Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Rallye de Finlande

Messages recommandés

Rahariva @20h izahay sy RaBeels no hanao session miaraka aty fa ny blem de reco de tsy nisy fa hitako omaly ry Maxinen, So6(japan) sy Kikkoolin niaraka nanao session fa ny anay aloha dia participation no tena atao fa ny résultat sur fa tsy dia hamely loatra satria hi santa dia @ herintoana vao afaka tonga @ WRC Crying or Very sadCrying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

iza ndray le Maxinen io scratch
d Bonne chance zany rzalà fa zay tsy mahatakatra billet oany Finlande a lol! ra thomas ko efa any Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia tsy hitan-lah ve ny rapprochement? lol!Maxinen = MAX...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

so d mba i KGBMax ko lol! efa kopy iany a alo hoe havan'ry andrechappement ndray io lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ilay rahariva izany tsy de hoe tena tête à^tête fa mety têty à queue no ho betsaka lol!lol!lol! fa ny tena izy de hoe hanao session Finlande ka izay te ho avy dia tongava eeee cheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay te ho avy fa zay koh mbola mody lavitra kle!!! raha misy manatitra zay d tonga tsy misalasala, sady efa nahazo feu vert lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny fotoana t@ Zoma de tsy nisy session Finlande indray fa resadresaka saria tsy vonona hanao hi Beels dia nanaraka azy ny namana. Fa ny lasa fanazavana momban'i Rbr izay nataon'i Beels ary hi Ra Tsi² no tena be fanontanina tao lol! fa nilaza ny taonan'ndry Aube sy ry Jim hi Beels fa tena niaiky ny rehetra indrindrindra hi Nirina58 fa tena mbola mi-tana mbe raha mananika ny 60 no manao temps ohatran'ireny studystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia androany ve no hanao @ live ?

Izao tena tsy tratrako intsony ny reco-ny spéciales sasany ka asa raha handeha mora @ ireo na tonga dia hi-abandonne silent

Any @ ADAC indray manarina e Very Happy sady izaho mankafy asphalte bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

KK be le Finlande-nay tao, sady tsy tao mintsy ko ny loha fa de natao fotsiny. Evil or Very MadEvil or Very Mad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny fotoana t@ Zoma de tsy nisy session Finlande indray fa resadresaka saria tsy vonona hanao hi Beels dia nanaraka azy ny namana. Fa ny lasa fanazavana momban'i Rbr izay nataon'i Beels ary hi Ra Tsi² no tena be fanontanina tao lol! fa nilaza ny taonan'ndry Aube sy ry Jim hi Beels fa tena niaiky ny rehetra indrindrindra hi Nirina58 fa tena mbola mi-tana mbe raha mananika ny 60 no manao temps ohatran'ireny studystudy



Fa firy taona ry leirony?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Superbe 13 ème place de Maximumattack au général et bienvenue à Albertlinette (asa na lahy io na vavy lol! ) et Hirornr (hihihi drôle de pseudo )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
tongue

O ra prez ah
mbola misy 34ème anie io e cheerscheers

on joue comme on aime mdrr lol!flower


EmbarassedEmbarassed mifona tompoko EmbarassedEmbarassed
classement Gasy Finlande 08
13- Maximumattack
34-Dadah Master
47- Gasiah
64- Peno
69- Andrechappement
75- Radstrom
85- Albertlinette (tena mbola latsaka aho vao manoratran'io ka)
86- hirornr
91- Kikoolin

Izay tompoko lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Au fait nanomboka 11ème spéciale aho dia tsy nanao intsony fa tsisy vitako reco ireo spéciales ireo.

Talohan'izay moa dia e e e mbola mila kotrana e Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...