Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Ireo cox eto amin'ny tanana

Messages recommandés

Ngamba kosa lisany tsy hisy hanome tsiny raha hiresaka mikasika ny cox eto @ tanana koh zay e! sady betsaka koh manko ny mpankafy an'izy ity ato amin'ity forum ity.
atomboko amin'ny sary vitsivitsy aloh d manaraka ihany ny ambiny e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Le cox eo anakely ireo fa tsy ilay any tsaralalàna an lol!

fast and furious cox Subcox et Golden Gun

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ra Michigan io @ premier plan teny @ CENAM io an silly
milay e!
ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

aza adino ny Fimailo ary.
FAITES ATTENTION AU SIDA petard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

aza adino ny Fimailo ary.
FAITES ATTENTION AU SIDA petard

sorti de son contexte hafahafa mintsy io tenin'rajoù io petardpetardpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za zany lazainlisany fa destructeur officielle de plot a
ary i rajou zany destructeur officielle de photographe

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e!

ary efa lasa /touze izy zany...
dia lazao fa Ari Vetanen ndray aho am zany nefa izy mianakavy mitovy hevitra amiko daholo

vao quelques semaines zay nitady an'le mbola mila restaurena reny iany za fa oatran'ny mbola henjana ny vidiny de milamina kely miandry santa

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
Ari Vatanen a écrit:
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

aza adino ny Fimailo ary.
FAITES ATTENTION AU SIDA petard

sorti de son contexte hafahafa mintsy io tenin'rajoù io petardpetardpetard

ratsy saina leisany lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

le Ari à plusieurs identités : vatanen quand il maitrise, votanen quand il apprend et vetanen quand il ... silly
lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Tsi2 a écrit:
Rajoù a écrit:

ts maints hanamboatra cox mitsy koa ngamb ra zao no mitohy! tirrrrrre

Raha efa manana caisse elà d tairo hifandrimbonana ny manambotra azy e!

ary efa lasa /touze izy zany...
dia lazao fa Ari Vetanen ndray aho am zany nefa izy mianakavy mitovy hevitra amiko daholo

simba ny daba leisy a lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
le Ari à plusieurs identités : vatanen quand il maitrise, votanen quand il apprend et vetanen quand il ... silly
lol!lol!lol!lol!

hihihi un ange passe avec des petites co....derriere lui hihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy niseho télé akory letsy isika tamin'io nefa mba 1ère sortie antsika Sad
mbola tsy kobon'ny olona tsara angamba lol!
firy eo ho eo moa zany ny cox ao amin'ny madacox e na an'ny mpankafy fotsiny ?
ny ahy zao roa
ndao hoe isaina ?

Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
le Ari à plusieurs identités : vatanen quand il maitrise, votanen quand il apprend et vetanen quand il ... silly
lol!lol!lol!lol!

lol! vraiment vous trouvez de ces trucs! (comme grosLapin dans Rallyesim lol)

>Fred: efa misy 3 sahady marina ny ao an trano...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:

firy eo ho eo moa zany ny cox ao amin'ny madacox e na an'ny mpankafy fotsiny ?
ny ahy zao roa
ndao hoe isaina ?

Fred

Tena misy² ihany an!! ndraso ho ezahina aseho eto dawl ny mandeh eto am tanana sy efa mba tonga t@ manifestation fa zà aloh mahita hoe efa miôtra ny 100 ny mandeh eto e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Santionany amin'ireo sarina vw aircooled mandeh eto amin'ny tanana ry zalah
Split 11 fenêtres

Double cabine

Combi

Car

1200 pré-67

1200 post 67

1300

1302

1303

Cabriolet

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
afaka hazavain'la vé ny différence entre 1200 1300 1302 1303??? scratchscratchscratchscratch

différence moteur aloh dia:
1200 = 1200cm3
1300= 1300cm3
1302/1303=1600cm3 (mitovy moteur @ Car/combi/double cabine)

raha aspect extérieur indray dia tena bobaka be!

ny 1200 pré 67 ilay antsoina hoe masom-balala (ôtran'ny jiron'ireny Mercedes 911 ireny) ary pare-choc misy an'ilay miakatra kely io (atao hoe lavarangana) ny jiro ariana le mbola jiro kely ireny misy izy sarim-boninkazo mihitsy aza

1200 post 67 >68 indray dia efa jiro mitsangana ary tsy misy ilay lavarangana intsony ary tsy misy an'ilay entrée d'air iny ery @ fitaratra ariana

1300 indray efa manomboka carré ny pare-choc AV/AR ny jiro ariana efa haricot no filaza azy

1302 somary lava kokoa noho ny 1200/1300 ny capot, antsoina ihany koa vilain petit canard

1303 pare-brise avant bombé ary jiro be ny AR antsoina hoe pied d'éléphant

Sinon ny pitsopitsony tena mbola bobaka be tsy vôtanisa lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

okay merci éé cheerscheers efa mba afaka miteny zany rehefa mahita eny an-dalan hoe ty 1200 na ty zao lol!lol!lol! .
Sinon gros coup de coeur pour la pré67 verte I love youI love youI love youI love you je la prèfère toute d'origine comme ça. impeccable

