Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

aleo mintsy crééna ty post ty d amzay ato daolo ny resaka type1 reetra.
samy mba mitantara ny préparations sy ny conseil sy fikafika reetra e.

za zao ohatra mitady amortisseur arrière malefaka tsara fa ny ahy mitontona b. sao mba misy manana lisany?

ny zavatra nahafaly ahy zao d nahazo autoradio Blaupunkt d'époque teny am petite vitesse (merci ra Andovw), za mantsy tsy d ambinina matoss d tsy sahy mividy le modèle vaovao b ireny. Sady milay koa mahita anle Blaupunkt tranainy am vam tranainy e.

Ny ahy restauré par Ando izy io tam 2005 tany hoany d 2006 izy lasako d noezahina noatsaraina foana d io.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
type0 no tena naafantarana an io daba io, run 200m nocturne teny merts no tena nilalaovna an lery, tsy de afaka nilalao 400 lotra tam lery io fa zay le config na boite nanaovana azy
sinon alefaso ra kirikou le sarina resto fa io no tena andrasn dry zala ato am ty rubrique ty a!
okay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nya ana izany efa 2eme restauration io timon i fa hoia an izay tsy nahita ny post tany aloha dia i Chochon no 1ere restauration!
6M no nividianana azy ta zany fa mbola asa goavana ny nanarina azy. interieur, caross, train, moteur.
natao moteur gti 16 doseur ledala dia maty foana ny pompe 6 bar, 3 x nanao transmission en une semaine fa tapaka foana. dia Namidy ledala
cochon avant io

cochon apres io

i timon indray tam vao azo dia caross sy jantes ary moteur no natao. ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika...
sary kely vitsy²


en pleine restauration

kely sisa dia vita


kely kely kely kely sisa dia vita (au fait izany ny restauration sy amélioration tsy mety ho vita tanteraka mitsy fa mahita atao foana e!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
miarahabanao Ari Vatanen,
mitady capot type1 + rétro côté droite aho raha mahita ianao.
Misaotra mialoha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
sinon Félicitation am réalisation!
"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lahery a écrit:
miarahabanao Ari Vatanen,
mitady capot type1 + rétro côté droite aho raha mahita ianao.
Misaotra mialoha

fa inona no blem an capot nao? en principe misy capot ao amiko fa ny ahiako fotsiny hoe voatsindrin ny pneu sy jantes terre dia mety somary miolana...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

entre pa kely fotsn , ay ny Type II efa misy fikambanana!! tsss iakatra ndray zao ny vidin reny lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
entre pa kely fotsn , ay ny Type II efa misy fikambanana!! tsss iakatra ndray zao ny vidin reny lol!

ie deux mois aho izay no nahalala hoe manana club ry zareo. nga efa mieritreritra anova an ilay renolf??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay mits ty sujet ty fa merci Kirikou t@ initiative!
Ny tenanay dia miala tsiny fa ts manana sary na de nanao restauration iany aza. fa za ry zalahy manana blem amle embrayage-ko a!
Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a! No

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
fa inona no blem an capot nao? en principe misy capot ao amiko fa ny ahiako fotsiny hoe voatsindrin ny pneu sy jantes terre dia mety somary miolana...

Au fait nisokatra ny capot teny am pandehanana fa tsy voahidy tsara...(et non vitesse mafy)
Ondulé tanteraka + tapaka verin + rovitra ny montant pare-brise.

Miampy ny asa e!
fa tiako jerevana izany capot izany dia mifanaraka...merci d'avance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay capot ao amiko aloha mbola tsy midécolle @ lay otrany squelette iny e! fa..... tsy misy idiny intsony.... any am Pouty misy raha tsy diso aho.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa eo @ otrin eo mo zao ny cours ny MK1 @za ftona d manaona ny etat @ io e.Otrany lasa tara t@ le t@ sabotsy iny za rajou an sa atakalo an cox

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù
Vaovao daolo ny disque, plateau, butée nefa refa mafana le vam dia mihasarotra ampidirina le vitesse! sao misy manana idée leisany fa tena kivy mitsy a!

fa taiza ela no nividy embrayage? so de garniture fotsiny no novidin la de matevina kokoa, de manana olana ela eo @ le famindrana vitesse

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tao @ Rafidisaona le izy no novidiana ka, 1 mois teo zay. fa ts aiko oe le nanova moteur golf 2 koa ve dia misy ts milamina ao?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut ry zalahy an.
Merci ra kirikou nanao an lé rubrik vw Mk1 an makafoka .
Tena mety lé mifampitafa² ato kanefa tsisy oatran'ny mifanena ihany mba samy mifankahalala.
oatran ra kirikou zao hitako ninana gilasy tetsy honey omaly d tsy sahy nankeny za fa tsy nitondra type 1 lol! .
Na lé échange d'expériences az réef tafaraka iny no tena tsara thb .
Ny solution ko lo d izao é. Ndaho resencéna daholo ry zala manana type 1 d mba hafaka mi organisé sortie kely miaraka.
Ny blèm ko aloha bdb am zao é. Train av, boîte, seza, lakilé tapaka lol! ...

