Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Sary sy commentaires SO6 Control II

Messages recommandés

ireto ary ny sary ee

Fa cheers Nilay be ry zalah dia prier @ rehetra eee

Manomboka aloha ny fanazavana ( mihaino tsara Ratsi aa)


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia lasa ary ny pratique t@ ilay 309 trophée Andros (hihihi)
reco aloha

izao izany ilay atao miaraka @ instructor chief

Dadah master

faly Dadah an! ary concentrer ve Ra Michigan zany sa...hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dia lasa ndray ny lesona manaraka @ 505
reco aloha (inscription virage droite )

de lasa Ratsi²

miosom-bovoka an (tsy maintsy be kitikitika)

vita kosa ilay fiara dia zao no nanaovan'i Vatandrakoto azy

Boum aaa!! hitako @ izay ilay E30 aa

Iza ary io ooo

Efa hoe tsy atao mifamatotra ny tanana (tsy nijery get ngambany ilay bandy io hihihi )

tsara ilay appel contre appel teo an (lesson @ manaraka )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bravo pour le reportage photo Soafahana, c'est tellement bien de revoir tous ces bons moments. La poussière et le vent ont achevé ma gorge après cet après midi. Une bonne classe et des élèves motivés = Facilité d'apprentissage et super ambiance. C'était un plaisir et j'espère que l'on aura permis à certains de se découvrir des talents de pilotes.
Ayez une conduite sûre pour vous et les autres, pas d'alcool et autres au volant, entraînez-vous sur une aire dégagée et n'oubliez pas la réussite c'est: le travail, le travail et encore le travail. La victoire aime l'effort.

Mazotoa daholo mianatra "mm pédale" sy "inscription en virage"...

@ manaraka zay tsika vao tena hiditra techniques de pilotage avancées: pied gauche, appel contre appel, généralités réglages d'une voiture de course.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nafnaritra be les session, isaorana bdbd Chief Insructor sy ny tompon'ny fiara prier
Namay sahady ny daba ny harivan'iny ihany eran'ny tanàna nanaovana révision

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mahafinaritra letsy ny firaisan-kina toy izao, bravo !
et chapeau pour nirina58 : la patience, la pédagogie, etc...

Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

C'était un après midi génial. Je n'ai pas regretté un week end à Mantasoa annulé.

Pour moi, l'objectif était double : apprendre à conduire vite (enfin pas trop lent) mais surtout aprendre à réagir vite et bien dans les situations d'urgence. si le premièr est plus ou moins atteint, si l'on se refère aux deux passages en virage à droite avec la 309 trophée andros (c'était plus facile car j'étais le premier à passer après le maître alors il suffisait de suivre sa trace, comme quoi si je part second dans une spéciale je pourrais bien réaliser un temps lol!lol!lol!) et le premier passage avec la 505 .

Mais pour le second objectif, c'est pas encore acquis à en juger la seconde passage avec la 505 où je me suis mêlé les pinceaux quand je me suis mis moi même en danger en freinant trop et peut être que je suis arrivé un peu trop fort dans le virage (j'étais le seul à passer la 3è).

Comme quoi, il faut beaucoup d'entrainement.

En tout merci à tous pour cet après midi. Il manquait peut être les So6 car pour le contrôle c'était le pied. Spécial thanks to The Chief Instructor at à Thomas et Michigan.

a+

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ShockedShockedShocked kiiiii, sambatra lesy lisany le!!!

za tena ni-coince tanteraka (teny an_tsena .....)
zao mipitrapitra fotsiny mijery sary SadSad

milay e, am manaraka miezaka ny ho afaka (na hisy inona na hisy inona)
saingy, efa niraté séance iray zao d sur fa tsy ahay ininnn....


refa mijery sary za d betsaka iany kay lisany no fantatro ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapclapclap milay bé ééé!! soatra an'ny chief sy radstrom ary michigan am'lé nanolotena tam'ny fiara.
Ny nouveauté tamin'iny ho an'ireo première promotion dé ny fitondrana propuls ary koa ny fitondrana fiara "trophée andros" lol!
henjana koa ilay vao manitsaka plot dia mi-saute tour fa tsisy anaovana correction tsony lé izy pale
Ny anao révision tsy maintsy atao fa raha tany malalaka bé fotsiny mety foana ny atao --> mila plot na repère hi-marquena virage.
merci pour le reportage photo cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Masaka b e de manolotra fisaorana ho an'i Chief Insructor sy ny tompon'ny fiara.

