Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Championnat tchèque

Messages recommandés

Mety efa hitan'laisany iany ngamba fa ity ry zalah misy ny lien an'ny championnat tchèque ndray a!! à première vue ilay izy alony moins fatiguant et barbant que les 20 ES re rsrbr en WRC !!!! lol! ..IRC ny azy 12 ES sady otrany interessant. Izaho moa mboal novice be @ fomba fizoran'ny kilalao an'ry lerony ao ka raha mba mosy maharaka dia mba zarao e !!!! Laughing ..ny soft rehetra ilaina sns.....

Zay fa dia maità be daholo ry havana malala.

http://rbr.onlineracing.cz/?setlng=eng

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Instruction how play Richard Burns Rally (RBR) using the plugin

1. Download RBR_v102.zip , RBRTM085Inst.exe , ZFix.zip , RBRSchool2.exe , RBRPribram1.exe
2. Install the official patch RBR_v102. Without it, the RBR plugin wouldn't work.
3. Install RBRTM085Inst.exe (this is the plugin itself)
4. Put file Z.dll into RBR\Plugins\ directory (it fixes RBR not to crash to desktop when using cars made in Z-modeller) from ZFix.zip
5. Create a new profile on rbr.onlineracing.cz. BEWARE! Use only US-ASCII chars!!!
6. Open file RichardBurnsRally.ini and put your login and password there - e.g. if you are registered as "NOVAK Petr" and your password is "zelva", put there

[RBRTMSettings]
AutoLoginName = NOVAK Petr
AutoLoginPassword = zelva

From now you will be logged in the plugin automatically, the plugin won't ask for your username / password.
7. Install new tracks into RBR. Run RBRSchool2.exe (reversed rally school) and RBRPribram1.exe (Pribram - Stryckovy). There will be more tracks for RBR available here.
8. Start RBR, go into Setting-->Plugins -- > RBR Turnament --> Setting and make your changes to configuration.
9. In Setting -->Plugins -- > RBR Tournament --> Online tournaments you'll get the list of open turnaments, choose one, entry into, set all you need, and then start race.
10. You can find all your results in the rally on plugin web pages. If anyone sends his/her replay from a stage, you can find it there.
11. If don't know anything check our forum

If you can play online and already steaming RBR over internet, we can start tuning RBR :-)

New cars for RBR

1. You can download all new cars for RBR here.
2. For this howto, we install Subaru Impreza WRC 2002
3. I recommend to use Total Commander, it is quite easy and it can open *.rar and even *.rbz files.
4. Open SUBARU_IMPREZA_WRC_2002.rar in the left window and Richard Burns Rally in the right one
5. Doubleclick on file IMPREZA_WRC_2002.rar --> SUBARU IMPREZA WRC 2002 --> - there are two subdirs, Model and Fyzika (Physics) there
6. Directory Model contains another subdir Cars and a file "pro cars ini.txt". Go into subdir Cars and copy all files and subdirs into RBR\Cars
7. Open file "pro cars ini.txt" and copy this text into clipboard:

FileName = "Cars\impreza02\impreza02.sgc"
IniFile = "Cars\impreza02\impreza02.ini"
ShaderFile = "Cars\impreza02\impreza02_shaders.ini"
ShaderSettings = "Cars\impreza02\impreza02_shader_settings"
TexturePath = "Cars\impreza02\Textures\"
8. Go to the right window and open Cars.ini in RBR\Cars directory. Look for text [Car05] and paste the data from "pro cars ini.txt" here. (pic.1 preview)
9. Now you have to install car physics. You should still have opened on the left IMPREZA_WRC_2002.rar --> SUBARU IMPREZA WRC 2002 --> go to dir fyzika (or physics), on the right move to dir RBR\ and find file physics.rbz, doubleclick on it, go to Physics. There are all car and tyre physics in it. (obr.2 náhled)

Association of cars.ini to physics.rbz:
* position in cars.ini [Car00] = složka C_XSARA
* position in cars.ini [Car01] = složka H_ACCENT
* position in cars.ini [Car02] = složka MG_ZR
* position in cars.ini [Car03] = složka M_LANCER
* position in cars.ini [Car04] = složka P_206
* position in cars.ini [Car05] = složka S_I2003
* position in cars.ini [Car06] = složka T_COROLL
* position in cars.ini [Car07] = složka S_I2000
10. We have chosen [Car05] in cars.ini, so we have to put the physics into directory s_i2003 , . It is possible to put the car to any slot you choose, but model and physics must be in accord with the table above. There is only one exception - don't put 4WD cars into MG_ZR slot, because then in RBR you wouldn't be able to adjust middle and rear differentials.
11. Put all files from directory Physics into s_i2003 - it should look like this: obr3. preview)
12. That's it! Now you have Impreza 2002 installed and you can start to race.

