Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404

Messages recommandés

Aleo atao sujet vaovao mihitsy ity hafahana manaraka tsara an'ilay izy!
ny fiara izany dia efa ni-confirmer tsara ilay bandy fa tsy olana ny maka an'azy fa kosa mila fantarina tsara hoe rôvina no hanaovana azy!
soso-kevitro aloh dia tsara raha atao fin aout le izy fa io miankina @ mpikarakara ihany.
Dia miandry ny proposition'ny tsirairay ihany koa !!
efa nanipy resaka tamin'ny bandy akama sasany ihany koa fa betsaka no mazoto amin'ilay izy!!

Ka dia miandry ny soso-kevitra avy any @ lisany izany sisa hafahana mi-concretiser an'azy à 100%,

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bouncebounce
milay kosa zany an! fa ono hoa le vitesse zany le avy eto am sisiny iny? lol!
so d hiongotra eo iny sintomin' i Soafahana sy Hentsoa rlerony manko
bokony b ko lol!lol! i Dodanen ko otrany mahery setra zay ko lol!
Ca va être une grosse partie de rigolage
alo mitsy fin Aout, mety tsara le daty

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:

Latsaka vo maraina mitsy lesy za @lah ti ra Big le!!! lol!lol!lol!

Mety mila renforcena kel ngamb le levier iny e!!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol!lol!

Ny hevitra iray dia atao journée kely sortie team so6 ilay izy dia any sady pique nique (aiza kosa dia tsy ho hisy BBQ pig vé?) no mianatra ihany fa ilay toerana no mila jerevana.

Sinon tsara koa ilay hevitry soaf am'lé ampidirana an'ny cross car ao anaty plan ---> vatanen studystudystudy . raha tsika misy 20 mahery angamba no hifandimby am'404 iray tsinn mety silent . Ny daty mety tsara amiko kouh aloha. Sady any isika afaka mifanpindinika amin'ny atao amin'rallye total.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

inn lety ireo vitesse folapolaka sy kritika kely ireo??? lol!lol!lol!

fa zao aloh no ao anatin'ilay izy e!

iza no mahita sô d mba misy mahavita an'izao après lol!lol!lol!

d farany lasa ôtsan'izao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

affraidaffraidaffraid tsy aleo vé atao collection raha otran'io ny etat an'lay izy lé!!

qu'est-ce que c'est beau une peugeot clownclownclowncyclopscyclops

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy te ahita wa za oe avy manao ono rzala d oe tournay ny andray départ d le levier io no omeny an la oe ty ela ra anao lol!lol!lol! na oe mibiloka b io lol!lol!lol!
ary ny frein à main an io v tsy le mbola ao ambany volant ko lty!!!
mety hisy bandy ndray eo am le boribory ao anaty volant io no hamikitra an, le eto ivelany no tena volant an lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

refa mahavita tour ve de hoe "ireto leitsy ny frein sy frein à main fa tsy aiko izay nitranga fa nanaraka ny tanako ilay izy "

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Asa tokoa aloh lisany raha mandinika fa ny oul mitondra 404 ôtrany maty gôsy zany daholo e!! tsy mba mipetraka tsara ry lerony fa ôtrany mitsivalana any @ gôsy zany dawl!!!

Aza hitako hono ka hoe hisintona frein main d midona be eo @ le volant ny loha satria sokirina ary ambany ary le izy!!!

io vô tena ho meilleur sensation kle lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ilay positionnement an'ny volant 404 mihintsy no mahatonga ilay mivilana à gauche. vao miainga avy any ambany mantsy ilay colonne de direction dia efa misompirana à gauche k voatery manaraka an'iny ilay chauffeur.

ilay vitesse au volant indray aloha dia mila fahazarana e!!!! fa avec douceur ihany sao tokoa miongotra fa fragile ihany mantsy ilay ébonite ao anatiny ao!!!

frein à main indray kosa tsy maninona na tsy misy aza e!!!!! vao avily io fiara io dia migorisa ny vodiny raha terre no ilalaovana. ny amort no tsara vérifier-na sao ampivadika.