Za mo zany zao taorinaniny d a efa naazo diploma sahady tany antrano e destructeur officiel de plot.

Sarotra zala le propuls fa tena mbola mila mianatra tsara a.Du travail ouz Chief Insructor zay.

Misy afaka mamerina kely eto ve ny resume anle lesona zfd o

Merci ho any rehetra e.


PS: aona zala le ketrika sy ze zvtr tokny hatao @ le 309(train io d ny arceau ko mety efa mila ketrehina an lol)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
prierprierprier Avant tout, je tiens a remercier Mr Chief Instructor et Mr Radstrôm.
nilay be ilay ambiance sady nilay be ilay lecons.....
je peux dire que j'ai vraiment apris QQC, théorie et pratique.
en résumé zany ilay izy dia ireto ilay zavatra atao:
tsara ilay traction mais personnelmnt je prefere la propulse, ca glisse bcp et ca va avec mon temperament, za tsy dia any am ilay propre sy temps ny tena tiko fa any am ilay O GORISA GORISA? fa tsy mandona GARAZY GARAZY GARAZY N AKOHO.....
THANKS TO THE INSTRUCTOR AND THE CARS OWNERS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SadSad
nilay lesy izy zany
za ndray 1er inscrit am cours manaraka a lol!
aona ko io tanan'i President io zany Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mankasitraka Mr Chief Instructor et Radstrom @ rehetraretra e! makafoka
Milay ny ambiance dia faly mahafantatra ny bandy rehetra! kotrana zao no hatao bedebe mba ts hiverna tsony le oatran'iny e! affraidlol!lol! Fa misy bandy efa mahay an! prier
Ny fomba haneoana fa mankasitraka ny fandavan-tenan'ny chief instructor sy ny tompon'ny fiara mantsy de oe refa miditra lesona manaraka de efa maitrisena le taloha! sportif
Merci @ le sary clapclap
vivement le prochain!!
P.S Lasako aty ny stylo anlah ra-Tsi2 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

rajou mbola ary am'première leçon dia efa mi-saute am'lé leçon appel / contre-appel lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol!lol!lol!lol!
Ny aza hitako oe @ le leçon appel contre appel de zavatra hafa ndray no hataoko eo lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
lol!lol!lol!lol!lol!lol!
Ny aza hitako oe @ le leçon appel contre appel de zavatra hafa ndray no hataoko eo lol!lol!

Nga tsy misy manana sary hafa ry zalah aa!
Dia mba asio an'ilay sarin'ilay "sauve qui peut" t@ ilay nisy nanao appel contre appel t@ 309 hihihi Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

faly aho! tena faly aho! niomehezan ny ankizy mitsy aho fa tsisy resaka afats iny taty ambavako tt le week end.
ny tena gravy de inty , tsy nisy nahavita naka sary an vata9 ry zalahy fa variana loatra tam figorisan ilay 505. tsssssss lol!lol!lol!dancedancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Rajoù a écrit:
lol!lol!lol!lol!lol!lol!
Ny aza hitako oe @ le leçon appel contre appel de zavatra hafa ndray no hataoko eo lol!lol!

Nga tsy misy manana sary hafa ry zalah aa!
Dia mba asio an'ilay sarin'ilay "sauve qui peut" t@ ilay nisy nanao appel contre appel t@ 309 hihihi Wink



Nena ranjandrinay no tena nalatsaka ana t@ iny we za ve lesy vo manao cadrage tonga otrany ne ngeza b tampoka le vam le tsy nisy naazo lo iny e fa le za t@ 505 no nisy any antran any fa tsy omeko fa mahamenatra.


HS:Soaf>manao erreur le RBR refa manao instal za fa tsy haiko we manin (misy sesaka pixel zay le izy fa tsy tadidiko nefa ny PC 3.2Ghz, ram 1Go, graph 128).

