Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)

Messages recommandés

Ny @ ity taona ity moa zany zalahy efa tsy tratra intsony fa @ herintaona indray.

Izao ilay hevitra :

Rehefa vita ny session rsrbr dia mba alefaso aty amiko ny replays an'ireo izay tena nisy combats Very Happy dia monter-ko atao vidéos en parallèle dia apetraka @ youtube na atao vidéos mijanona ho antsika ihany.

Izany hoe vidéo iray izany dia mizara 2 ny écran dia cote gauche replay an'ny daba 1 dia coté droite replay an'ny daba 1 (même spéciale) - ohatran'ny t@ télé ireny e Very Happy

Mety mampangitakitaka tsara ny mijery izany an ! surtout rehefa tena combat be ilay spegany !

Ahoana ny hevitrareo ry zalahy ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena milay zany hevitra zany an!!! bouncebounce ny ahy mbola ao ny replay farany teo raha mbola any koa ny an'i Soaf dia hita eo lé 3 Sec d'écarts avant le coupure de courant, dia mbola ao koa ny replay an'i Njafan VS Belazao mbola 3 Sec koa ny diff à la fin du rallye

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers milay be izany eee cheerscheers
ato daholo ny replays fa zao hatao izany fa na izany ary ry Mc crash tsy manararaotra mijery ny replay Falstone an (indrindra t@ ilay scratch...hihihi) geek fa halefaso aty amiko dia ho dihinay sy Radstrom halefa @ le 06/12 alina izany eee dance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Rads>NY ahy letsy aleo halaina @ Alatsinainy @ clé USB fa mavesatra raha hatao @ fichiers attachés Basketball

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
cheerscheers milay be izany eee cheerscheers
ato daholo ny replays fa zao hatao izany fa na izany ary ry Mc crash tsy manararaotra mijery ny replay Falstone an (indrindra t@ ilay scratch...hihihi) geek fa halefaso aty amiko dia ho dihinay sy Radstrom halefa @ le 06/12 alina izany eee dance

dia elah koa angeh ahita an'i J Plane eh,quoique Jplane 2 Mc no scratch dia Njafan ny 2, clap

Za tsy manana skin fa tsy mahay photoshop rendeer

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
namindra hatrany sweden nga lé horaire an i Nari9???

Ity mpakafy rainiboto ty oa tss

lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Tsy quoi raha tsisy skins zany McCrash fa hanamboarako par défaut eo ialahy Very Happy

Merci @ lé Skin éh cheerscheerscheerscheers

Dia ahoana moa zany zao no hijerevako an'lé montage vidéo fa toa hoe mavesatra be hono lé izy raha alefa mail scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena miondana mintsy ange Thomas zany e Smile !

Ahaona lé 309 Andros raha hilalao kely indray @ noely any?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
tena miondana mintsy ange Thomas zany e Smile !

Ahaona lé 309 Andros raha hilalao kely indray @ noely any?

cheers
ahoana zany ra thomas a!!! milay zany prozany sady za mila mianatra lé susccession de virage G&D an! cheerscheerscheersmakafoka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sady mety ho tena Andros mihitsy @ fotaka amin'io an geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Aleo alefa aloha ihany ny reservation kle! lol!

sady fotaka... asiana @ pné sola be reny! fa raha diso... dia tanimbary!! lol! hein Tsi2... lol

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
tena miondana mintsy ange Thomas zany e !

Ahaona lé 309 Andros raha hilalao kely indray @ noely any?

Nga tsy gravy e Very Happy vao mifoha vao maraina dia tsy mety raha tsy milalao rbr kely aloha vao mieritreritra ny ho atao lol!

Andros ange dispo foana fa mbola misy problème de carbu indray izy izao (tsy mety velona indraindray dia noyé lava).

Fa raha voamboatra aloha @ Noely tsisy olana mihitsy ka Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Dia ahoana moa zany zao no hijerevako an'lé montage vidéo fa toa hoe mavesatra be hono lé izy raha alefa mail

Efa uploader-ko rapidshare ilay montage-n'ilay duel dia afaka mijery McCrash sy ireo rehetra any finda Very Happy

Ny eto an-toerana moa izany dia ao @ Prez Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Citation :
tena miondana mintsy ange Thomas zany e !

Ahaona lé 309 Andros raha hilalao kely indray @ noely any?

Nga tsy gravy e Very Happy vao mifoha vao maraina dia tsy mety raha tsy milalao rbr kely aloha vao mieritreritra ny ho atao lol!

Andros ange dispo foana fa mbola misy problème de carbu indray izy izao (tsy mety velona indraindray dia noyé lava).

Fa raha voamboatra aloha @ Noely tsisy olana mihitsy ka Very Happy

efa manao réservation koa aho dieny zao an! entintsika ery am radoda carbu izy avant noel dia raikitra ndray ny drift. efa vita ve lé train ar???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
tô taitra alou thomas zany?

Ato @ Prez aho letsy no mi-poste a Very Happy

Ny trains ar an'i Andros koa enjehina ho vitaina @ izay fa tsy tany mihitsy ny loha teo Embarassed

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
le train arrière hoa misy aty an. zvt iaraha mlalao ihany io ko
Nirina58>tonga dia miaraka am drift control v zany avant noël zany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aiza no misy ny garagen'lisany aza dé miarak mamboatra azy eo ééééé cheerscheerscheers thomas mitondra 309, nerone mitondra train Ar, tsika mifampitolona eo (nareo mahay mekanik moa zany fa zahay tsy mahay mirevy etsy am'sisiny manome kourazy makafokamakafokalol!lol! )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:

hihihihi zahay moa zany mitehaka sisa no azo hatao !!! Raha mbola tsy sitrana ny train anay !!! hihihhihihihihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
e train arrière hoa misy aty an. zvt iaraha mlalao ihany io ko

Antsoiko ialahy dès que manana fotoana aho

Inty ny vidéo DUEL McCrash - Ra-Prez sur Chirdonhead (adin'ny samy henjana io - 1s de différence à l'arrivée) :

rapidshare.com mcvsprezfinal.part1.rar

rapidshare.com mcvsprezfinal.part2.rar

Downloader-na ireo fichiers 2 ireo dia atambatra @ winrar dia décompresser-na avy eo dia mahazo ilay vidéo (fichier .wmv) vakiana @ Windows Media Player

compliqué leitsy izany indrindra raha ry zalah manana connex SIDA lol!lol!lol! Fa sinon aty amiko misy izay hijery eee Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Inty ny vidéo DUEL McCrash - Ra-Prez sur Chirdonhead (adin'ny samy henjana io - 1s de différence à l'arrivée) :

rapidshare.com mcvsprezfinal.part1.rar

rapidshare.com mcvsprezfinal.part2.rar

Downloader-na ireo fichiers 2 ireo dia atambatra @ winrar dia décompresser-na avy eo dia mahazo ilay vidéo (fichier .wmv) vakiana @ Windows Media Player[/quote]

Tena prierprierprierprier Mister Thomas, c'est vraiment au dessus de ce que je pensais,encore chapeau prierprierprier

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Io ra Thomas misy hevitra fanatsarana a

WRC effect, commentaires, polices..ao daôly !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Déterrage de topic kely :

Efa en ligne indray ny vidéo duel Prez-McCrash sady tsy rapidshare intsony :

http://racing-passion.info/duelrbr.php

Afa-baraka leuhhh,hay moa misé Toumass efa nangataka tamiko hoe uploader-o io zavatra io fa adinoko tanteraka ,tena azafady lesy eh!!!
Mankasitraka foana @ fitiavana ity taranja ity clapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...