Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
kirikou54

manimba vam an'i baina sy bofy !!!

Messages recommandés

samia ndray ary mitantara ny fanimbana ny vam rabaina e, sy ny fangalarana mitondra.

ny ahy:
noentinay sy cousin (mecano volks 5868) le 305, d nanao special tany imerinkasinina, d nanao appel d natahotra ra-cousin d nosintoninlery ny frein à main, d niafara tanaty kininina.
d nony nody d nandainga oe nodomin'ny camion teo mahazo...

anareo ny sehatra, mino aho fa ho vraky b ny tantara nlisany satria speed addicted dawl !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tamin'ny 90, rehefa avy nivoaka alina L-M-Me-Je-Ve-Sa fa grandes vacances toy zao ny andro dia reraka ihany ny niafarany dia namantana tany amin'ny fefin'olona ny fiara teo Besarety un peu après sidex raha ho any Ampasapito ny lalana. Dia ny rotule no nomena loza nolazaina fa tapaka geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Niarahanay sy Kirikou indray ity!!
304 break (fiara figidranay après 305)
tam run vôlohany tany Arivonimamo d mba nianatra nikitikitika zahay, à fond 4 midina an'Ankatso iny nisy pikla nanapaka tampoka tonga d teo @ le ilot kely (en face kougline taloha) io no nifatratra, mba tsy nivadika aloh fa dia niforitra hatramin'ny berceau e! le jante boribory lasa ôtran'ny tsaramaso.

tamin'ilay 305 indray
reco course de côte ankatso
ireny moa izany efa nalaza malemy vitesse izay ihany.
miala avy eo @ DEGS eo hiditra an'ilay 90 ao ambany tetezana io nisintona gonda mafy tonga d niongotra le levier de vitesse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nidongy 306 S16 tam bofy
d azo le izy Mardi , d nisy run ny Dimanche d nitrifatrifana teny an-dalana de nanao sortie lol! mbola tsy nisy ny so6 control tam zany e,, fa tena nanao sosisy b mitsy a!! avy eo naterina tao atokotany ny vam simba (tapaka bras, transmission, ....) d mbola nandé niverina nanenjika run tany Arivonimao ndray
tena tsssss
zay vo nody niteny hoe nanao sortie de route tamn'io zay fa tsy maty akory d zay no zava-dehibe tsy nisy aina nafoy lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny ahy lesy zalah t@ nissan pathfinder

nandeha mariazy tany @ lambert dia nanita-kevitra hanao ilay spécial mivoaka any ambatolampikely iny!!! ao aloha ao misy descente sur 90° gauche sur pont et digue (tsy omby vam roa). nanao appel dia contre appel. fa vao nandray ilay beton an'ilay pont tonga dia sous-virage b tonga dia tany an-tanimbary. grave b lé changement de revètement. fa ilay manazava any an-trano mbola grave kokoa!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efa naika hosokafako ihany ity topics ity fa nataotra so d lazain'lisany fa zaza maditra tirrrrrre satria efa lafolafo ihany ny écolageko tamin'io resaka io.
Alefako tsikelikely eto ihany ny tantara.
Tam mbola tsy nanana permis dia maka sy manatitra vam any am parking ihany no azo atao dia amin'iny no manitakevitra dia tonda lavitra mihitsy. Nandeha mafy be nidina an'Ambatomena amin'iny ambassade de France iny ary tamina 205 SR (fa 4 corps) dia nidépasse vam nefa le pavé nalama be fa avy ny herika dia nanao tête à queu dia nidona tamin'ny trotoir ny train arrière dia lasa / /
Alaina sy aterin'ny chauffeur koa taloha rehefa mande mianatra dia omena sosy kely izy dia avelany mtondra. Le 4x4 Rocky taloha ireny ana société iony daba an. Am firavan'ny mpianatra be olona be iny no nistyle nanitsak teo akaikin zardainan'Antanimena dia nandona olona dia ntsoka fa avy eo tratra ihany fa tsisy tsy nahakobo an le izy ny mpiaramianatra.
Tamin'ny 2004 ndray, tamin'ny andron le Rallye jeune Total iny (tandremo hono so taitaitra ndray Boom mahita an'io), lahady ny course dia alarobia hariva tsy nibosy dia nkotrana tao lazaina fa noho ny hiala teony hariva dia sady vaky ny pare choc be (Golf MKII io ny vam) no nidéjante ny pneu. Tara be vo tonga tany amin'ny réunion d'Info tany am conquette ny harivan'iny fa mbola nanambotra pneu. Gaga daolo ny olona tao tamin'io hoe iny ty golf vizana be sady feno vovoka no milanja pare-choc eo am devant ty

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za ndray taloha dia rôle t@ ny fangalaranadaba tao am tanana, dia indray andro izay avy nijery video an ' Panizzi dia romotra be dia lasa nangalatra daba. Ny destination dia bibilava ankatso ihany, efa naha vita 5 allé retour angamba dia lasa tany Ambatomaro (mode spécial monte carlo foana ny cnduite an) dia avy eo andé hody @ izay kanjo nanitatra hevitra tampoka hoe aleo tohizana kely any @ cité des profs ambolokandrina (teo mbola tsy nisy olana), dia noho ny tena hody @ zay mbola nidaka be ihany ary tonga teo @ dernier virage alohan'ny pont (départ ourse de côte) dia nelefan'ny ilay pavé so6 sur so6 dia lasa tany anaty tanim-bary, Volvo 740 break ny vam t@ io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nena ndray ty ts vam fa moto anrabain talo, nifanenjika t@ bandy teny @ digue ampitatafika d nisy biriky teo @ arabe d taitra d nial fa tonga d nsosa ary notsenainle vodivato @ sisiny arabe iny le moto fa tapaka atramle triangle support ny roue arr iny. nyantso anrabain @zay ny bandy (tsy mbola nisy tel t@zany fa nverna nody mintsy we itondra vam ibatana anle izy) nony tonga lery tong de nteny ratsy b sady ouz lery we maty a moto-ko nefa za efa adinray niolakolana teo fa narary b ny soroka t@ le ntotona fa tsy nasinlery sira mintsy le moto fona no nakisakisany. (perte= train arriere + guidon)

Ny daba ndray

504 vo noretapena tanteraka d noravana tanteraka d vita ny motera d nanao esai teo @ tanana teo (parking ampefiloha) tonga tery @ farany @zay ande ivily hiverina tonga sdouuuuuuuu b tao @ bac a ordure fa kay ny frein tsy napetaky le bandy mecano.(perte= re-retapage ny avant, helice, radiateur)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[nanao esai teo @ tanana teo (parking ampefiloha) tonga tery @ farany @zay ande ivily hiverina tonga sdouuuuuuuu b tao @ bac a ordure fa kay ny frein tsy napetaky le bandy mecano]

vidéo gag koa izany sillysillysilly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Nisy bmw E30 323i zay tao @tanana dia... tsy mbola nisy permis, tonga eny Lazaina ihany lé daba dia gorisa party, feno vovoka ny motera lol! ... tena blem lé nanasa avieo... naka mpanao lavage spécialiste mintsy, satria daba an'i baina isan'andro nefa alahady atoandro eo! Mody hoe tara be vao nody dia ny gardien ao @ tanan noho nanadio...
Dia hoy izy ra-baina avieo hoe:"ary aotr'any lasa nandeha lé bm an" lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
pirat Tsisy tatanraina fa endry be!!! Wink

lol!lol!lol!


+1 hihihi

ohatran'tsihitako ilay DD taloha camper

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...