Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

aleo r'i Peno raisiko le initiative zany e
ato ndray zany ny post an'ireo mrevy daba italianina na récent na tranainy na koa hoan'ireo mieritreritra hanao restauration

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
inona avy moa zany ny vam italiana tranainy misy eto amin'ny tanàna ? Reny Alfa Roméo reny toa nisy ihany taloha f'asa ankehitriny, reny no fakàna carbus 4 corps sy allumeur perfo ho an'ny coccinelle.

Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ao antaninandro sainte marie ao lesy misy italienne anankiroa tena lafatra b lé. mavomavo décapotable sy menamena lé izy. sinoa efa somary ra-zoky zay no tompony fa tsy mety mivarotra i lery!!!! nefa tsy manam-bady aman-janaka. Sad . andraso alaiko sary dia alefako eto fa tsy dia mivoaka intsony lé izy zao. velominy sy sasany ao anaty garage fotsiny.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hitsapeta>Asio renseignement misimisy lesy zany fa zay zao mila mangalatra pièce mintsy le lol!lol! Tena tsy falehako iny lalana iny ka tsy mbola hitako zany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ao am tanàna zany italianina no tena ondanana otrn ny any am Nirina 58 sy ny VW

Le ao antaninandro zany aloha mbola tsy koboko fa eto mbola bdb ny tranainy nefa mbola mjoro tsara otr'n le Fiat 500 grenat plaque vert sy ilay fotsy eo Ankadifotsy.

Fiat 126 zay no vam tao an tanàna voalohany, bi cylindre 600CC le izy fatapera mitsitsy
Avy eo nanana Alfa 2002 zay dadabeanay nanaovany Taxi, tamzany tsy dia olana ny lasantsy satria 2L V4 4 corps no nanaovandrazoky Pikla.
Dia indray andro, nandende teny ivato teny rabaininay dia noho ny nody tany an-trano izy Gaga be zay fa nariany tany ny Vento (io irery ny daba tao an tanàna tamzany an!) mbola masaka be fa Alfa Spyder décap (moteur 2 litres double arbres à came) efa tranainy be zay no nientiny nody. Heureusement, ,ny jante n'lay Vento. Maty pompe le izy zao dia tsy misy manambotra fa mihinana be (presque 40L/100)
Farany Alfa 156 GTA no dernière acquisition an'ny tao am tanàna. 5 000 éxemplaires fotsiny ary unique teto Mada. Vao tonga ny daba dia nfandimby nakao am tanàna ireo tena puriste ntady hividy azy saingy hoe aleo aloha mba hakana fafiny kely. Nanomboka nanadàla ny sonde ny nedala dia maty hoazy izy rehefa entina dia hoe aleo alefa ihany sady olona mahakarakara sy mahavidy pièce no naka azy (représentant an'i Alfa eto ihany). Nalahelo ihany ny bandy noho ny lasa le daba, latsaka kely mitsy ny Crying or Very sad nefa namboarina ny saina hoe tsy maintsy mahazo solony. Mino aho fa tsy ho ela. Ny fanirina dia ,a Brera na 147 GTA
(ho avy tsy ho ela ny sarin'zany rehetra izany)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Coup de coeur kely perso; misy Fiat 128 izay,mavo ny lokony dia mainty ny tafony,1113 TG ny immat-ny ,Titine no surnom-any, ny tompony aloha dia mahakarakara tsy msy ohatr'izany, tout d'origine sauf ny autoradio Cool . Ao Soavimbahoaka ao izy no mipetraka.....

Souvenir tsy adinoko mandrakizay t@ io daba io; 31 Déc ny andro t@ zay andeh anao réveillon teny Ivato dia ny andro efa 23h30, izahay mbola eny @ digue, ny orana avy B, Mc Crash au volant tsy kopy hoe efa tena akaiky ilay virage 90 fa trop b lé orana, fa toundé ni-drift angeh ity Fiatn'olona, ilay tovovavy teo @ akaikiko tafapetraka teo @ lé seza conducteur niaraka tamiko,(transfert de masse tsy nisy ohatr'izany afro ),izaho mbola mifampitady am volant mi-contrebraque sy mi-accélere à fond (so fa tsy nisy Vam en face fa mety tsy tratry ny taona angamba).....

