Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Rallye catalunya 2008

Messages recommandés

après 4 SS loeb fait la loi :
Citation :

1. Loeb S. - Elena D
2. Sordo D. - Marti M. +8.8
3. Duval F. - Pivato P. +27.9
4. Hirvonen M. - Lehtinen J. +29.1
5. Solberg P. - Mills P. +1:12.4


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
fa nakaiza i latvala lety e?
allez les FORD!!!


pas content de ses reglages et de son pilotage...sady Ford team#2 leiry...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zaloh mahita hoé ts koi iany io position an'i latva sy hirvo io é, efa mia mivoatra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny an'ahy i duval no tsara jerena ny position n'lery amin'ny farany. Raha hoe efa elaela ihany lery no tsy nanao WRC nefa lasa alohan'izy mitsam (Latva sy hirvo) mety hilay ny tour de corse.
Nijery archive eurosport.com aho teo fa querol1-2 nihatsara be ny temps an'i Hirvonen fa izany hoe i Loeb mihitsy no E.T alienalienalienalienbouncebouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ra ny fijeriko azy loh dia miady 3e place i Hirvo sy Duval é, sinon miady B koa ny 5e place entre P Solberg-Aava-Atkinson-Latvala. fa sarotra @ Loeb iany ny i gérer an'io satria tsy dia tena mifanalavitra B ny elanelana @ Sordo isaky ny ES

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
en tous cas Subaru n'arrive pas encore a renverser la tendance...raha tsy miova angamba ny reglementation tsy ho afaka mi-combler ny difference de performance intsony i Prodrive.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SystemeD a écrit:
en tous cas Subaru n'arrive pas encore a renverser la tendance...raha tsy miova angamba ny reglementation tsy ho afaka mi-combler ny difference de performance intsony i Prodrive.


euuu scratch za nefa mieritreritra oe mety resaka pilotage no mahatonga an'io fa tsy dia tena resaka fiara loatra, efa tena ambony B mitsy ny niveau an'dry Loeb-Sordo-Duval. Solberg manao iany fa miakatra mora lôtra, i Atkinson manao B mitsy fa tsy dia tena régulier lôtra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
KGB MAX a écrit:
euuu scratch za nefa mieritreritra oe mety resaka pilotage no mahatonga an'io fa tsy dia tena resaka fiara loatra, efa tena ambony B mitsy ny niveau an'dry Loeb-Sordo-Duval. Solberg manao iany fa miakatra mora lôtra, i Atkinson manao B mitsy fa tsy dia tena régulier lôtra


comme un peu ce qui se passe chez nous koi silent

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Lé Citroen mihintsy aloha parfait pour l'asphalte, en plus Loeb koa enjana fa izany hoe raha omena an'i Duval ohatra ny C4 mety tsy misy écart B ohatr'izao kosa angamba,voir meme Duval devant sur quelques SS

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za mahita oe Loeb no enjana trop sur asphalte clapclapclap , ra jerena ny accélération en sortie de virage (na sur terre na sur asphalte) @ lé image virtuel par satellite asehony zalah matetika @ émission wrc iny, tena enjana b le focus, d manaraka c4, d avy eo Subaru; fa Loeb any @ resaka freinage sy vitesse de passage anaty courbe no tena enjana b, tena tsy aiko zay tena fanaony lery fa izy aorinany focus foana vo mi-freine nefa mafimafy kokoa ny vitesse de passage @ courbe; Fa i Latvala petardpetard alou efa manakaiky b sy mihoatra an'lery iany matetika @ lé image satellite iny refa sur terre an, fa zany oe matetika misy tout droit kely avy eo, na tafavoaka large lotra d tapaka lé avance.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za ko aloha nahita fa Latva zany sur Terre efa manomboka ampitahoatra mihitsy ann!!
Fa sur asphalte, Loeb zany mbola maitre incontesté mihitsy e!!! prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manamafy ny analyse an'lisany fa ny hitako aloha refa manao RBR de tena misy importance be ilay conduite propre sur asphalte satria tena freinage calculé, conduite coulé be no ilaina: dikan'izany dia ny coup de volant, freinage par à coup dia à abolir tanteraka koa hi Loeb angamba no tena mahafehy an'ireo technique reo @ izao fotona izao koa izay no tena maha performant an'lery sur asphalte, tsy midika sanatria izany fa ireo sasany dia tsy mahay fa manana tombiny hi Loeb @ izao. (Raha ny tenanay aloha dia ilay conduite sur asphalte de tena mbola tsy ao mihintsy eee)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

manaiky aho fa mamely i loeb fa tsy dia spectaculaire loatra lery!!! za koa dia mitovy am Dadah hoe omeo Ford nge Peter dia hitantsika eo e!
refa en forme ny vam nge tena manao otran Latvalaza lery e! izany hoe toutes les spéciales sont pour lui... fa zany hoe ny blem dia ny vam.
za aloha Petter sy Latvala e! ALLEZ LES NORDIQUES cheerscheers ASIO MAFY FA ZA MAKAN LAISAINY E! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
tsy daccord e

I solberg ve raha omena Focus de ho resin'ny Loeb amin'ny subaru NoNoNoNo


za mieritreritra hoe possible: sur asphalte no tiako resahina an, satria ny différence araky ny tenin'i TVN hoe @ freinage sy ny sortie de virage ngé no tena amelezan'i Loeb é fa ny vitesse de pointe ohatran'ny mitovitovy iany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...