Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Catz

Etapes de restauration VW cox

Messages recommandés

ireto ary no dingana tokony arahina raha hanao restauration matotra:


1°- Achat base :
Tsy miantehitra @ "état initial" n'ny fiara,fa aleo tonga dé mandrava fôna.Ny tsara loko mihitsy no be zava-miafina.



2°- décoquage:
Misaraka tanteraka chassis sy carrosserie fa feno arafesina any @ faladiany any,eo koa vao hita ny marina @ asa miandry.




3°- Remplacement des tôles:
Tsy misalasala mihitsy manala izay efa malemy sy arafesenina ary tsy be adivarotra sml2




4°- Traitement des surfaces :Tsy mitoatoa @ anti-rouille sy ny tariny na @hita na@ miafina:



5°- Préparation carrosserie:
Manomboka eto @zay ny tena endriny: Remontage,dressage,préparation.

Miasa tsara ny maso mijery Suspect ,ny tanana manafosafo

Tsy avela misy loko na mastic taloha mihitsy fa "départ à zéro" tôle fotsiny manomboka eto.


tsy misalasala mitifitra loko mangirana sahady @zay "partie" mampisalasala.


aleo fôna mampiasa sous-couche na aorian'ny apprê-mastic tifirina aza fa mitsitsy loko sady "uniforme" kou ny peinture de base avy eo.
Wink
atao manakaiky ny loko définitive ny sous-couche rà azo atao;afaka teinter-na loko acrylique ny sous-couche gris rà ilaina.

6°- Remontage accessoires:
Voaloko ny fiara,miandrasa 2 na telo andro raha kely vao manomboka mametaka ny accessoires.

eto ilay fiandrasana ela dodo refa mbola misy hafarana ny kipitsopitsony sasany

7°- Mécanique et aspect moteur:
ny mécanique moa izany dé efa tokony ho vita mialoha mba hitondràna ny fiara mivezivezy.
Nefa ny finition kosa @ ireo tôles de refroidissement,dé niara natao t@ carross mba ho tena raitra clap



8°- Ny sellerie (capitonnage):
raha maharaka ny S dé efa nalefa mialoha ny commande Wink tsy afaka mametraka fitaratra mantsy raha tsy vita ny capitonnage caisse scratch



miandry 1 volana eo ho eo dia:



9°- Fin pose accessoire:
kely sisa dé vôapetraka avokoa ny kipitsony rehetra ka efa mila manao "plaque d'immatriculation".
Ity farany ity dé tsy ataotao fotsiny fa mba jerena izay hampisy endrika ny fiara koa Suspect satria lé tsy misy izy no tsara kokoa scratch saingy bedy lol! !



10°- FIN 1ère EPISODE : cheers
eto zany dé mody mba hoé vita scratch saingy fantatsika tsara fa mbola misy azo atao fôna é dance


Herintaona izay rehetra izay raha maka milamina tsara sady mikaly ny asa koa clapclap

Dé mazotoa ary é smachstudyaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
tsara loatra, inona ny anti rouille ampiasain'i Catz ? Marque + vendeur ?
Fred


Anti-rouille orange natao t@ lavarangana ihany no nampiasaiko dé avy eo notsindrina noir fiat 9006 sa 9001 KAPCI teo amboniny.

Dia nolokoina gris synthétique ny ambany carrosserie sy ny suspension avy eo mba ho mora sasana. Basketball
Mbola tsy nandalo fahavaratra ny fiara ka tsy hita izay afitsony aloha geek !zà kou anefa tsy dé manan-kevitra ny hitondra anio @ny tena avy orana be ireny sunny

Ireo entana ireo dé hitanao eny @ ny mpivarotra mahazatranao lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

chapeau lesy e!!!! cheerscheers

fa zà aloha toa tsy haharitra herintaoana izany hanamboatra fiara an!!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena OK zany resto zany marina. Dans les règles de l'art de la resto ngamba no hamehezako azy affraid .

Tsy hitako intsony hoe inona intsony ny mbola azo hatao @zao ry Catz.

prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hitsapeta a écrit:
fa zà aloha toa tsy haharitra herintaoana izany hanamboatra fiara an!!!! lol!lol!