Fa mbola betsaka ny souvenir t@ io daba io fa so dia mamaky eto ny tompony ka haneno eo ny telefone-ko tirrrrrretirrrrrretirrrrrre

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
ilay tovovavy teo @ akaikiko tafapetraka teo @ lé seza conducteur niaraka tamiko,(transfert de masse tsy nisy ohatr'izany afro ),izaho mbola mifampitady am volant mi-contrebraque sy mi-accélere à fond

Mila nanao So6 drift control elah t@ zany MC de tsy taitra mihintsy (hihihi)

Mr C.I mila ketrehina hoe copilote feminin no atao anaty fiara rehefa manao drift control fa mety tena mahay manao transfert de masse daholo ny pilote raha tonga any @ siège conducteur ny passagère

lol!lol!lol!Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Surtout hoe ilay tovovavy koa tsy tokony ahazo hipetraka eo @ conducteur camperpetard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone>>Ra mbola misy alfa taraiky ao @la de metymiasa @ bandy ny carbu dell ra tsy mety @nareo an (le dell ana flat).

Kozio iany ny bandy ra ohatra ka ....
Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nenay ndray zany fiat 850 sport zay no fiara italianina mba nahitanay
aventures tamin'ny zany fotoana e!
tamin'zany mbola tena tao anatin'ny tuning total mihitsy ny tena dia no appliquer-na taminy daholo izao appendices rehetra zao.
fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be.

ny anakiray indray nanao SS mankany @ lalana Antsahadita iny en pleine pluie no sady vaky reservoir.

sinon, r'efa mba en forme lery mba miresaka ihany @ le double corps an! fa ny tena tsy laitrako taminy d le demaka manondrana lava.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be.

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Nerone>>Ra mbola misy alfa taraiky ao @la de metymiasa @ bandy ny carbu dell ra tsy mety @nareo an (le dell ana flat).

Kozio iany ny bandy ra ohatra ka ....
Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol

za manana delortto 40 4 corps( ilay mitsangana an) mbola milay be ao fa saika ataoko am cross car fa raha misy weber 40 mbola milay any am la dia afaka atakalo ra apetak ela am cox

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari>>tsy azoko antsaina io 4 corps dell resahanla io, le 2 corps separé v sa le 4 corps mitambatra.

Le weber lesy tsy manana za fa ra mba misy ny azo ifanarahana d lazao iany ny bandy e.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

D iza ndray zany no anao pipe ana lol Sleep

Alefaso MP ny offre ra ohatra ka fa le weber za tena tsy manana mintsy kle.

PS:lasa HS ny resaka an.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
D iza ndray zany no anao pipe ana lol Sleep

mais qui va lui faire une pipe??? lol!lol!lol!lol!sillysilly
faut voir avec les cox lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny an'ahy lesy fiat 125 spécial N°.... FB an'ilay voisin nay izay no mpanatitra anay tamin'ny primaire tany amin'ny 1982 tany fa voiture de luxe izy tamin'izany a! Dia nisy fiat 124 sport coupé izay koa tonga matetikateo amin'ny parking anay razoky be nanafika sipa kely ta amin'ny tanàna izay no tompony (lery koa nanana porsche 911)

Fa ny souvenir milay indrindra tamin'ny italienne izany dia ilay Ferrari F40 e!! dommage tsy immortalisé araka ny kozin'i Tsi2.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
michigan a écrit:
D iza ndray zany no anao pipe ana lol Sleep

mais qui va lui faire une pipe??? lol!lol!lol!lol!sillysilly
faut voir avec les cox lol!lol!lol!lol!lol!