expérience vécu ireo satria 404 no mba nianaranay nigorisagorisa voalohany!!! mbola ao aza ilay izy fa sur-calle satria miandry santa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Tsi2 a écrit:

affraidaffraidaffraid tsy aleo vé atao collection raha otran'io ny etat an'lay izy lé!!

qu'est-ce que c'est beau une peugeot clownclownclowncyclopscyclops

raha vao ohatran'io kosa aloha ilay volant dia tsy mety ilay GET e!!!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Héhé io aza fa efa nisy nilalao 404 tao @ ekipa cheerscheers

Fa le volant kosa indray tena tsy maintsy le dorizaka fa gaigy b raha mbola hitady volant tulipé apetraka eo klé!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary maninonan lesy io 404 resahana io raha preparena tsikelikely ao dia iny no hifandimbiasantsika anaovana voiture 00 otran'neritreretina cheerscheerscheerscheers au couleur du team so6----> mety milay an cheerscheers

+1 za pilote ana ny pedales dia ela copilote mamindra vitesse comme d'hab

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ary maninonan lesy io 404 resahana io raha preparena tsikelikely ao dia iny no hifandimbiasantsika anaovana voiture 00 otran'neritreretina cheerscheerscheerscheers au couleur du team so6----> mety milay an cheerscheers

azo heritreretina mihintsy ny mi-préparer an'ilay izy dia mba samy manao spéciale 1 avy aminy e!!!! mais est-ce possible? le changement d'équipage sur la voiture 00 en rallye je veux dire

zà aloha vonona fa ny $$$ no tena olana araka ilay nolazaiko tetsy ambony hoe miandry santa . D'ailleurs ny maha sur-calle an'ilay vam dia somary b loatra ilay gidra nahazo azy dia tsy araky ny sôsy intsony ny remise en état Crying or Very sad . sady efa boîte 504 plancher lé izy dia mba moramora kokoa ny mitondra azy

fa aleo angamba atao aloha ilay 1ère séance dia any no miresaka ny tohiny. raha izao mantsy no fandehany dia mety ho 2 voitures zany no ho disponible atsy ho atsy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:

sady efa boîte 504 plancher lé izy dia mba moramora kokoa ny mitondra azy

hay kosa a bouncebouncebounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

inona sisa noho endrasana moa?
Maninona raha alahady zao?? le matin, terrain vague à côté du marché artisanal sur la digue?

Ari> ny polo an'ela adapté kokoa mdr

Sady efa vitess grille en H, efa mety tsara zany! na mbola @ ilay volant ary mety koa.

404> nisy an'ilay akama ao Andohalo reny ange nanao an'eo t'@ trophée propuls fa tena tsara ny nijery azy e! Asiana pont ana cinqs gti dia gorisa be sady manao tps!!

>>>tairo @ zay zany e! iza noho anao, aiza ny fotoana sns! alahady maraina atao

> aleo koa aloha mianatra kely fa nahita circuit tena trop be za... fa tsy maintsy ho asiana arceau ihany ilay quat's Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ndraso aza ketrehina e!!!!
Laza, si tu peux prevenir Poty pour ça alors pour ce dimanche ce sera mieux!!

d'efa miomana ry zalah fa tsy miangona ndray zany an!!!

lol!lol!

je viens d'avoir Poty, on aura la confirmation today sûrement pour la voiture et le rdv. on peut commencer doucement avec celle là et une 2ème ça serait mieux au cas où elle tombe en panne (ça arrive assez souvent..). Je viendrais avec mes plots pour des petits exercices sympas.
Qui vient d'abord?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

izao aloha tsy afaka@ alahady izao palepale fa aty amiko misy moteur V6 ana R30 azo atao @na 505 raha misy caisse azo hamboarina ... studystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
izao aloha tsy afaka@ alahady izao palepale fa aty amiko misy moteur V6 ana R30 azo atao @na 505 raha misy caisse azo hamboarina ... studystudy

ça rentre? j'ai une cinqs sans moteur... j'arrive pas à trouver un kit chemise piston... Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Normalement tsy misy olana...ny cloche no tsy aiko raha tonga dia mety na mila manao fausse cloche fa raha mety dia tonga dia lasa izao eee... bouncebouncebounce

C'est un moteur PRV moa e?
J'ai la caisse, tu as le moteur... on peut s'entendre Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
à priori c'est un moteur PRV donc ça doit rentrer sans aucune modif.