Io mihitsy no tena olana @resto cox satria tsy maintsy mandalo ireo étape nolazain'i Catz ireo raha tena hanao zavatra tsara.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsara ilay reportage kely éé clapclapclap
otran mijery an'lé emission am'télé reny lesy lé resaka resto muscle car reny lé drunkendrunken
tsy mena mitaha amin'ny any am-pita hozy geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Chapeau prier
Za zalahy vao saika hanontany hoe ahoana avy no atao, hay ny valiny no tonga aloha petard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
prierprierprierprierprierprierprierprierprierprierprier
Tena tsy resto mihitsy kay zany le ataoko kle
lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!


lé anlà zany "reste aux rations habituelles!!!!" mila manova sakafo kely lesy à!!! cheers !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena cheersjocolorcheerscheerscheers marina eeeeee

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina

soa ny ahy ny golf fa efa restauré no azo , d ezahina atsaraina sy tsy simbaina d zay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapclapclap Mlay é!!! clapclapclap

Tena tsy maharitra zany 1 an zany ny bandy é!!!
Mila ienarana.... lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mipao-tsatroka e!!!

fa tahak ilay amin'ny pimp my ride : ohatrinona izao ny teti-bidin'ny fanarenana tahaka izao (raha tsy mahadiso?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes


ngà tsy izany daolo zalà ny ora fiasantsika a! cheers
dé ôtran'zay lazain'i Fred1302s zay mitsy é scratch !na miari-tory na mifoha maraina geek !
Rà tsy zany vé iray volana manao motera ihany lol! ,telo andro iny dé vita rà misy fotoana bounce
Lisany ary mba maka aina ny alahady fa zà miangona ny maraina dé mianatra hira ny hariva rog

Ouz'ny vazà oé "quand on veut ,on peut Laughinglol! "
Ny resto sy ny Dôdô dodo aloha tsy miaraka fa aléo tsorina é! dance !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut Rija

HS kely fotsny lol:

Ny 411 sy 412 v variant iany sa afa mintsy.Ny pbm-ko mantsy misy variant amidy any fa tsy misy motera d za manana moteur TIV 2L d io no mampisalasala ana we maty atsofoka tsy misy modif ao @ variona v io sa tsy maintsy TI iany no mety ao.

Merci d zfd @ le HS e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Catz a écrit:
Fred1302S a écrit:
kirikou54 a écrit:

refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria:
-7h à 18h aty am birao
- après 18h efa reraka
-asabotsy miantsena
-alahady maka aina


itovizana ihany io contrainte-n'ny fiainana andavanan'andro io. Zany no mahatonga ahy amin'ny alina no miketrika moteur dia amin'ny 5h du mat' manao essai Rolling Eyes


ngà tsy izany daolo zalà ny ora fiasantsika a! cheers
dé ôtran'zay lazain'i Fred1302s zay mitsy é scratch !na miari-tory na mifoha maraina geek !
Rà tsy zany vé iray volana manao motera ihany lol! ,telo andro iny dé vita rà misy fotoana bounce
Lisany ary mba maka aina ny alahady fa zà miangona ny maraina dé mianatra hira ny hariva rog

Ouz'ny vazà oé "quand on veut ,on peut Laughinglol! "
Ny resto sy ny Dôdô dodo aloha tsy miaraka fa aléo tsorina é! dance !


Zà moa zany d je vais rester à ma ration satria ny fiarako tsy afaka entina manao mission lava e! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salisali.

Mialatsiny ra teto no nataoko ty zvtr ty fa ato mantsy no aitako mpiondana old maromaro.

Mitady Chemise 83 (1500) efatra ny tenako ary azoko atakalo 85.5(1600) na vidiany ny entana.

Ra misy ny valiny mahafapo mo defa eo ny MP e.

Maztou d merci zala a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité
soa fianatra...tsy mahateny tsony za ato...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Izaho koa tena tiako mihitsy ny manao restauration na prépa ohatr'izao saingy ny tena moa archi-nul @ resaka mécanique na tolerie na kitikitika lol! ny mitondra sy manimba ihany no hay lol!lol!

Tena miaiky an'lisany mihitsy à Very Happy mahafinaritra ilay passion ... tsara dia tsara ny résultat clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy manan-kambara fa dia prierprierprierprierprier
Le 1 taona alou Evil or Very MadEvil or Very Mad fa tena mila finiavana goavambe mihitsy angamba vo aharitra an'izany No

prierprierprierprierprierprierprierprier
clapclapclapclapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...