Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Marcus01

Préparation

Messages recommandés

Ngah ts'iray ihany ny préparateur ny fiaran'i Joda sy Hery Be e? Toa ts'fiable aloha hatreto nen'i Hery Be?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hi hi hi

Mitovy ihany ka,
Fa mety hiova prepa zao i Joda (mbola vinavina io tsy hoe tsy mahy ny an'i Hery be akory fa ...)
Ary tsy ersaka fiabilité le teo fa touchette lol de tapaka bielette mdrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Iny rallye Marshal iny aloha dia tena nahitana ny valeur pilotagen'ny tsirairay,mbola betsaka ny manao faute ka tonga dia out,tsy manakiana aho fa mampieritreritra tsara ireny hoe ahoana ny amélioration tokony ataon'ny tsirairay (avis aux amateurs)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...