Miala tsiny @ le HS fa tsy naita valiny mintsy za tary ambadika.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
faly aho! tena faly aho! niomehezan ny ankizy mitsy aho fa tsisy resaka afats iny taty ambavako tt le week end.
ny tena gravy de inty , tsy nisy nahavita naka sary an vata9 ry zalahy fa variana loatra tam figorisan ilay 505. tsssssss lol!lol!lol!dancedancedance

Nga tsy ianao @ ilay sary ao io ee ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
[

HS:Soaf>manao erreur le RBR refa manao instal za fa tsy haiko we manin (misy sesaka pixel zay le izy fa tsy tadidiko nefa ny PC 3.2Ghz, ram 1Go, graph 128).

Miala tsiny @ le HS fa tsy naita valiny mintsy za tary ambadika.


tsy migérer pixel shaders zany lay carte grafik, mila mitady afa ngamba. fin du HS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra bdb an'i Mister instructor fa dia tena afa-po tsara mihitsy e, misaotra an'i Thomas tamin'iny fanolorana an'i 309 Andros torak'izay koa i Michigan tamin'ilay cox kely.

Ho antsika rehetra tonga nanatrika ny fampianarana ihany koa e!
ny ambiance aloh d tena au rendez-vous tamin'iny e!

ôtran'izao ny sary taty amiko d ezahiko hanaovana reportage kely e!

Vory lanina avokoa ny ekipa ho eny amin'ny fampianarana


Efa saika tara i Nari9 fa ny oul efa tery @ tablô dawl


Afaka manomboka amin'izay ny lesona miaraka @ Chief Instructor



Manomboka ny partie theorique.


Mihaino tsara dawl ny mpianatra rehetra




Raha misy tsy mazava dia mahazo mametraka fanontaniana, ka dia tsy nihaotra mihitsy Vatanen nametraka.


Vita ny partie theorique, lasa amin'izay izao any partie pratique
miaraka @ Chief Instructor aloh manao reco kely miampy fanazavana


Zavatra ôtran'izao le nianarana



Ary ny tsy hanitsaka plot ôtran'izao no tena tanjona


Dia lasa dawl amin'izay ny tsirairay nampiatra ny lesona azo e!


Mitandrina maxi zay nitondra teto (merci Soaf pour la photo)


Vatanen


Rajou (saika vita teo ny mpaka sary lol! )


Dadah Master



Passage propre de Radstrom


Michigan


Boum



Nari9


Ra-prez prend place



Alain


Peno


His


Emsics


Rado


Maintenant place au propuls, le chief instructor


Vatanen sy Rahents mahita hoe tapitra vôhitsako ny plots


Somary tojo olana ara-teknika ny fiara teto


Vatanen s'y colle pour demonter la pompe


Mitohy ihany ny pratique miaraka @ hitsapeta


Radstrom conduite propre


His


Emsics


Nerone


Irina


Vita ny fampianarana dia nanome toro-marika farany Chief Instructor


Photo de groupe dia samy nody nanonofy tany an-tranony dawl ny tsirairay, vivement la suite e!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
faly aho! tena faly aho! niomehezan ny ankizy mitsy aho fa tsisy resaka afats iny taty ambavako tt le week end.
ny tena gravy de inty , tsy nisy nahavita naka sary an vata9 ry zalahy fa variana loatra tam figorisan ilay 505. tsssssss lol!lol!lol!dancedancedance

Nga tsy ianao @ ilay sary ao io ee ?

ilay iza am reo klety e?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mahafinaritra ny ambiance tany izany. Milay be daholo ny sary ankoatran'ilay plot voahitsaka lol! .

Dommage fa tsy afaka aho Sad fa nikarakara ny fetin'ny papoose.

Am manaraka, je serais là !

Félicitation ho an'ny mpianatra mavitra rehetra sy ny chief Instructor.