Zay d'efa 2 sahady no tsy afaka aza @ alahady zao koh!!

et pourquoi pas le samedi après-midi???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy maintsy hisy équipage 100% Team so6 ianga iany atsy o atsy an Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Soafahana a écrit:
Normalement tsy misy olana...ny cloche no tsy aiko raha tonga dia mety na mila manao fausse cloche fa raha mety dia tonga dia lasa izao eee... bouncebouncebounce

C'est un moteur PRV moa e?
J'ai la caisse, tu as le moteur... on peut s'entendre Very Happy

et y aurai une deuxième voiture pour le Team So6 cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Soafahana a écrit:
Normalement tsy misy olana...ny cloche no tsy aiko raha tonga dia mety na mila manao fausse cloche fa raha mety dia tonga dia lasa izao eee... bouncebouncebounce

C'est un moteur PRV moa e?
J'ai la caisse, tu as le moteur... on peut s'entendre Very Happy

mety foana io eee...concretisation prochaine rencontre eee...Partageons les So6 eee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ca va donner koi une PENAULT zany lol!
mety tian'i Peno zany vam zany an lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nirina58> Je suis l'un des gars qui a fait la trophée propuls avec la 404. Fa lé resaka pont soloina io tena mbola tsy hitanay ny ketrika nefa misy mahavita lé izy Rolling Eyes

zany 505 V6 zany zao no tena milay klé!!!! Aleo rangaha ilay moteur alatsaka ao @ 404 a!!!! zany 404 V6 zany koa no tena nofinofy!!!! hihihihi

@ firy ilay @ dim e? dia ahoana ny lasantsy sns satria moa zany tsy hoe hitondra fotsiny!!!! sa efa misy spons ny team So6?????

ah ok! nilay iny ary sady laisany koa mahay milako an'ilay izy fa aotr'any tsy évident ihany an!
Ka ny 404 pont rigide raha tsy diso ao, cinqs flottant. Miketrika kely dia vita zany. Any isotry ve tsy ho isy pont?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+10000000000000000 aloha am ilay drift miakatra any andohalo e! teneno mialoha fotsiny aho hifoazako maraina.
+ 1000000000000000 koa ilay session samedi sa dimanche????

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:

Aleo rangaha ilay moteur alatsaka ao @ 404 a!!!! zany 404 V6 zany koa no tena nofinofy!!!! hihihihi

affraidaffraid tena sur a aloha tsy zakany Quats ilay motera ...izy nge motera be fa tsy motera hely eee lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mila mifampiantso ry zalah raha ho masahana le dim na tsia fa raha vô kely ny bandy manao any tsy mety a!
t@ resaka farany teo manko tsy nisy teo lisany d aôna?
Pour que Laza aussi puisse prévenir Poty!!! zà aloh partant foana e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

+9999999999999 puissance 9999999 am'lé izy ééé!!!
misy kangoo sponsorised koa ho avy any (fa lé tompony ihany hono no hilako azy lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 amin'ny hevitra ry zala an.
Fa asivo morse entre pote fotsiny dia misy milalao fona any ka. Sady mahafinaritra mba mifankalala daholo amin'ny toerana 1 ny Team so6. Ny so6 tonga dia fandrio ny asabotsy fa saody ratsy b any ambohitrimanjaka any an.
D'ac amin 'ny ilay fotoana izahay é.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raha toa ka tsy mifidy na dia débutant (fa manana permis sy So6) ilay @ alahady dia tonga zay Twisted Evil

Fa zay koa aloha tonga foana na haka sary ny fahaizany mpa,dray anjara ary e!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bonne idee de choisir la 404 pour apprendre les bases.