Sa ahoana oz laisany?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
fa eo @ otrin eo mo zao ny cours ny MK1 @za ftona d manaona ny etat @ io e.Otrany lasa tara t@ le t@ sabotsy iny za rajou an sa atakalo an cox

affraidaffraid
Aleo elah hitadiavana hafa ka! de manao restauration elah de postenlah ato ny sary:lol!: de rehefa alefanlah le cox de lazao za sao mety ho takatro iany ny vidiny na mba ataoko traite afrodance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
d tokny manomana eo @ otrin eo nefa za @ zany.Etat a restaurer no tadaviko fa tsy l efa mlay b reny a.

Tena revenla v cox e misy betsaka nge ay ra mazoto anambotra ela e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

sady cône explosion nalaiko tao am honey...
geekgeekgeekbombom
tsy olana zany fa aza misalasala mifanantona refa typ1 e

aleo fa contactena daholo ny manana typ1 e, d roviana ohtra mba manao sortie kely ?
ny ahy ny blem d somary mitontona le vam nefa za mila vam mitsaika...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sao b mba misy manana ressort boudin arrière d'origine lisany ???
d'origine mbola tsy nokatsanana an !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
o ry zalahy, aiza mbola misy type 1 amidy? I love you


io ko fa azon'aretina CI lety e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka ny sortie ho atao anié am lalana tapis é.
Réfa vita ny mpanao rally an lahery voa makany laniera ny sortie d lery rery no alefatsika any. lol!
Ny tena mety d manao oatran carte de visite kely misy contact mba hiantsohina ireo type 1 velona tampoka eny andalana sml2
Oatran betsaka ihany ry zalahy izao no mitsangana mandeha any ka. afro

Alefaso ny sosokevitry laisany ar. afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

tena tsy fanaovana rally lé atsangana ao irina a.
Hiezahana ho original no tanjona.
bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
nirina58 a écrit:
o ry zalahy, aiza mbola misy type 1 amidy? I love you


io ko fa azon'aretina CI lety e lol!

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
sady cône explosion nalaiko tao am honey...
geekgeekgeekbombom
tsy olana zany fa aza misalasala mifanantona refa typ1 e


Kirikou koa aza hitako nahazo loka tam jeu MMS orange

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mlay daolo zany zala fa rovina am zay ary le rencontre a!
za mitovy evitra am ra kirikou oe tsy asina club zany fa panao be fa juste rencontre de mifapizara experience de zay, photo party kely , de manin koa moa ra asina lalao kely aveo??? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbô antsoy zay r'efa hanao rencontre lisany e!!
inn moa ny kilalao ataon'lisany aloh? run sa gymkhana sa slalom?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika...

carbus addicted Coolcheers
1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ?
Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary ny club golf type 2 kay efa misy fa hitako tamin'ny TV plus fa ny an-dry zalahy tena type 2 ihany no ekeny drunkendrunkendrunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
ilay moteur 1.6 tao an i andovw taloha ilay nasiany turbo dia nirate² dia nosoloina 1.8 carbu. dia avy eo tsy ampy ny tsirony dia, natao moteur 16 4 corps weber 45 dia eo ampiandrasana ny vokany isika...

carbus addicted Coolcheers
1.8L 16S 4 corps ? nanolo arbre à cames ? sa moteur 16S dia atao 4 corps ?
Fred

tiko ilay injection fa ny feon ilay carbu no clap: dance .arbre à cames shrick no ho atao fa aleo aloha hilamina tsara ny reglage an ilay carbu fa sao tsy afaka entina mitondra an rafotsy miantsena Laughing :

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Ari> so d lasa mi-rate otrany lay type2 ray iny av eo lol!lol!lol!

ka iny motera iny nge no nalamina dia nafindra tam timon e! ilay rallye manko novaina injection electronique fa reny tsy manondrana refa mandeha tsara sy tsy be kitikitika. ilay carbu ra vao mitontona any anaty speciales dia mi-déregle hoazy dia tonga i ratage sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ay, fa iny nga lti ts injection t@ vo azo? pirat
Ketreo tsar ary so d lasa Timon ratage eo lol!lol!lol! zay vo gaga eo sml2sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Ay, fa iny nga lti ts injection t@ vo azo?

non ilay ex Dom (gris)no injection fa ilay jaune 4 corps foana ka!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Mikkah a écrit:
Ay, fa iny nga lti ts injection t@ vo azo?

non ilay ex Dom (gris)no injection fa ilay jaune 4 corps foana ka!