Oviana no misy fanaovana revision alohan'ny cours manaraka ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Soa iany fa tsy nisy ana t@ le 505 le waza. lol! tsy ny mpaka sary rehetra mantsy no maty t@ iny fa na le pilote sy ny co aza naika ty vel tao le tond

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ahoana alou ry zalahy ilay hoe alohan ny hodiana dia nanoro antsika ilay deux virage sucessif i C.I dia mbola tsy vita akory ny explications dia i Dadah master no efa eo am devant ilay 505 lol!lol!lol! latsaka aho

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers
I love you Tena mlay é!!!! drunken
Tena iny foana ny sujet de discussion t@ week ry zalahy é!!!
Manofy......trrrrop be!!!! Sleep

Sady t@ lé 309, double copilote study ny bandy dé tena ambiance perfect tao anaty vam éé!! king
cheers Merci à Nari9 et à Hents

Dé t@ ny 505, merci encore à Nari9 et Tsi²!!!!!

cheers Enfin, le grand merci restera pour notre Chief Instructor et à Radstrom!!! cheers
De même à, merci à ts les amis pour l'ambiance chaude et poussiereuse!!! pirat


geek ENCORE UN GD MERCI EE!!! silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa hono hoà ra C.I!!!
mba nanandrana namerin-desona ah maly fa misy zavatra tsy mety azoko mihitsy eo @ ilay mm pedale sy ilay deceleration!!

satria hitako nitovy ny deceleration sy ilay mm pedale scratch

sa ve en fonction ny vitesse le izy?? studystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dance

Tsy misy madilana ho tentenana intsony zalahy an

nilay nilay NIALY BE E clap

misaotramisaotraMISAOTRA

zany tokoa no hoe misy zavatra heverina ho evident nefa tsy iny no evident fa le ampianarina ho evident no tena evident ouff

tena tia le zavatra daholo tokoa e tirrrrrre

mankasitraka

@+++++



sportifsportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mahafinaritra ery lé sary rehetra e! Betsaka ihany isika teo reny an!
Misaotra daholo t'@ ilay ambiance fa tena I love you
Rehefa vita lé train arrière an'ilay 309 trophée Andros dia mbola tsara noho reny ny kilalao an... (thomas, prends un marteau et c'est bon Razz )

tsi2 a écrit:
satria hitako nitovy ny deceleration sy ilay mm pedale

tsy azoko tsara lé question.

Transfert de masses ve?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Au fait, j'ai tendance à confondre le transfert de masse et le fameux mm pedale

en fait les deux sont valables, et au début c'est mieux de faire les deux: tu transfères en levant le pied de l'accélérateur et ensuite tu fais le mm pédale.
vas-y par étapes, tu le faisais bien samedi pourtant

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fa lé mm pédale angaha tsy @ ilay réaccélération après dérive no ilaina?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
averina izany e :

1 Decéleration
2 mm pédale
3 impulsion
4 ré-accélération (+ éventuel contre braquage)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
averina izany e :

1 Decéleration
2 mm pédale
3 impulsion
4 ré-accélération (+ éventuel contre braquage)


mifamadika ny 2 sy ny 3 ngamba scratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Rehefa vita lé train arrière an'ilay 309 trophée Andros dia mbola tsara noho reny ny kilalao an... (thomas, prends un marteau et c'est bon Razz )


Efa ho amboarina io trains arrières io ka.

Ie tsy ratsy ilay hevitra marito Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
en fait les deux sont valables, et au début c'est mieux de faire les deux: tu transfères en levant le pied de l'accélérateur et ensuite tu fais le mm pédale.
vas-y par étapes, tu le faisais bien samedi pourtant


le problème c'est que j'ai trop tendance à jetter l'arrière de la voiture et je sens que j'accélère trop à la sortie mais comme tu disais il faut apprendre studystudy

Par contre c'est pas du tout évident de l'appliquer sur RBR lol! du moins au clavier lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:

Par contre c'est pas du tout évident de l'appliquer sur RBR lol! du moins au clavier lol!


lol!lol!lol!lol! rehefa hanao pied gauche maika loza lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Tsi2 a écrit:

Par contre c'est pas du tout évident de l'appliquer sur RBR lol! du moins au clavier lol!


lol!lol!lol!lol! rehefa hanao pied gauche maika loza lol!lol!lol!


lol!lol! main gauche lesy a lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ka ny pied gauche aloh hatreto @ clavier mbola D e lol!lol!
fa le clavier tsy misy resaka progressif zany fa tonga d seka maina b am zao lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay lesy tsi2 no tsy hanaovako RBR intsony aloha raha tsy mahazo volant fa tena tsy évident lé clavier. t@ colin sy ny sisa nefa nety ery!!!!!