Avec le pont rigide tu n'as pas trop peur de casser et la 404 ca te donne de bonnes habitudes car c'est presque pas possible d'utiliser le frein a main ( a moins d'etre jongleur)

Je l'ai fait a Lazaina avec une 404 il y a quelques annees c'est vraiment l'ideal. Apprendre a maitriser le transfert des masses en appel contre appel peut se faire a des vitesses tres raisonnables avec cette voiture. Le seul hic c'est le volant qui est tres fin...lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

miandry an'i Poty tsika @ ilay daba fa efa nijereny any hono! dia vita milay ny prog alahady maraina. Aleo @ 9 ora eo eo. tsy fotoan gasy an Very Happy

Misy plots orange, manoro ketrika dia manao kilalao...

Ny atahorana: -sao dia mitabataba ny olona eo akaiky eo raha ela loatra tsika @ vovoka sns! Aleo tonga @9 dia @ 11h ohatra mirava.
Sosokevitra eo an!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:
Bonne idee de choisir la 404 pour apprendre les bases.

Avec le pont rigide tu n'as pas trop peur de casser et la 404 ca te donne de bonnes habitudes car c'est presque pas possible d'utiliser le frein a main ( a moins d'etre jongleur)

Je l'ai fait a Lazaina avec une 404 il y a quelques annees c'est vraiment l'ideal. Apprendre a maitriser le transfert des masses en appel contre appel peut se faire a des vitesses tres raisonnables avec cette voiture. Le seul hic c'est le volant qui est tres fin...lol

j'avais tourné aussi à Lazaina il ya presque 10 ans déja Shocked , tiens j'avais même pas le permis, quel régal cette piste, dommage qu'elle ait été abandonnée. J'ai entendu qq pilotes qui y sont retournés récemment.
Seul souvenir d'une 404, le siège avant y a pas de maintien latéral non?

>>>mauvaise & bonne nouvelle!!! Poty vient de m'appeler et la caisse n'est pas dispo pour ce dimanche, par contre dimanche prochain c'est ok!

Donc, où est l'autre 404?
Pas besoin d'une super caisse, c'est pour rigoler et partager.
Ny cinqs ato @ tanana dommage fromage fa mbola amboarina kely

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:

Seul souvenir d'une 404, le siège avant y a pas de maintien latéral non?

C est pour ca que le volant est si grand, pour pouvoir s`y accrocher. LOL.
lol!

Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58> désolé de ne te répondre q now pour l'autre 404. Comme je l'ai dis auparavant,elle est encore sur calle. mbola miandry Sosy kely vao mety andeha.

aleo ry zalah atao matotra tsara ny prog @ zay milay lé revy a!!!! atomotra loatra koa ilay teo k tena tsy tratra.

fa angaha ry zalah mbola velona ny circuit ao lazaina? ilay an'ny AMA io? efa betsaka ihany koa ny adalana natao tao an!!!! ary raha en état v ny piste any tsy aleo any no milalao? hafa ihany anie ilay tena misy lalana e!!!! Isahafa moa izany efa indisponible pour cause de poussière.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mianatra kely eny @ tany malalaka dia milamina avieo eny @ virage e!

Eo ambohitrimanjaka, près du marché artisanal.
Dimanche matin ou samedi aprem, mety daholo...

Matos: plots orange kely sy lava.
Daba: 404
Mpanao gorisa: iza no andeha?
Proposition participation: 10 000 Ar (essence, réparation majinika sns)
Za afaka manao moniteur
Afaka asiana tableau blanc mintsy raha hilaina

Miandry an'i sosokevitra...

Ny anaran'i underground rallyshool an-tsika...: so6control

Proposition dia 10 participants maxi aloha dia manao séance de 4 h (ohatra 13h à 17 h Samedi aprem )

de mila mitondra stylo bic 4 couleur sy cahier 200 pages ve ? lol!lol!lol!

So d mba afak jerena iany ny dimanche ra bo misy possibilite fa zay miasa samedi ooo!!! azafady oooo QuestionQuestionQuestion

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireo mpianatra voalohany dia lasa promo "zazah bogôsy" zany? lol!afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...