Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Leon'ny manakatra clavier rehefa milalao ?

Messages recommandés

Mety misy ohatra ahy angamba sahirankirana @ le manakatra clavier isaky ny manao réglages na mi-lancer spéciale - na manao navigation @ menus RBR - satria rehefa installé ny volant dia somary mikisaka lavidavitra ny clavier.

Inty misy fika tsy ampiasana clavier intsony @ ireo situations ireo :

Mampiasa ilay logiciel "Joy2Key", io application io dia ahafahana mi-configurer boutons-ny volant (na manette) hi-simule touches @ clavier.

Ny ahy ohatra dia atsatoko koa ilay manette filalaovako taloha dia configurer @ Joy2Key hi-simule touches @ clavier

Ohatra :

Direction HAUT manette --> touche HAUT
Direction BAS manette --> touche BAS
Direction GAUCHE manette --> touche GAUCHE
Direction DROITE manette --> touche DROITE

Dia bouton 1 --> ESC
Bouton 2 --> ENTREE

Izay ihany angamba no miasa @ RBR

Raha mbola ampy koa moa ny boutons-ny volant dia azo configurer-na tsara @ Joy2Key

@ Izay afaka alefanao à 100m ny clavier fa tsisy olana intsony !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mety le fika. Ary rehefa manoratra am le sauvegarde na otran'zany? tsy maintsy manakatra clavier ihany an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hay tokoa moa rehefa mi-sauver reglages sy replays mbola
mila mi-taper kle

zany hoe ze boutons ambiny tsy miasa configurer-na lettre dia ireo ihany no ampiasaina !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aiza kosa lisany lesy no hahita 102 touches @ volant sy manette???
tsy maintsy miasa fôna io e! fa jereo ihany raha thomas sô d mahita astuces mamadika clavier2volant elà lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Aiza kosa lisany lesy no hahita 102 touches @ volant sy manette???
tsy maintsy miasa fôna io e! fa jereo ihany raha thomas sô d mahita astuces mamadika clavier2volant elà lol!


io ndary de misy ka fa................any @ mpivarotra misy clavier hazo hatakalo Momo..hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...