Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Rallye Mont-Blanc Morzine

Messages recommandés

Mandra-piandry ny Catalogne ry zalahy tena handray anjara @ ilay Mont-Blanc Morzine (championnat de France asphalte) ny tenanay.

Sady mba manomana ny Catalogne ihany koa @ ilay surface Very Happy

Misy mazoto ve hanatevin-daharana ny délegation Malagachouis any Very Happy ? Mba manentana an-dry Maximum Attack, Latvalaza sy ireo "Malagasy Henjana" rehetra e !

(Impreza WRC 03 ny dabako fa henjakenjana ihany ny mitolona azy an Very Happy - zatra an'ilay Focus hendry be koa ko ) Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Mandra-piandry ny Catalogne ry zalahy tena handray anjara @ ilay Mont-Blanc Morzine (championnat de France asphalte) ny tenanay.

Sady mba manomana ny Catalogne ihany koa @ ilay surface Very Happy

Misy mazoto ve hanatevin-daharana ny délegation Malagachouis any Very Happy ? Mba manentana an-dry Maximum Attack, Latvalaza sy ireo "Malagasy Henjana" rehetra e !



Dia ry zalahy malagasy tsy henjana izany tsy tafa mihitsy lol!lol!lol!lol! . inona aloha le henjana e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ilay malagache tsy henjana indrindra angamba no hanao test asphalte amin'io lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ilay mahavita temps milay no tiako resahana @ le "henjana" sao dia misy mihevitra zavatra hafa lol!

Nde hojereko koa ny roadbook-n'ilay pays basque kle

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...