hahaha mahita tenina lesy ela tsy lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:

Ary aona le porsche so d mba tokny ho karakaraiko @zay fa to feno vovvoka fotsny lol

Alefa miadana ka, mbola sahirana kely amzay deusaka kely zay koa a zao dia tsy mbola any ny budget

Tsi²>> Raha resaka tuning aloha dia ilay Alfa Bertone menamena dia avy eo lasa Jaune (Ankazomanga dia avy eo Ankorahotra) no tena mampiaiky ahy ny extravagance ny e! Indray mande zay io hitako nanao Run tao am Palais des sports dia nihomehezan'ny specta fa adinon'ilay Pilote ny frein à main lol!lol!
Za zao malahelo mihitsy isak'ny avy manatitra mpianatra mandalo eo Anjanahary (en face cimetière) fa misy Alfa GTV6 2,5L Mtskasina fotsiny eo. Il y a quelque mois nefa mbola tazako nandende io daba io. Misy soratra A Vendre izy zao hoan'izay mazoto hanao restauration

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

za manana delortto 40 4 corps( ilay mitsangana an) mbola milay be ao fa saika ataoko am cross car fa raha misy weber 40 mbola milay any am la dia afaka atakalo ra apetak ela am cox

potentiel 160ch raha 40DRLA geek , azo ampiasaina de 1600cc à 2387cc.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
ny ao am tanàna zany italianina no tena ondanana otrn ny any am Nirina 58 sy ny VW

Le ao antaninandro zany aloha mbola tsy koboko fa eto mbola bdb ny tranainy nefa mbola mjoro tsara otr'n le Fiat 500 grenat plaque vert sy ilay fotsy eo Ankadifotsy.

Fiat 126 zay no vam tao an tanàna voalohany, bi cylindre 600CC le izy fatapera mitsitsy
Avy eo nanana Alfa 2002 zay dadabeanay nanaovany Taxi, tamzany tsy dia olana ny lasantsy satria 2L V4 4 corps no nanaovandrazoky Pikla.
Dia indray andro, nandende teny ivato teny rabaininay dia noho ny nody tany an-trano izy Gaga be zay fa nariany tany ny Vento (io irery ny daba tao an tanàna tamzany an!) mbola masaka be fa Alfa Spyder décap (moteur 2 litres double arbres à came) efa tranainy be zay no nientiny nody. Heureusement, ,ny jante n'lay Vento. Maty pompe le izy zao dia tsy misy manambotra fa mihinana be (presque 40L/100)
Farany Alfa 156 GTA no dernière acquisition an'ny tao am tanàna. 5 000 éxemplaires fotsiny ary unique teto Mada. Vao tonga ny daba dia nfandimby nakao am tanàna ireo tena puriste ntady hividy azy saingy hoe aleo aloha mba hakana fafiny kely. Nanomboka nanadàla ny sonde ny nedala dia maty hoazy izy rehefa entina dia hoe aleo alefa ihany sady olona mahakarakara sy mahavidy pièce no naka azy (représentant an'i Alfa eto ihany). Nalahelo ihany ny bandy noho ny lasa le daba, latsaka kely mitsy ny Crying or Very sad nefa namboarina ny saina hoe tsy maintsy mahazo solony. Mino aho fa tsy ho ela. Ny fanirina dia ,a Brera na 147 GTA
(ho avy tsy ho ela ny sarin'zany rehetra izany)

io spyder io ve le natakalo Vento VR6 ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
lol!lol!lol! ary Michigan sy Vetanen ireto manao resaka mampiahiahy any @ MP an lol!lol!lol!

