Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

Salut daholo,

Manana 605SV3.0 boite auto zay aho. 20L/100 en ville rehefa tsy en panne, tsy milay mihitsy sady tsy mba misy mpividy na dia tbe général aza.

Dia nieritreritra aho hoe tokony atao swap moteur izy io.

Inona avy no mety hiety ary inona ny difficultés ?
scratch
Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
505 GTD moteur + boite complet ?
dia ahoana ny transmission ? récupérer-na ve ilay an'ilay 605 ?
ary ny liaison au tableau de bord ?
mety ho azo récupérer-na ve ny clim ? hanaovana adapt ve ny montage compresseur (de clim) ?

Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Enjana iany ra-Fred fa tsy laitra entina en ville ny vam nefa ny confort tsy tina afoy ko an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Enjana iany ra-Fred fa tsy laitra entina en ville ny vam nefa ny confort tsy tina afoy ko an lol!

ny clim kosa anisan'ny mahatsara azy lol! , sur route izy mba mahavita 9L/100 ihany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
505gtd zao tonga dia miady amany an!

miady aminy azafady lol!lol!
raha tsy diso aho moteur PRV koa ny 605. Si c le cas presque tonga dia miady daholo ny pièce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...