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mr Cox master! za tena tsy mety mahay manavaka mitsy fa ra mba mety dia asio sary dia misy anarany eo ambany. tsy maninona na sary vazaha aza. mba té ahalala ny tenanay fa tsy mety raha tsy misy visual-aids

efa misy commentaire ambonin'ny sary. ohatra : 1303 cox fotsifotsy misy ny dadan'i teddy (rightmaster)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Mr Cox master! za tena tsy mety mahay manavaka mitsy fa ra mba mety dia asio sary dia misy anarany eo ambany. tsy maninona na sary vazaha aza. mba té ahalala ny tenanay fa tsy mety raha tsy misy visual-aids

Sary inn ndray lety no tin'là jerena scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Au moins, mba nahay zavatra zany anio ko!! afro Hay ve ka @ karazany koa izy tye!! Fa tsy hoe rehefa cox dia cox fotsiny!! Misy tarehiny kay ilay izy ko!! geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Au moins, mba nahay zavatra zany anio ko!! afro Hay ve ka @ karazany koa izy tye!! Fa tsy hoe rehefa cox dia cox fotsiny!! Misy tarehiny kay ilay izy ko!! geek

F'anga ela ao ao anaty maizina no ........no tsy mahalala fa misy tarehiny ilay cox lol!lol!

Fa sinon za aloha za koa aloha ilay pré 67 no tena cheers (ilay be maso )

Fa ity misy délire kely fa milay be

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:

Baja io Soaf a!!!

fa zao izy raha version tuning by madagascar

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

miala tsiny am'zé tompony fa tsy mety telina mintsy lé version tuning io beurk na dia otran'henjana ihany aza ny modif nataon'zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena aza omena ny daka aho sportif Mr Cox Master fa tena tsy hitako ny différence entre 1200 post 67 sy 1300; dia ny 1302 sy ny 1303...

Mila solomaso se fa sady efa misy texte v no misy sary d mbola tsy hita iany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
miala tsiny am'zé tompony fa tsy mety telina mintsy lé version tuning io beurk na dia otran'henjana ihany aza ny modif nataon'zany

Ka io ange misy soratra hoe "tuning is not a crime" e ! Rolling Eyes

Fa niezaka be kosa aloha le tompony fa efa 3e version io, raha ny nahitako azy.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo tsy hiresaka hoe tuning or not tuning fa efa ela io resaka io. Je respecte son travail, tena efa hitako tao amin'ny site iray madanight moa??? fa henjana lé modif nataony no sady misy qualité ihany fa bon.... aleo lé post67 maintso iny ééé cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny atao hoe lavarangana dia ilay ôtran'ny vy miakatra eo @ pare-choc AV/AR io @ pré-67

ny maha samihafa ny post 1200 sy ny 1300 dia ny pare-choc, ny 1200 ôtran'ilay pre-67 fa tsy misy an'ilay lavarangana ary ny 1300 efa pare-choc carré

ity 1200

ary ity ny 1300

misy ihany anefa ireo manao adaptation ka manisy ny pare-choc carré @ 1200 ôtran'izao

ny 1302 indray dia mbola plat ihany ny pare-brise avant fa ny capot no lava,

fa ny 1303 dia bombé ny pare-brise

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity indray ilay nofinofy, 1200 manao wheeling cheers au départ dia any amin'ny arrivée mifankahita :

misy modèle hafa koa ny chassis vw cox : karmann, fastback, notchback, buggy fa alefantsika tsikelikely eto.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mbola za ihany e!!!!
pour les 1302 et 1303 c'est OK j'ai remarqué la différence mais le problème c'est quand une 1200 change son choc en carré, comment reconnais tu que c'est une 1200 avec parechoc carré ou une 1300 tout court??? study
Fanontaniana mipetraka ireo, mangataka valiny mitsangana avy am cox master
( aza omena tsiny ry zalahy fa mba efa ela aho no nanotany an ireo fa tsy mbola nahazo valiny mahafapo atram zao a! jereo anie i Hentss raha tsy mivanitika rery ao ambadiky ny ecran -ny e! Laughing)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
mais le problème c'est quand une 1200 change son choc en carré, comment reconnais tu que c'est une 1200 avec parechoc carré ou une 1300 tout court??? study

eo mihitsy ny pb, somary sarotra ny mi-reconnaitre azy satria interchangeable ny pièces carrosserie. Za koa manafangaro 1200 post 67 sy 1300. Ny bemaso no tena sûr fa 1200, dia rehefa lavabe koa ny capot-ny.
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha tsy diso aho toa misy koa ny combi 23 windows!

Ary ilay VW ohatrany break 3 portes ohatra ilay eo Isoraka ireny izao inona? Dia misy koa ohatra ireny fa coupé mitovitovy bika amin'ny porsche.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ity ilay Karmann

ity indray ilay split 23 fenêtres toa hoe lafo be hono nedala itony raha bien restauré

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
jereo anie i Hentss raha tsy mivanitika rery ao ambadiky ny ecran -ny e! Laughing)

lol!lol!lol!lol!lol!lol!
fa henjana ihany lesy mieritreritra an'lé cox 1200 am'sarin'fred io hoe mbola mahavita manao wheelings nefa vam efa taolo bé scratchscratchscratchscratchscratch
tena chapeau am'lé fiara letsy za léé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:
ity ilay Karmann

io kamann io vé tonga dé cox fotsiny daholo fa ny carroserie no samihafa sa ahoana???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
emsics a écrit:
ity ilay Karmann

io kamann io vé tonga dé cox fotsiny daholo fa ny carroserie no samihafa sa ahoana???

tokotrany

fa inona ary ny base-n'ity vam ity raha kopin'lesany?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...