ny totalité an'ny sary sy ny video an'ny séance So6 control v ry zalah tsy mba tokony apetraka any @ soaf dia mba any no maka ny bandy? sady rehefa kelikely anie ireny archive satria io no école de pilotage 100% malagasy (prof et élèves) voalohany e!!!! sao mba misy mamoaka boky ohatran'i Alcazar any aoriana any ka eo vao hifampitady @ sary sy ny video!!! io koa mety moyen anankiray hi-constituer-na ny caissen'ny team So6 an!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
En effet, ilay lesona aloha dia any @ RBR no application voalohany Wink Mety mihitsy ilay izy raha vao manomboka mampiasa analog aza @ manette. Cool Fa ny clavier angmba aloha tsy mety e!!! @ volant moa zany dia tena hita tsara mihitsy ny resaka transfert de masse rehetra! Twisted Evil Fa tsy handry koa zany ilay resaka momba ny reglage -vam an! Rehefa manao ilay application manko lasa hita avy hatrany hoe tsy miady mihitsy zany reglage zany Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hitsapeta>>ka le tsy hanao RBR ôtrany tsy hiety tsony koh lol!lol!
His>>Tena na tiana na tsia d tsy maintsy hiketrika volant ihany no hiafarany e!

Reto ndray aloh zany ry zalah ny vidaka a!
marihina fa tsy maintsy telecharger-na ilay izy fa tsy afaka tonga d jerena an!

Ari Vatanen
tongotry Vatanen
Boum

am manaraka ngamba ketrehina le cam embarqué raha mi-convenir an'lisany le image amin'ireo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Hitsapeta>>ka le tsy hanao RBR ôtrany tsy hiety tsony koh lol!lol!
His>>Tena na tiana na tsia d tsy maintsy hiketrika volant ihany no hiafarany e!

Reto ndray aloh zany ry zalah ny vidaka a!
marihina fa tsy maintsy telecharger-na ilay izy fa tsy afaka tonga d jerena an!

Ari Vatanen
tongotry Vatanen
Boum

am manaraka ngamba ketrehina le cam embarqué raha mi-convenir an'lisany le image amin'ireo

Hentsss a! toa 2sec fotsiny?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy taty amiko reo kah!!! ny ahy mbola tsy nisy nivoaka ny video ---> ny tsara manao séance de visionnage video kely tsika am'herinandro cheers sady makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola tsy ilay an'i Henintsoa reo ka Wink Mbola ilay an'i Tsi2 aloha ireo Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:

ny totalité an'ny sary sy ny video an'ny séance So6 control v ry zalah tsy mba tokony apetraka any @ soaf dia mba any no maka ny bandy? sady rehefa kelikely anie ireny archive satria io no école de pilotage 100% malagasy (prof et élèves) voalohany e!!!! sao mba misy mamoaka boky ohatran'i Alcazar any aoriana any ka eo vao hifampitady @ sary sy ny video!!! io koa mety moyen anankiray hi-constituer-na ny caissen'ny team So6 an!!!!


+ 1.000.000.000 @ izay hevitra izay de za no mahita voalohany hihihi

Fa ilay hanao video aloha mila ny avis-n'ingahy Chief instructor fa sao hanaovany procés eo ny Team So6 avy de lisany mitsaoka daholo fa zah no tratra eo !!! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
ny tsara manao séance de visionnage video kely tsika am'herinandro cheers sady makafoka


tena marina lesy io ra-hents a!!!! sady zà lesy mbola manafangaro anarana lé. sao dia mifanena eny an-dalana eny k i KGB antsoina nerone na i radstrom antsoina Hirvo sns

tsi2> tena hevitra milay lesy ilay camera embarqué lé. i CI anie toa vao nahazo milay b dia tonga dia installer-na ao anaty vam fotsiny e!!! raha maromaro aza dia misy atao spécial pédale , spécial volant, spécial visage pilote et passager spécial roa avant sns e!! @ zay ny cams sasany vue extérieur ihany dia azo atao montage tsara. sûr fa milay sady ma-pme b!!! hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...