Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Wales Rally GB

Messages recommandés

Milay ihany fa ny olana dia ilay pribram reverse fa tena affraidaffraid dia marina fa ny météo koa zao no mety ho henjana be fa tsy maintsy duel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:


fa ny conditions météo no asa raha hanao ahoana !


Aza manantena masoandro mibalika alony e !!.toundé hikotrano dien'izao ny FOG sy ny RAIN !!!!! clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misy revy kely mba hamaranana en beauté ny saison ity zalahy a :

Manana joystick mbola vaovao be aho ato (ilay fanaovana flight simulator ireny) - noketrehiko saika natao levier de vitesse en H an'ilay momo ilay izy fa tsy nety (tsy mety miaraka izy sy momo e Evil or Very Mad )

Fa raha ampiasaina irery izy dia mandeha tsara.

Ka izao : mba milay raha mba fenoina saina gasy ny résultat @ ity rallye de Grande Bretagne ity ka omeko atao loka an'izay gasy voalohany @ classement @ io rallye io - à condition ka eto Madagascar izy - io joystick io.

Dia évidemment raha izaho zany no gasy voalohany eto Mada @ classement Rallye GB dia omeko ny tenako ihany ilay joystick lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:


Ka izao : mba milay raha mba fenoina saina gasy ny résultat @ ity rallye de Grande Bretagne ity ka omeko atao loka an'izay gasy voalohany @ classement @ io rallye io - à condition ka eto Madagascar izy - io joystick io.


ataovy frein à main rehefa tsy mety vitesse ee !!!! lol! .ofet alefao aty alony leiz tomasy atao essais aa!! sô d tsy ande akory rehefa tonga aty aminay( raha toha ka mba handresy iany !!!! ( sahona ra hissssmann???? lol!lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol! Tsika toa tsy afaka mihitsy t@ ity saison ty ko camper

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ni-creer session public za radm alina 21h heure de mada ry zalah mba hitsapana làlana kely sy hakana temperature ny any fa sô d sahirana eo refa tonga ny jour J !!!!! lol!
Ka dia midira izay mazoto e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ra Thomas raha sahirana elah dia tsy aleo tnga dia hateren'lah aty ilay joystick fa aza mandany andro mbola hijery classement @ wales izany eeee
dia hataoko in moa zany fa raha izaho aloha tsy tia flight simulator zany !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsss lisany reto lesy tena tssss albino
Le bandy lesy mbo mahafoy zavatra atao loka ho an'laisany mbola misy miteny ihany hoe tsy tia léé chaisechaisechaiselol!lol!lol!
sauvage vaaa lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
tsss lisany reto lesy tena tssss albino
Le bandy lesy mbo mahafoy zavatra atao loka ho an'laisany mbola misy miteny ihany hoe tsy tia léé chaisechaisechaiselol!lol!lol!
sauvage vaaa lol!lol!lol!lol!

sml2

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Mba ataovy @ andro mazava lesy le session public a


+1 zara aza ny sefo efa mba manaiky hanaovana RBR rehefa vita ny kandra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
manao auto motivation ra thomas fa tsy te ho very joystick


lol! Ny blem ange na manao auto-motivation ohatran'ny inona aza aho raha vao miditra eo Ra-Prez na i Maximum Attack dia sûr fa ho lasa ihany ilay joystick e lol!

Citation :
ataovy frein à main rehefa tsy mety vitesse ee


Tsy mety lesy a ! le volant mihitsy ange no tsy raharahan'i RBR intsony vao mitsatoka ilay joystick e Evil or Very Mad

Citation :
Ra Thomas raha sahirana elah dia tsy aleo tnga dia hateren'lah aty ilay joystick fa aza mandany andro mbola hijery classement @ wales izany eeee


Résultat aloha dada a lol! mety ho azon'ialahy ange io e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :

lol! Ny blem ange na manao auto-motivation ohatran'ny inona aza aho raha vao miditra eo Ra-Prez na i Maximum Attack dia sûr fa ho lasa ihany ilay joystick e lol!


zany dia fanaovana tsinontsinona anay madinika mintsy ry tomasy aaaaaaaa!!!!!!!!mdrrrrr

RazzRazzRazzlol!

Citation :
Tsy mety lesy a ! le volant mihitsy ange no tsy raharahan'i RBR intsony vao mitsatoka ilay joystick e Evil or Very Mad


tsy atao blm zany tomasy aaaa!! toundé lalaovy @ joystik e !!!!..toundé manidina be otrany mitondra avion ela @zay !!!!!

cheerscheerslol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Twisted Evil
Aleo mba handray anjara fa tss sml2
argue

lol!

Nahita hevitra mihitsy za hoe aleo asiko sujet iray mihitsy ity
queen Challenge Thomas_radstrom

asiana inscription mihitsy
amin'izay mba tsy tafiditra ry kambana isan-karazany
amin'izay koa ze efa mahatsapa-tena tsy miditra mdrr lol!
fa rallye dans rallye e lol!

de asio taim-baka e duelpetardchaisetirrrrrresportifsmach

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
zany dia fanaovana tsinontsinona anay madinika mintsy ry tomasy aaaaaaaa!!!!!!!!mdrrrrr


Santionany @ ireo "henjana" fotsiny ange i Prez sy Maximumattack fa mbola misy an-dry Peno, Dadah, Beels, CI, Dodanen Very Happy , miala tsiny @ ireo tsy voatonona e lol!

Na i Sandy sy Papale ary ange tena mandeha be koa le t@ session indray sabotsy iry e ! dia ilay bandy kely iny koa (Sitraka moa izy teo ?)

Mba lazao ireny sao hanao fa misy loka hono hoe ! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Manantona ihany ity ny jour J ry zalah ka noho izany dia tsy maintsy hatevenina ny reco sy ny kotrana. Noho ny tsy fahafantarana ny meteo anefa dia misy session ndray @Zoma 28 nov 2008 ho avy zao hiarahana mi-roule. Ka dia efa homany ao anaty camion d'assistance ihany ny pneu terre/sec sy ny terre/ intermediaire/pluie fa mety hisy brouillard indray @ ity ndray mitoraka ity !!! cheers .
Zay fa dia @ Zoma zany ee!!! clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vita zany ny rallye G.B ry zalah.. hita fa efa tena manao daholo ny rehetra an!! clapclap .fa dia lasan'i Stekam zany ilay gros lot e !!!!hihihihi.. sinon raha tsy hita stekam dia lasan'i KGBmax !! What a Face ..dia raha tsy hita koa i KGB dia lasan'i Toky Peno !!!! What a Face .....
Bref... felicitation daholo an!!!.. @ saison manaraka mifampitady avec des nouvelles montures!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...