Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Evo 6.5 : tsara sa ratsy ?

Messages recommandés

Marina ny tenin'i Nirina58 fa ahavitana chronos milay ihany ilay evo 6.5 fa mila ketrehina be fotsiny ny réglages.

Izao no nataoko :

- Couple différentiel max :
- avant : 450 (na 675 raha kelikely virages ny lalana ka tsy mampaninona anao ny misy sous-virage kely)
- arrière : 900
- central : 900

- Dia ilay tableaux différentiel no ampiakarina daholo ny pourcentage accélérateur sy vitesse : arrière sy central no tena nokitihako fa vao nokitihana ny avant dia lasa niova be ny comportement an'ilay daba.

Dia mila manao roulage be aloha fa miova be mihitsy ny comportement an'ilay fiara ka mila mizatra kely vao mitetika ny hanao chronos.

Fa ny tsy milay dia tsy solide mihitsy io Evo 6.5 io ka raha vao midofotra kely dia na boite cassée na moteur maty na zavatra hafa mandreraka be
Evil or Very Mad

Ka conclusion : aleo ihany izany Evo 7 Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Le couple io aloh efa hitako hoe tsy vôtery hingaina ambony be e! fa le diff no mbola tsy nokitihiko mihitsy e!
meo patiny am an'là hoe lety.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Titorabary a écrit:
Tsara fa vô mdona kely dé Evil or Very Mad


C le point faible des mitsu lesy na evo 9 aza

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
Titorabary a écrit:
Tsara fa vô mdona kely dé Evil or Very Mad


C le point faible des mitsu lesy na evo 9 aza


Dia aza adona tsony zany koa lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...