in fine 2 roues arrières à plat à cause de la glisse et des gravier (tsy mbola mahatakatra pneu terre sns tsinona)!!!!! zay vao mba nanao drift en 4ème et 5ème rapport zany fa taloha dia 3ème no ambony indrindra.

sinon efa nanandrana toyota GT4 sur circuit koa fa tena trop!!!! ohatran'ny manao RBR sur volant et vidéo project mihintsy!!!!! hihihihi

Mbo tsar ihany ry zalahy no mifanena kely fa tsy mifankalala isika jiaby an. Iny lalana Irondro-Manakara iny indrindra naleako tamin'io semaine voalaza io dia tena nakafiany marina tamin'ny ireo gravier. Gaga mihintsy ireo nanaraka avy eo aorina oe Adala angamba ilay mpamily lol! fa dia tena mahafinatritra ireo glisses mandeha 80km/h avec une diesel en 4 ème. Sa ahoana ry Hitsapeta? bounceafro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

tena mila fihaonana mihintsy ry zalah hifankalalana a!!!! fa ahoana no ahafantaran'i Irina hoe diesel ilay partner nentiko? Rolling Eyes tena milay lesy iny lalana iny klé!!! ny visibilité @ io tena azo atao hoe parfaite ka afaka milalao tsara mihintsy na tsy mihidy aza ny lalana. Zany ka tena hitsapeta araky ny pseudo-ko!!! bounce na ilay avant Irondro koa aza tena teritery mahafinaritra mihintsy fa dommage efa goudron milay b!!!

Tokony nivily tany Mananjary izany ialahy fa conduite sur asphalte avec virage serré b sur 60 kms milamina tsara fa tadremo mifanena @ kamio fa oatran taratasy avy eo an. lol!
Milay mihintsy iny axe sud iny raha hianatra trajectoire asphalte dia amin'izay tsy manao t^te-à-queue oatran'i Nari9 lol!afro

tena tany mananjary koa lesy zà t@ io lé. fa raha asphalte aloha tena aleo ilay antsirabe fianarantsoa e!!!! iny no tena milay b!!!! ilay Alatsara aza toa spécial mihintsy taloha!!!!

fa misy asphalte milay koa dia Sambava Andapa ra-irina a!!!! sady tena tsy hafaka mifanena no miolokolika b

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Masaka izany nitondra F40 izany ra-emsics Very Happy

Ny ahy efa tsy voatanisa intsony ny fiara tiako entina (sy tiako ananana Very Happy )

911 GT3, Aston Martin V8 Vantage, BMW M5, Corvette ZR1, SLK 5.5 AMG, etc Very Happy

Na koa sensation @ WRC henjana (genre C4, Focus na Xsara), na passager fotsiny aza tsy quoi ! (de toute façon koa mety tsy sahy manitsaka accélérateur @ ireny Very Happy )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tadidinlà ve Tsi2 zay nentinla nanao ES tam 204 ? bandy 6 anaty fiara, ny lohako im-10 nirefotra tam parebrise fa iala manao appel contrapel tsisy farany, ny mofo gasy amzany very daholo nefa noana b!!!

d nisy an' 305 nay taloha koa fanaovantsika andrana refa avy mijery K7 GET !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:

lol!lol! Ary le nitsoraka tany anaty tsilo??? lol!lol! efa misy version CD sy AVI ilay GET an!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

Mba mila an'io GET io za mse Tsi2 an aona no anovana ftona

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Mba mila an'io GET io za mse Tsi2 an aona no anovana ftona

Ao amin-DraPrez r'ise no efa base de donnée antsika a!!! ao ise manontany sinon tongava aty am-pesana

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:

d nisy an' 305 nay taloha koa fanaovantsika andrana refa avy mijery K7 GET !!!

za koa efa nilalao an'ilay 305 eo Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
305 n° 4047 le efa nentin'i NIrina 58 ka, le nichauffe foana, sy tapaka courroie ventilo fa mbola entina iany..
fa le 305 resahiko koa dia ilay 305 poseidon.
sinon nisy R9 zay koa fanaovana "spécial".

2313 koh lety mbola mandeh any ihany a!! le tuning rehetra taloh mbola tsy nisy niova (hatramin'ilay seza) lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
305 n° 4047 le efa nentin'i NIrina 58 ka, le nichauffe foana, sy tapaka courroie ventilo fa mbola entina iany..
fa le 305 resahiko koa dia ilay 305 poseidon.
sinon nisy R9 zay koa fanaovana "spécial".

