Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
invité

AX Groupe M9 A vendre

Messages recommandés

A vendre:

CITROEN AX
Groupe M9 , Homologation FSAM.
Plusieurs palmarès,prêt à courrir.
Prix: 6 Millions Ar.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
What a FaceWhat a Face
Tiko ihany aloha raha manana an'io za fa
Le tsy tantiko kosa le mbola tsy mandalo akory za de efa mikofokofoka daholo le oul ny sasany aza efa lasa nijery special hafa I love youI love you
Sady tena aleo asiana ny mpitondra mpanome spectacle ; de asiana ny mpijery sy mpankafy spectacle

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

raha izaho manokana aloha dia hitako fa tena mety raha manomboka @ fiara kelikely ny fanaovana Rallye, afaka mianatra mamaky note tsara,
miaina tsara ny tena ambiance anaty rallye, ny sensation hoe anao irery ny lalana tsy hisy hanelingelina anaty spéciale, ary indrindra indrindra tsy mila budget lehibe fa tena afaka mirevy tsara.
Fa rehefa mahavita Rallye 4 na 5 eo dia efa tsy maintsy hitady machine tsaratsara sy matanjaka hatrany.
Avis aux amateurs! bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena marina zany ka ;
Tsy maintsy miakatra manaraka zana-tohatra anie vao tonga eny ambony e
Na Loeb aza mba niatomboka tamin'y 2 roues kely

Fa amiko indray raha te hianatra aloha de
Manao voiture 00
Antony
1- Tsy misy pression
2- Ny budget tena ho kely kokoa (na inscription aza de efa tsy aloha Twisted EvilTwisted Evil ; fa raha mbola mahay minegoce amin'y organisateur aza mbolamety hiantohana ny sasany amin'y fandaniana drunken )
3- Ny temps de reparation zay tena mampikolay sy mety hanimba vam de afaka migalabona tsara enao mijery ze azo jerena rehetra,
4-afaka tsy manao ny ES rehetra (le miverimberina ireny ohatra tsy atao)

fa ny sisa moa de mitovy ihany ; mitondra amin'ny lalana mihidy, note, endurance, maka temps de mba micomparer

de ny hadinoko lol mbola mba mijery daholo ny Spect lol!lol!lol!

Eny eh fa miankina amin'ny sosy daholo ihany io e, sur kosa anie fa misy efa te hivadika mihitsy reo Piloten-tsika ireo fa araka nolazain'ny Patty tamin'ny gazety Midi de hoe ny vidina Boiten'ny 206 MRC mety hahazahoana P 504 miisa 10

Davonjy, Legah, Louvel, Nashemy, sns ... sur fa zavatra hafa mihitsy raha omena 4 Roues flowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy vita mora tokoa alou le manao rallye fa de passion no tena manosika e Rolling Eyes . Na ny fitadiavana spons aza zao efa manahirana tsy otran'ny taloha intsony, lol afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...