Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Rallye du Japon

Messages recommandés

hiezaka ny hanao fa zany hoe miankina @ lé conection raha tsy hitapy ndray...ny kotrana no alefa mialoha alony !!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vao nahavita session niaraka t@ Thomas fa milay ilay Japon fa ny SS Spirkakim na I na II zany dia affraid fa tsy mety tadidy mihintsy dia hi pirka menoko II koa zany camper fa misy mpanao gazety @ exterieur ve indr2 de voadona foana fa sinon hi Tanner no enganie mba tsy misy hamono ny temps SS7 et SS9 nefa mbola betsaka nefa ny session fa hande hifanala @ Njafan ndray aloha hiBelazao eee petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ra-Prez ity ary sao dia efa nahazo Gvintss fa tena tsy azo intsony lol!

Zà mijery ilay classement spéciale dia tsy hita lery dia hozy aho hoe tena KK izay Ra-Prez kle ... hay lery mi-scratch ! lol!

Le fog koa aloha e e e Evil or Very Mad aleo le bad conditions fa tsy misy hi-attaquer-na mihitsy ...

Mba nanao vidéo kely-n'ny rallye du Japon-ko aho ato (avec bêtisier Very Happy ) :

http://www.racing-passion.info/japan-rally08.php

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...