Tena zay mintsy lé 305 t'@ zay lol!
Sady maty gidra an'i adala ray trano silly

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
amin'izay tsy manao t^te-à-queue oatran'i Nari9 lol!

Tsy taitr lisany fa efa hanao so6control zao ee lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Tena zay mintsy lé 305 t'@ zay lol!
Sady maty gidra an'i adala ray trano silly

Hadinon'là 305 polisy!! iny tena tsy hita popoka tsony mihitsy zao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ametraka anecdote kely Very Happy
any Moramanga, Andasibe plus précisemment, makany @ le Vakôna: je me croyais en rallye du Japon na de New-zelland. Ny làlana mafinaritra fa ny paysage no tena mametraka dans l'ambiance. Misy montés sy descentes mlay beu, le tout sur terre et gravier. glissade garanti. Naka fafiny à fond zà t@zay sur la ZX de mon grand-père kle cheerscheers

Sinon ya des années de cela, vita bacc tsara t@zay, saika namonjy revy tany Alasora; tsy nisy ilay revy dia hoe andao aza hiverina any Analakely. Fiara 4 no nandeha. Za tao anaty 505 zay, nanao copilo, mfanenjika ôtriny adala. sipa 3 tao anaty vam niaraka t@nay mivanitika sy ny tariny bounce .Mandalo an'i Alliance @ Antsahabe iny (big up ho an'ny BGT) ôtriny le adala be reny, miditra ny tunnel @zay mbola mifapDpasse ihany. Nidina an'Ambohijatovo mbola manitsaka ihany ilay pilote, lay fiara anakiray @io efa manomboka manainga tongotra, ny 2 ambony moa tsy nifanenjika t@nay fa nanaraka fotsiny. Au niveau ny mpivarotra boky lery vao tonga saina hoe mafy lôtra D nanisy frein mafy be tampoka (il a mis le frein à main le tsis saina), niodina in-telo lay fira vao tafajanona. affraid lay sipa rehetra tao anaty fiara tsy nahenoina feo mitsy. efa tafajanona teo @ 20s teo ngamba vao nisy nihomehy ny anankiray.

pinaise, itako nanatona tsimoramora ahy mihitsy ry zala ilay canon eo @ tsangambaton'ambohijatovo io a palelol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hypothése ny ahy ramich fa tsy aiko ny fahamarinany, ny R21 quadra dia 4RM fa tendance traction 60% avant dia 40% ny arriére, izany hoe raha mafy loatra ny fandeha dia manao sousvirage scratch ilay fiara dia eo no tsara apetraka amin'ny Chief Instructor amin'izay ny tohiny hoe atao ahoana mba tsy hanao vidéo gag avy eo: déccélération Question - accéleration Question - frein à main affraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha sous virage dia tsy misy fika ny "hiratrapena" azy fa manala tongotra kely juska reprise d'adherence dia avy eo mivily normal acceleration modéré fa tsy à fond. A eviter ny surbraquage sy ny frein beuhhh. eventuellement rehefa mahazo repriz d'adhérence dia mi-appliquer an'ilay frein ( na frein à main?? Question) kely hamerenana azy dans l'axe du virage mais en géénral raha vao sous virage tsis fotoana anaovana an'zany tsony lol!lol!lol!lol!

théorie daholo aloha zany hatreto lol!lol!lol!camper

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mm pédale lesy michigan a!!! mm pédale!!!! lol!lol!
fa mety 5ème koa nareo dia tsy ampy ny motricité hialany ao @ lé fiolahana. fa io lazain'i HIrvo io aloha tena marina hoe ny R21 Quadra dia tena souvireuse tokoa. nahita article zay aho efa ela hoe la plus souvireuse des voitures.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Si quelquefois tu te sens petit(e), inutile, démoralisé(e) ou dépressif(ve), n'oublie jamais que tu as été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ta bande...

io ve mo ilana fanazavana???
lol!lol!lol!

za koa letsy latsaka vao maraina nahita an'io lééééé lol!lol!lol!lol!lol!lol!

aza adino lé kozy t@ GET iny >> ny fiara rehetra dia sous-vireuse daholo na 4 roues, na propuls, na traction pale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Boum a écrit:
Citation :
Si quelquefois tu te sens petit(e), inutile, démoralisé(e) ou dépressif(ve), n'oublie jamais que tu as été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ta bande...

io ve mo ilana fanazavana???
lol!lol!lol!

za koa letsy latsaka vao maraina nahita an'io lééééé lol!lol!lol!lol!lol!lol!

spermatozoide be ty cox lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...