Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Rallye REPCO New zealand

Messages recommandés

Dia manantena delegation matanjaka Malgachouie ho any @ tanan'dry All Black dia prier mba hisy maromaro ny ho any @ 10 ere place sportifsportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Dia manantena delegation matanjaka Malgachouie ho any @ tanan'dry All Black dia prier mba hisy maromaro ny ho any @ 10 ere place sportifsportif



Sans moi fa dia mahavita B ry zalah ah, ndeh hijery vidina Gvint's any Andore any am week-end so dé mba.......

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:

ndeh hijery vidina Gvint's any Andore any am week-end so dé mba.......

refa mitondra dia mba ataovy maromaro ...enganie ka mahita hi lery prierprierprier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za nanao inscription ny lundi alina teo fa tsy lasa ndray fa tsy naharitory !!!mdrrr..valaka be d toundé remoka tao !!!!!!ngah tsy loza!!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
za nanao inscription ny lundi alina teo fa tsy lasa ndray fa tsy naharitory !!!mdrrr..valaka be d toundé remoka tao !!!!!!ngah tsy loza!!!!! lol!lol!


Dodaaaaaaaaaaaa! tena trop leitsy elah ty ka !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Toujours présent mon général Very Happy

Fa @ Alahady angamba no hanao (session farany ihany e ! - miaraka @ ireo henjana dia mi-suicide be manenjika an-drizalahy Very Happy )

Dia enga anie ka tsy hi-KK prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:


Dia enga anie ka tsy hi-KK prier


Tandremo ihany sô constipé am zany elà an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hiezaka hanao tsara amty fa sorena kely tam Boina. fa le 10 premier alou aleo anlaisany ao ambony ao. Aleo hiandry lesona vaovao any am instructeur am sabotsy voa hanao. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Citation :
Tandremo ihany sô constipé am zany elà an!!


lol!

Mitenena moramora lesy fa henon'ireto sipa ireto a, wain be



Vao@ 8ora maraina ve leitsy d'efa lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Vao@ 8ora maraina ve leitsy d'efa lol!lol!lol!


à defaut de ne s'être pas levé du bon pied lesy rien ne vaut le fou rire matinal a! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

à defaut de ne s'être pas levé du bon pied lesy rien ne vaut le fou rire matinal a! lol!lol!lol!


Saody à default de ne pas s'être couché lol!lol! fa sinon tena matinal elah androany Ratsi² sa Omaly alina hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

Saody à default de ne pas s'être couché lol!lol! fa sinon tena matinal elah androany Ratsi² sa Omaly alina hihihi


Ngah tsy gidra e! 22h du soir vô nahita an'ilay Graphik d tsy maintsy mbola nanamboatra an'ilay matos vô maraina indray alohan'ny hidiran'ny oul miasa e!!! fa na zany aza aloh mbola resin'i M6 zà raha hiditra maraina e!!!
lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M6 kosa aloha tena maraina mihitsy e!! Faly be mihitsy ny patron-lery @ fahazotoany!! jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mba omeo réglages-n'ilay Focus 06 sur newbobs, greenhills, fraizer wells sy noiker e Very Happy (sur gravier)

Efa tsy ho vita intsony ny hanao essais @ ireo Neutral

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Mba omeo réglages-n'ilay Focus 06 sur newbobs, greenhills, fraizer wells sy noiker e Very Happy (sur gravier)

Efa tsy ho vita intsony ny hanao essais @ ireo Neutral


lakoy amzao raha tsy manmpotoana fa tsar réglages d'origine ihany ngeh io é, susp fotsiny ajuster-na kely, dia ny direction moa samy manana ny degré-any Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena decidé hoe aleo mi assure de mba mety mba tsaratsara ny toerany nefa indrisy fa dia nanao faute tao @ Sikakama II de vaky boite de pénalités pour 2 SS satria mbola nisy pribram S1 tao hafara fa sinon avy eo dia mba namely mafy fa tsy possible tsony ny hahatratra ilay faute.

Iza daholo indray ary ry Fablide(Scratch SS1);Zs, Fantsy sns fa mande daholo reo an! tena lasa saina hoe miakatra ny olona fa ny tena dia mi-stagne nef mba mi-appliquer an'ilay inscription en virage (hihihi) ngamba refa mahazo pratique Appel contre appel sy pied gauche de mba mety miakatra ny classement (hihihi)

Izay aloha fa ande hatory fa dodo hampitoerana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za loh zalah tena tsy hanao rallye @ alina tsony refa SS betsaka otran'reny leizy fa tssss dodo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
Za loh zalah tena tsy hanao rallye @ alina tsony refa SS betsaka otran'reny leizy fa tssss dodo

taiza klou ela tam so6 control 2 e ? aza adinon laisany ny miketrika an ilay live sur wap am total a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mandreraka tokoa zalah ilay manao rallye lava be hoatr'ireny! Tsy concentrer intsony any @ farany dodo
Natomboka t@ prudence be mihitsy aloha tamin'ny voalohany. Jerena ny resultat tena tataka be mihitsy Embarassed Trop prudent Twisted Evil
Vao manitsaka indray nefa dia tsy mi-rate ny potika boite fa mamonjy vody hazo Evil or Very Mad Lasa mitarika 3 na 4 ème pendant 5 ou 4 km!! geek
Ny KKK koa dia betsaka!!! rendeer Presque ny ES alohany parc réparation rehetra tapitra KKK daholo (sauf ny ES farany izy izay) geek
Mbola mila ezaka be mihitsy!! sportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
scratch
somary manondrana ny ahy ny live e

Aiza koa pribam S1 (superstage) no tokony hatao ; nefa rehefa mandeha ny rallye pribam tena le lava be france iny no miseho eo sy tsy maintsy atao beurkbeurk

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
scratch
somary manondrana ny ahy ny live e

Aiza koa pribam S1 (superstage) no tokony hatao ; nefa rehefa mandeha ny rallye pribam tena le lava be france iny no miseho eo sy tsy maintsy atao beurkbeurk

Ary ny pribramS2 koa ve manao any izany ? fa sinon mety ilay maj 2.0.0 izy izay no nahatonga any io satria io no nitondra ny SS pribram

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy ny 3 1ères ES tsy nisy olana (à part tonneau 2 sy tete à queue iray, en plus koa mba resiko i Maximumattack sur Newbobs Razz ) - fa voa nanomboka ny ES 4 tonga dia tout droit be mihitsy, dia vizana ny radiateur
dia mbola no-forcer-na namonjy arrivée ihany ilay daba fa namono tena à 1 km dia abandon -> parc d'assistance : pénalités de 4 ES Evil or Very Mad

Après an'izay dia maximum suicide sisa satria efa tsy misy chance hiakarana eo @ classement intsony, dia évidement rehefa maximum suicide dia maximum KKK koa Very Happy

Dia résultat horera e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
dia évidement rehefa maximum suicide dia maximum KKK koa Very Happy


Hitovizana zany io ra-Thomas Winksmach

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:


Iza daholo indray ary ry Fablide(Scratch SS1);Zs, Fantsy sns fa mande daholo reo an!


Tsitan'laisany nga le Takumi_manenanane japonais iny? Iza ary iny camper

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...