P.S. The car will not show neither in the car menu nor in the splash screen, you will not see it until SS start. The menu can be adjusted in a different way, by editing *.exe and splash.dat

Authors: Tomas Mikl, Vasek Koral

Aleoko milamina fa sao mifanitsaka ao ny akoho sy ny vorona

1-mety miara maty
2-mety ny akoho no maty
3-mety ho maty ny vorona
4-mety mandeha tsara daholo

1/4 ny chance mety mampandeha 25% lol aleo amin'izao aloha study

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena ty ry zalah nareo raha hilalao championnat tcheque de mazotoa eee

Csztournaments.fr

studystudy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Allo allo allo,

Efa ho taona iray ito izany tsy nisy nikitika, sa va tsy nisy nanandrana le plugin cz QuestionQuestion

Par curiosité dia nanao double install izaho anadramana an'izy ity (1 hoan'ny rsrbr, 1 ho an'ny czrbr)

Somary sahirana ihany aho vao nahavita nampadeha an'ilay jeu originale anankiroa, satria nofafaina daholo ny rsrbr sns (install from scratch znay ee)

Atreto aloha vitako nandeha tsara daholo le rsrbr sy le tzech, miaraka amin'ny raccourci bdb eo amin'ny birao (camhack roa, ...)
Nampiditra ny tracks rehetra, nanao install n'ny Focus wrc RS 06 koa dia lasa izao... nihiditra 'Online Tournament' iray/roa/telo fa maika ny nahita le stage Hradek sns...

Impression ko volaohany aloha ohatran'ny "STABLE" be ilay jeu, ohatran'ny tsy mieritreritra 'retour bureau' izany rehefa ao anatiny... ngamba efa zatra le mitaintaina am 'retour bureau rsrbr' koa angamba cheerscheers

Faharoa, le "réparation" koa tena détaillé be reefa am assistance, izay zavatra mbola tsy hitako mihintsy.
Fahatelo, mamaky loha be ilay site live, fa hay rehefa mahazo kely ny fandehany dia itako efficace sy interessant nohon'ny rsrbr live le izy (hevitro manokana io aloha pirat ), indrindra ilay system "bookmarks" (atao favoris daholo ohatra ny rallye tiana atao)
Fahaefatra, blablabla...

Fa samy manana ny mahatsara/maharatsy azy daholo le rsrbr/czrbr
'zay aloha no itako fa milay ihany le afaka misafidy an'izy roa...

euu...ohatran'ny tsy misy gasy mihitsy ao an...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
@Radoo>>Za efa nanandrana tao ihany koa fa tena tsy tafa lé izy t@ zay!!! mety resaka connex ngamba fa handé hanandrana indray zan pour voir!!!
Fa tsara kokoa hono ny physics an dry lerony ao noho ny RSRBR d dégat realistic (zm) no betsaka!!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ChrisJones a écrit:

vao tamin'ny week end teo za no nanomboka ny install dia omaly hariva vao vitako nandeha tsara le izy.
Andramo marina aloh'e. Tena itako + "serieux" kokoa ilay.

Ohatran'ny afaka milalao offline ilay izy fa mbola tsy itako ny fanaovana azy (alefa manuellement any am serveur ny temps)
Tsy azo lalaovina raha tsy en live ihany koa ireo SS mampalaza an dry zalah: liptakov, sosnova, hradek ...

Ny indro kely (be) dia mila manao don hono izay vao afaka mi-creer session ...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mahavita laisany le!

Ny ahy ny manao rallye ray na roa par semaine efa tsy ho vitako, ny jeux-ko hafa mipetra-potsiny ao tsy vôkitika tsony! Mad

Mazotou ry zàlà a! cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
tena mahavita laisany le!

Ny ahy ny manao rallye ray na roa par semaine efa tsy ho vitako, ny jeux-ko hafa mipetra-potsiny ao tsy vôkitika tsony! Mad

Mazotou ry zàlà a! cheers

raMnR, marina aloha fa le fotoana ilalaovana tena sarotra arakaraky ny tsirairay ee
Saingy ny resaka eto anie ho an'izay nanandrana sy te anandran'e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tiko tenenina hoe: ny hikitika zavatra hafa tena tsy vita ra-rado a!(mikitika fa tsy ilay championnat an!) :lol:fa milay lay mikaroka fôna e!

Mazava ka.
Rehefa misy fotoana sy mazoto ary dia andramo fa mety matsiro e, milay koa anie ny manandrana ny hafa na dia mijanona ao anatin'ny registre rbr ihany aza (ohatran ny ts1 ihany io ozy ry zala zay haha)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raddoo a écrit:

Marina lôtra bouncebounce otrany map-t-ikitika sy t-anandra-doza zany foana mouuuuahhhhhhahhhhhhhahhhhh bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raddoo a écrit:
ChrisJones a écrit:
@Radoo>>Za efa nanandrana tao ihany koa fa tena tsy tafa lé izy t@ zay!!! mety resaka connex ngamba fa handé hanandrana indray zan pour voir!!!
Fa tsara kokoa hono ny physics an dry lerony ao noho ny RSRBR d dégat realistic (zm) no betsaka!!!!

vao tamin'ny week end teo za no nanomboka ny install dia omaly hariva vao vitako nandeha tsara le izy.
Andramo marina aloh'e. Tena itako + "serieux" kokoa ilay.

