Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
mik-mak

Deces des parents d'Anders

Messages recommandés

Le pere et la mere d'Anders (Anders-Veroo/AX) ont ete assassine dans la soiree du vendredi 19/09/08 vers 20h a leur domicile a Mahamasina NoNoCrying or Very sadCrying or Very sadEmbarassedEmbarassed

Leur femme de menage aussi figurait parmis les morts MadMad

Les corps sont encore en autopsie a l'hopital depuis samedi matin.

L'arrivee des corps des parents d'Anders a leur domicile a Mahamasina sera prevu ce mardi 23/09.

L'enterrement vous sera communique ulterieurement.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Trop be lesy ilay izy!!
Mahereza Anders dia mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana rehetra Crying or Very sadCrying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mampalaelo be zany! Mahereza dia mirary fionona ho an'i Anders sy ny fianakaviana manotolo!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vao² mampalahelo tokoa izany koa dia mankahery any Anders sy ny fianakaviana manontolo .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahereza lesy ra andry an.
Mes condoléances à la famille.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Omaly teny an-dalana aho no naheno ity vaovao ratsy ity, ka dia mirary fihononana tanteraka ho an'i Anders sy ny fianakaviany manontolo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia mbola vaovao ratsy iany v????

Itako teny @ mpivarotra gazety androany à la une MIDI fa d tsy hita ndray ko ny anabavinlery.

Mahereza lesy d aza adino ny mivavaka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia mbola itako t@ gazety androany ndray koa fa dia ny anabaviny indray hono no namono ireto ray amandreniny.Tsy aiko tsony we in ty zvtr nitranga ray ty.

Mahereza Anders dia aza arina ny anabavinao na nanao ny tsy nety aza fa ra araka ny voalaza tao @ gazety dia voatariky ny namandratsy izy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena otrany grave b mitsy lay vaovao @ gazety sy t@ Kidaona matin ehhh MadMad to otrany oe lay bavin-dra Ander's sy ny sakaizany no atidohan'lay acte. Fa lay baviny io zany ra araky ny vaovao d ts d tena oe bavin'lery fa to natsagana.... cyclops Izy roa 'reo zany ra araky ny t@ kidaona matin d nikasa ny ivady kinanjo nosakanan'ireo ray aman-dreny ireo ny fikasan'izy k to izay no nahatonga izy roa kely nanao lay ACTE.............................
Tena mampalahelo Crying or Very sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rolling Eyes tena incroyable e pale des monstres... pour tuer ses propres parents!
inona nefa zao fa tsy maintsy hisaraka ihany reo zao!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Ndriiii...aza omena tsiny izy fa tsy fantany izay nataony e !! SadSad


Tsy fantany aôna lety zay ataony? le sipa anie tô hoe 5ème année en Medecine e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
afro Merci daholo @ fanoanana sy ny fanampiana rehetra. Tsy very ny namana manana anareo. Ny tantara de ireny efa fantatsika ireny Sad Encore merci les mecs. La vie continue ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...