'lay zaune 4 corps iny v lti lay tany @ lalahflex? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andovw a écrit:
mlay daolo zany zala fa rovina am zay ary le rencontre a!
za mitovy evitra am ra kirikou oe tsy asina club zany fa panao be fa juste rencontre de mifapizara experience de zay, photo party kely , de manin koa moa ra asina lalao kely aveo??? lol!


Vonona daholo v ny vam fa ho reketina anié lé rencontre diany izao mafana izao ny vy é? smach

kirikou> alefaso ny appel any amin'ny bandy akama d andaho amzay

Ari> réef tsy vita ny 4 corps d andao atosika fa maika b lol!

Andovw> tondé ialahy foana no sampion fa aléo ialahy ihany no milalao irery eo ka. Zahay spect fotsin dance

efa miketrika scratch an lé sortie lesy ny aty fa ho avy tsy ho haingana afro ka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ity aloha ry zalahy ny site golf2 hono: http://magolf2.freeheberg.com Cool

Za efa ny s'incrire @ io fa mbola tsy nisy namaly fa asa leitsy raha mba mahazo miaraka @ ry MK1 refa hanao sortie ry zalah fa mety voatery manaraka moramora ato hafara de manao tazan-davitra (hihihi)

de avy eny no mi thb

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
o ry zalahy, aiza mbola misy type 1 amidy? I love you


Raha nisy collectionéra teto am tanana d anisany 1 ny fianakavian'i Nirina58 farao .
Na pilotazy na préparation d tao am zalahy daholo.
Ka mety tsy mahita intsony ra nirina58 an study .
Aléo cox ihany kalongany lol!
Ao fa hitadiavana ary ialahy é. scratchafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

efa miketrika scratch an lé sortie lesy ny aty fa ho avy tsy ho haingana afro ka.


ho avy tsy ho haingana ahoana ndray lesy lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

rehefa manao sortie laisany dia manaraka avy lavitra koa zany ny liona (peugeot) manao makafoka am'soaf ééé lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
irina a écrit:

efa miketrika scratch an lé sortie lesy ny aty fa ho avy tsy ho haingana afro ka.


ho avy tsy ho haingana ahoana ndray lesy lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

rehefa manao sortie laisany dia manaraka avy lavitra koa zany ny liona (peugeot) manao makafoka am'soaf ééé lol!lol!


Aléo lisany maka sary sy mibata plots raha misy kilalao ataon'i ra andovw. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
asa leitsy raha mba mahazo miaraka @ ry MK1 refa hanao sortie ry zalah fa mety voatery manaraka moramora ato hafara de manao tazan-davitra (hihihi)

de avy eny no mi thb


tongava maro e! tsy misy blem zany! Ny Mk1 dia tsy mialon-jafy, tsy manavaka eny na dia RENOLF SY TROIS CENNOLF AZA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lahery a écrit:
tena tsy fanaovana rally lé atsangana ao irina a.
Hiezahana ho original no tanjona.
bounce


Efa azoko antsaina ilay bikany zany. cyclopsafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
lahery a écrit:
tena tsy fanaovana rally lé atsangana ao irina a.
Hiezahana ho original no tanjona.
bounce


Efa azoko antsaina ilay bikany zany. cyclopsafro


hivôka indry koh zany zao ny type 1 vintage an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ankoatran'ny ato anaty forum d misy typ1 sy cab efa miandry fotsiny any.
-typ1 ex- 4 corps 2 litres 16- le mainty b iny. fa efa naverina injec le motera fa manamerde.
-d cab dorizaka tsara dans son jus.
-tsy haiko nen'i poty rah efa vita amzany

roviana ary ny RDV d manao sortie kely e.

ohatra oe am 14 septembre aprem ? d aiza ? parking cora ?smart?by pass? masay? avenue?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

marna mits le kozy oe vao ts mamaky tapa-kandro elah de ts kopy ninin tsony ato @ forum! sillyscratch
Za mazoto am'le prog ry zalah a!de zay tapak'leisany eo fa hitako oe mety aloha le 14 sep raha tsis ny sampona dancedance Ny bandy rehetra akama ato @ forum koa tongava daolo zay afaka sao misy drift improvisé tampoka thbclapclap Ambiance be oatran'le t@ sabotsy koa amzay e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Aléo cox ihany kalongany lol!

efa telo ny cox an'ilery ny olana geek
ny 1 fast german
ny 1 futur fast rat's
ny 1 futur old speed
combi split sisa no tsy ampy dance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...