Ohatran'ny afaka milalao offline ilay izy fa mbola tsy itako ny fanaovana azy (alefa manuellement any am serveur ny temps)
Tsy azo lalaovina raha tsy en live ihany koa ireo SS mampalaza an dry zalah: liptakov, sosnova, hradek ...

Ny indro kely (be) dia mila manao don hono izay vao afaka mi-creer session ...

Hanandrana za @ Week end eo d hita eo

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

moi j'aimerais bien visiter le pays et découvrir les merveilles de là-bas pirat

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Résumé kelin'ny week end découverte 'ny CZRBR:

- Nahavita nanandrana ireo SS tam N14 Prodrive, izay tsy misy afa-tsy ao amin'ny CZ RBR ihany, teny iray fotsiny "...ENORME..." cheerscheers Ho an'izay tia Pribram (izay anisan'ny tsara indrindra ao @ RSRBR amiko) dia tena mbola 10x mieux le Osli, Stryckovy, Liptakov, Hradek...

- Saika tsy azoko ny fomba filalaovana hoe rehefa inona/iza no afaka manao "tournament" Offline/Online, fehiny:

  • Mila manana le plugin, dia cars+stages: tsy voatery ho izy rehetra
  • OnLine

  • Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
  • Mamorona tournoi-session, azo ampitoviana amin'ny session officielle RSRBR, fa mila manao fanomezana-don vao afaka mamorona an'io. Izany hoe afaka manao championnat tsy miankina.

  • OffLine - tsy voatery manana connexion rehefa milalao

  • Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
  • Mandefa temps ao amin'ny site live "Send results"

Mety hoy ianareo hoe mitovy amin'ny rsrbr ihany izy izany: tena diso be izay hevitra izay lol!lol!

**izay te-hanadrana dia misy session 2 ao: "Madagasikara Test CZRBR 1 et 2", valide hatramin'ny 07 sy 08 Mars 2011, azo lalaovina online (misy ny SS tzech) sy offline (ss mahazatra). Edit: efa vita :-)
**andramo kely ry zalah fa mety hiova hevitra elisany a RazzRazz

Indro kely itako, raha misy olana na fanontaniana dia adinoy tanteraka fa tsy misy 'Aube' na 'Jim' hamaly ao fa mila mikaroka irery, raha tsy izay tratran'ny hoe "...you 're a lazy boyscratch "

Mazotoa e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Raddoo a écrit:
Résumé kelin'ny week end découverte 'ny CZRBR:

- Nahavita nanandrana ireo SS tam N14 Prodrive, izay tsy misy afa-tsy ao amin'ny CZ RBR ihany, teny iray fotsiny "...ENORME..." cheerscheers Ho an'izay tia Pribram (izay anisan'ny tsara indrindra ao @ RSRBR amiko) dia tena mbola 10x mieux le Osli, Stryckovy, Liptakov, Hradek...

- Saika tsy azoko ny fomba filalaovana hoe rehefa inona/iza no afaka manao "tournament" Offline/Online, fehiny:

  • Mila manana le plugin, dia cars+stages: tsy voatery ho izy rehetra
  • OnLine

  • Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
  • Mamorona tournoi-session, azo ampitoviana amin'ny session officielle RSRBR, fa mila manao fanomezana-don vao afaka mamorona an'io. Izany hoe afaka manao championnat tsy miankina.

  • OffLine - tsy voatery manana connexion rehefa milalao

  • Milalao an'ireo tournoi/session efa misy, na karakarain'ny comunauté hafa
  • Mandefa temps ao amin'ny site live "Send results"

Mety hoy ianareo hoe mitovy amin'ny rsrbr ihany izy izany: tena diso be izay hevitra izay lol!lol!

**izay te-hanadrana dia misy session 3 ao: "Madagasikara Test CZRBR 1, 2 et 3", valide hatramin'ny 07 Mars 2011, azo lalaovina online (misy ny SS tzech) sy offline (ss mahazatra) .
**andramo kely ry zalah fa mety hiova hevitra elisany a RazzRazz

Mazotoa e

Za tsy tafa wik 1d teo fa hanandrana e!!! manao aona ny physics an lé daba mihaotra an lé RSRBR?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ChrisJones a écrit:

Za tsy tafa wik 1d teo fa hanandrana e!!! manao aona ny physics an lé daba mihaotra an lé RSRBR?

Tsy koi zany fa rehefa tafa dia tongava ao e.
Ny physics aloha ny hitako dia tsy mitovy mihitsy am RSRBR, fa aleo ny tsirairay mahita azy sa?? piratpirat
Ohatran'ny tsy ratsy ihany koa ilay degats 'realistic' fa lasa miezaka be tsy manao faute mihintsy :-)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
io anie le noresahiko t@ le realiste e! hafa ny fivoakanio raha izay.
misy milalala fotsiny mantsy de lasa oe le temps no ilaina fa tsy le oe.... hihihi aleo za tsy iteny fa za koa manao anio a!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...