Nerone>>Boxer ve lety zany motera zany sa?
moteran'le inona lty

Kirikou54>> Kopy elà 1977

le alfa e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hainay tsara ny tantaran'iny spyder iny satria tary akaikininay iny no norestaurena.
-motera 2 litres 16 tao am star auto
-carbu weber 40
- ny toit napanamboarina teny ambodivona fa efa tolaka le tao
-intérieur eo eo ihany
-jante allessio 17, pné vaovao

ny tena gidra tam namelona an'iny d ny resaka embrayage, satria adaptation vita gasy b no natao

misy sary taloha any amiko any rah ilain'i nerone atao souvenir....

fa milay b milako an'iny amle 4 corps b, TROAAAAAAAAAAAAAAA TROAAAAAAA

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ho anareo manana sy mirevy italianina reto d mba lazao iany ny bandy ra sendra misy na mahita carbu dellorto nareo fa tena mitady ny tenanay an.

Misaotra mialoha e

PS:tsy misy ao Star Auto t@ za nantany fa zao no tsy aiko

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
Ari Vatanen a écrit:

za manana delortto 40 4 corps( ilay mitsangana an) mbola milay be ao fa saika ataoko am cross car fa raha misy weber 40 mbola milay any am la dia afaka atakalo ra apetak ela am cox

potentiel 160ch raha 40DRLA geek , azo ampiasaina de 1600cc à 2387cc.

tiens lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
fred a écrit:

potentiel 160ch raha 40DRLA geek , azo ampiasaina de 1600cc à 2387cc.

tiens lol!

dixit maitre Yoda prier
tu l'as eu au fait ? silly
Fred

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:
hainay tsara ny tantaran'iny spyder iny satria tary akaikininay iny no norestaurena.
-motera 2 litres 16 tao am star auto
-carbu weber 40
- ny toit napanamboarina teny ambodivona fa efa tolaka le tao
-intérieur eo eo ihany
-jante allessio 17, pné vaovao

ny tena gidra tam namelona an'iny d ny resaka embrayage, satria adaptation vita gasy b no natao

misy sary taloha any amiko any rah ilain'i nerone atao souvenir....

fa milay b milako an'iny amle 4 corps b, TROAAAAAAAAAAAAAAA TROAAAAAAA

alefaso eto le sary rehefa malalaka e! izy mihinana be io nge ny mahakam ahy e, nanao 100 mil fmg za niala teo Jovenna Andranomena dia panne seche tonga eo am mosqué Andohan 'analakely

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
nirina58 a écrit:
fred a écrit:

potentiel 160ch raha 40DRLA geek , azo ampiasaina de 1600cc à 2387cc.

tiens lol!

dixit maitre Yoda prier
tu l'as eu au fait ? silly
Fred

oh.... geek je l'ai eu taleur... alors le Fk46(version streetable du tlp), avec un (aspiré ou soufflé) à O.6bar avec rv de 7 sort 350cfm... lol! et marche comme 68kg (mon ami 68KG lol)... on sait ce que l'on aura qd on sera à la retraite... Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Mr C.I mila ketrehina hoe copilote feminin no atao anaty fiara rehefa manao drift control fa mety tena mahay manao transfert de masse daholo ny pilote raha tonga any @ siège conducteur ny passagère

Citation :
fa ny zavatra iray tena nanamarika anay tamin'izay dia ilay mi-depasse taxibe, le bandy zany sady miantso² no mandeh tongotra (le receveur io) d tezitra zà hoe ôtrany tsy handeh d no depasser-na fa tsy nety depa-nay mihitsy le taxi-be.

Manapa-tsinay mihitsy lisany reto ka lol!

Ohatran'ahy nitondra R5 kely aina kely izay voalohany io nahazo an-dra Tsi2 io fa vao mampiditra 4ème aho dia calé ilay daba - dia hoy ilay tompony hoe 1ère sy gônda ihany ampiasaina e Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho mirevy be italian ko Laughing .

A mada, mon cousin avait une fiat 126 :

Edition 2004 :

Edition 2007 :

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraid original en tout cas...sa doit frotter a max sur les ailes avec ces gros pneus!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...